An'i mandrindra sy colar njay zao :):):) happy birthday

1. cutie ( 21/11/2006 00:07)
:*:*:*:*:*:*:*
novalian'i Fiffi ny 24/11/2006 21:04
2. Fiffi ( 21/11/2006 05:51)
de bon annif indray zany mandrindra sy colar sy ireo namana bdb zay androany ny annif-ny .
3. mimich ( 21/11/2006 06:05)
bon annif mandrindra sy colar
ary nade tsi-2-2 iza zany ato ho ato an!!!
hummmm, mety dité be miraradraraka zao any ho any:-D:-D:-D
fa ny anay aloah de gatô ihany no andrasana ee
4. Fiffi ( 21/11/2006 07:03)
5. kala ( 21/11/2006 07:10)
bon anniversaire daholo ireo manana tsingerin-taona anio

cutie > misaotra an'i toi aloha fa tena hita be ange le izy fa le fotoana enjehina lava dia manaraka eto fotsiny rehefa misokatra ny sijé :-*:-*:-*

mandrindra & colar > mahazoa zay iriana ê! mba ho irin'olo fa tsy haniry olo. :*:*:*:*:*:*:*:* (iza no tsy mba hanao :wink:)

tsy maninona na tsy andefasana gâteau aza fa aleo fiffi no asaina manao sary ngôdabe eto

fiffi > matoky andry zà amin'izay :-*:-*:-*:-*
6. Mimhie ( 21/11/2006 07:24)
Bon anniver ary e! de mahazoa izay iriana sy ho lava andro, aza adino ny gateau!:lol::lol::lol:
7. sasa ( 21/11/2006 08:27)
bon anniversaire ho an'i Mandrindra sy colar sy ny namana rehetra tonga fety anio.:-*:-*:-*
8. pissoa ( 21/11/2006 09:12)
mandrindrakooooooooo, bôny fety :-*:-D
9. pissoa ( 21/11/2006 09:14)
mirary soa oa an'ize tonga fety anie.
10. ravatorano ( 21/11/2006 09:26)
bonina aniverisera lah ry zandry colar d toy izany koa i mandrindra kely
bonifety eh
d mirary soa ho anareo hatrany
=D=D=D=D=D
:wink:
11. booboo ( 21/11/2006 10:22)
mandrindra kely

hihihihihi


Mirary soa sy fahasalamana lalandava ho an'i Mandrindra(botabota) sy Colar ô. Dia hifanantitra @ zanaka aman-jafy aby nareo.
12. Angie ( 21/11/2006 10:48)

Mirary fety ho an'i rehtra zany dia bisous be indrindra an'i Colar sy mandrindra maditsa :-*
13. andry08 ( 21/11/2006 12:03)
Miarahaba anareo rehetra .:)
14. mamafara ( 21/11/2006 12:14)
arahabaina tratry ny aniverisera nareo!:):):):)
15. mandrindra ( 21/11/2006 13:46)
sitraka sy telina no atolotra anareo namana rehetra mahatsiaro no sady mirary soa. koa dia mahazoa izay irina jiaby jiaby konkou ianareo rehetra.

cutie, :*:*:*

mimich, ie mitobatobaka mihitsy izao ny dite fa ny andro efa mangitsy ka:wink:

kala, :*:*:* zay mihitsy, samia manao daholo

pissoaaaakoooo, melsi, efa feno ve ilay 3?:wink:

angie, maditsa ahoana indray ary ahoe, avia mba hampahendreo aho fa aza avela ho toy izany an:wink::lol::lol:

16. Fiffi ( 21/11/2006 13:49)
mandrindra: efa nialehibe , nahazo 1 taona zany de efa lasa hendry ..:-D:-D:-D:-D
17. cutie ( 21/11/2006 21:14)
cutie > misaotra an'i toi aloha fa tena hita be ange le izy fa le fotoana enjehina lava dia manaraka eto fotsiny rehefa misokatra ny sijé

dr e:lol::lol::lol::lol:
18. fijo ( 21/11/2006 22:24)
ô ry izy mitsam an,hay fety be ny mambra vaventy ny dite tao????de nanao akory ny dite tao le?tsy niraraka ve?
19. melody ( 21/11/2006 22:59)
ka raha mbola misotro dite izany hoa i mandrindra tsy ho lasa hendry izany e :-D
20. cutie ( 21/11/2006 23:12)
:-D:-D:-D:-D
mbola misotro dite zay reny de tsy nipoitra :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0844