mitady an lay namako zay
41. Fiffi
(
08/06/2007 16:47)
sitlo:sitlo: ka zah mitsikilo andry :-D:-D:-D raha vao miteniteny foana de kendaiko :-D:-D:-D:-D:-D
fiffi> ze aleha rehetra koa izany voakenda daholo :-D
43. soffia
(
08/06/2007 17:00)
rafify:
ngô de nafen'i sitlo sy colar kosa aza i fasaly
coucou ra fiffy! tazako ato ianao...
elaela tsy hita...:-*
sitlo: tena misangojy be ianao izany....
45. sitlo
(
08/06/2007 17:08)
Tena mba efa nasaina nitondra tena ihany aho fa teto tena tsy hitako ze tenenina.
Mahazo tsy mandray anjara? :-D
Mahazo tsy mandray anjara? :-D
46. Stretch
(
08/06/2007 17:12)
soffia:
sitlo: tena misangojy be ianao izany....
alorezy ngamba slita :°)
mba tsy afak'i fasaly zay alorezy zay :(
50. tess
(
08/06/2007 18:38)
sitlo: zedemo dinozoro:wink:
inona indray izany boaty vaovao izany aloha fa tsy maharaka izaho io fa tsy mbola kiknga saina ato amin'ny forum:roll::(
inona indray izany boaty vaovao izany aloha fa tsy maharaka izaho io fa tsy mbola kiknga saina ato amin'ny forum:roll::(
51. Bakobako2
(
08/06/2007 18:48)
sitlo ray boaty zay mivôka ray velona ze mivôka ray velona :-D
atsipy ny teny eny antandrokin'ny omby ,
atsipy ny vilii vaky
atsipy ny teny eny antandrokin'ny omby ,
atsipy ny vilii vaky
52. sitlo
(
08/06/2007 19:27)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mouhahaha.gif[/IMG]
54. sitlo
(
08/06/2007 19:43)
ny an'i kelly antitse be [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/srigole.gif[/IMG] =))
56. sitlo
(
08/06/2007 19:51)
sady matsatso be le soratra, ohatran'ireny feutra nasiana alcola intelo ireny. 8-)