belaza

21. Fiffi ( 07/03/2007 17:21)
sitlo: ka na :twisted: na :evil: tsy mitsiky koh ! :-D:-D:-D:-D
22. belaza ( 07/03/2007 17:35)
tiako be koa ianao ry xxl
23. Fiffi ( 07/03/2007 18:24)
zay fa mivoaha @ zay ry xxx fa efa namaly belaza ....:)
24. kanto10 ( 08/03/2007 10:25)
hay de efa tia xxl an:(
25. Fiffi ( 08/03/2007 22:08)
mamp-:( ve zany ?
26. kanto10 ( 09/03/2007 09:28)
tena tsy lasa zany koa
27. Fiffi ( 09/03/2007 09:35)
fa maninona akia ?
28. kanto10 ( 09/03/2007 09:45)
ka hitan'i Fiffi noheveriko fa za no tiany be
29. Fiffi ( 09/03/2007 09:48)
ndryyyyy....:-*:-*
30. kanto10 ( 09/03/2007 09:51)
ndyyyy marina e, malahelo ny foko
31. kanto10 ( 09/03/2007 09:52)
mba handefaso anlay sary tsara be fataon'ny Fiffi ireny indray aloha za e, sarina voninkazo de coeur an, misaotra mialoha
32. Fiffi ( 09/03/2007 09:57)
io ary an ! :)
33. kanto10 ( 09/03/2007 09:58)
waouuuuuu, merci ho ana irery io an
34. Fiffi ( 09/03/2007 10:01)
iƩ
35. kanto10 ( 09/03/2007 10:02)
hitsiky amzay aho zany
36. Fiffi ( 09/03/2007 10:17)
=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0493