belaza

1. xxx ( 03/03/2007 10:58)
tiako be ianao ry BELAZA :*
novalian'i Fiffi ny 09/03/2007 10:17
2. sitlo ( 03/03/2007 16:45)
itony ange mandika lalana eh. rehefa xxx dia tsy ankilaza ps.
3. Fiffi ( 03/03/2007 16:52)
ka lasa lamaody eto io miditra xxx mitoraka fitiavana an'olona io koh !
4. sitlo ( 03/03/2007 16:58)
tsy mamely koa izany lamody izany. Tsy hay intsony ny lahy sy ny vavy. :twisted:
5. Stretch ( 03/03/2007 17:11)
de zany ko v de malasa devoly andry ry sitlo ?
asio tsiky de ampy :D
6. sitlo ( 03/03/2007 17:16)
diso ndry tamn'iny

mitsikitsiky io, fa saingy manao solomaso mena fotsiny
7. Stretch ( 03/03/2007 17:24)
a i i zvtr misy tandrony io , jereo angé ao arina ra tsy mipelipelika be ny rambony e !
8. sitlo ( 03/03/2007 18:01)
taoana solomaso io fa tsy tandroka rekany eh
9. Stretch ( 03/03/2007 18:03)
avy aiza ndray ty rekany ty , nga njy avy any amin-dry rapatisy any Betatao Anjozorobe ?
10. sitlo ( 03/03/2007 18:09)
tary amin'ny tetsy sy teroa no nahitako an'io ka
11. Stretch ( 03/03/2007 18:22)
hay zany kôlena kôpiena daôly.
12. sitlo ( 03/03/2007 18:26)
an an an ka
izaho ihany ary no nampiditra ilay izy tany :lol:
13. Stretch ( 03/03/2007 19:34)
de ela iany zany ny mafantatra ny niavizany .
fa any am iny anjororobe iny ny ol no miteny an zany.
14. sitlo ( 03/03/2007 20:04)
tsy fantatro fa nisy rekany nipetraka tany akaikinay taloha dia r zareo miteny an'izany foana. Dia lasa izany no fiantsoana ny mpivarotra saribo dia avy lasa nalaza ilay izy.
angano angano, arira arira, tsy izaho no mandainga fa ny razambe taloha.
15. Fiffi ( 04/03/2007 06:39)
sitlo: dainnn :evil: io ve akia de mitsiky ? :roll::-D:-D:-D
16. Stretch ( 04/03/2007 19:25)
sitlo ngé ky efa mipôrina e , tsy hainy tsony ny manavaka ny mimé sy mitomany
8O
17. Fiffi ( 04/03/2007 21:04)
:-D
18. sitlo ( 04/03/2007 23:57)
fiffi> :twisted: fa tsy :evil:
:twisted:
19. Fiffi ( 05/03/2007 08:02)
:-D
20. xxx ( 06/03/2007 13:58)
=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6388