mitady an lay namako zay

21. sylvain ( 06/06/2007 13:31)
hay ve lasa vakansy é!d aza adino hono lé vôny é!:-D:-D
22. Fiffi ( 06/06/2007 16:14)
booboo:
mihevona zay lay zanak'olona any hihihihih
atchoummmm :-D:-D:-D:-D


23. sympa ( 06/06/2007 22:54)
A tes souhaits :-D:-D:-D:-D
24. Fiffi ( 07/06/2007 05:19)
Nandalo farany
Ireo namana teto tao anatin'ny 10 minitra (11)

Webmaster (08:17:47)
Fiffi (08:17:47)
fasaly (08:17:26)-----------------------------
brunasi2 (08:17:05)
rafify (08:14:50)
miou (08:14:43)
Mimhie (08:13:35)
zed (08:10:59)
Coquillage (08:10:23)
mzuri (08:09:30)
maoly (08:08:31)
25. Stretch ( 07/06/2007 05:24)
io ary wa le efa napoiziko,
kala eo ihany fa tsy manoratra fotriny :o
26. Fiffi ( 07/06/2007 05:26)
27. ratonga ( 07/06/2007 08:49)
misy sary vao² ao:P
28. Fiffi ( 07/06/2007 09:14)
29. rafify ( 08/06/2007 09:28)
ngô de nafen'i sitlo sy colar kosa aza i fasaly
30. Fiffi ( 08/06/2007 12:07)
:roll: efa nandefa sary izy de efa nanoratra ao koh !
31. tess ( 08/06/2007 14:55)
misy sary vaovao ao fa tsy hita tsara hoe manao ahoana izy fa lazain'i sitlo fa mitovy hono zahay:wink::o

rafiffy : marina tokony izany sao mba misy fitapitaka ihany ao....
32. xxx ( 08/06/2007 15:55)
ié i tess =fasaly
33. Fiffi ( 08/06/2007 16:00)
:roll:
34. sitlo ( 08/06/2007 16:02)
izay ndray le xxx,

tess> mitovy fa tsy sahala ary eh.
Fa ny voaremarkako izany dia tsy dia tia ampitoviana ianareo satria izy koa nandefa hafatra hoe tsia. :-D
35. Fiffi ( 08/06/2007 16:10)
sitlo: so de voakenda eo njay ndry an ! :-D:-D:-D:-D
36. tess ( 08/06/2007 16:23)
:b:b:bxxx: fangah moa tsy izany foana no dradradraina eo hoe fasaly egale tess:roll::roll: de inona koa no hiafenana eo izao:-D:-D:-D
silto::-D:-D:-D:-D aleo ampitoviana tsara refa tena hita akaiky ny sariny:wink:
37. tess ( 08/06/2007 16:25)
fiffi: misy mpanakenda be angah ato:{:{:{mamahhhhhh! zahay vaovao itony zany raha tratran'izany dia ahoana????8O
38. tess ( 08/06/2007 16:26)
sitlo:

izay ndray le xxx,

tess> mitovy fa tsy sahala ary eh.
Fa ny voaremarkako izany dia tsy dia tia ampitoviana ianareo satria izy koa nandefa hafatra hoe tsia. :-D


maahay mampitaha raha ianao ity ka! kirana mihintsy aho.....


39. sitlo ( 08/06/2007 16:42)
fiffi> ze aleha rehetra koa izany voakenda daholo :-D

tess> vao nijery aho dia ohatra ny nitovy toa de hozy a hoe fasaly zandriny izannny
40. Stretch ( 08/06/2007 16:46)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/triste.gif[/IMG]
maazo mandray anjaraaaa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5497