Antson'ny fo

lee ( 28/04/2006 15:23)
Mitady Olon-tiana vehivavy, tsy zazakely, ary tsy antitra, fa antonony, tia milamina, tsara fanahy, Hendry, na efa manana zaza iray aza tsy maninona, Manorata ao aina_mbola@yahoo.fr Misaotra... tohiny
novalian'i llalah ny 11/07/2006 07:21
nambina ( 28/04/2006 09:18)
mitady an'i gernico na rado izay mahalala o! Mipetraka any dago izy fa namana serasera ihany... tsy henoheno manko dia lasa saina hoe nankaiza:?:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 03:21
ptifou ( 26/04/2006 10:20)
ZE MAHITA AZY MBA ANOME AHY NY COORDONE ANY ... tohiny
novalian'i ptifou ny 10/05/2006 10:05
colar ( 26/04/2006 08:05)
mitady vehivavy hanome fitiavana sy hizarana fitiavana fa manana fitiavana be za,misaotra o.... tohiny
novalian'i kozboobak ny 16/07/2006 04:48
rapala ( 24/04/2006 12:16)
Mila ny hevitrin'ny malagasy rehetra aho fa misy namako malagasy izay naka ny zanakany anadahiny nianatra taty am-pita. Nandeha tsara ny fandehanjavatra, nianatra sy niasa ary ilay bandy kely ary efa ... tohiny
novalian'i rapala ny 05/05/2006 11:21
honorine ( 22/04/2006 05:27)
Faly miarahaba anareo mpikambana,vao niditra honamanareo ka mba valio fa mila namana mba hiresadresaka sy hanome sosokevitra.hifampizara ny soa sy ny mahafinaritra.lehilahy na vehivavy ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/04/2006 12:39
xxx ( 21/04/2006 18:19)
seheno diamantine, bodo, francky, david, mpianatra tao @ fitarikiandro andravoangy, t@ taona 94 na 95 teo ho eo, ny fantako kely aloha i seheno sy bodo aty andafy ,fa raha misy mba mahafantatra ny mo... tohiny
novalian'i dadabe ny 29/04/2006 05:09
rastafarai ( 20/04/2006 23:32)
Aiza kosa v d hitoka-monina fa ra misy afaka hinamanana v tsy aleo mba mifanala andro eto...sa diso v za!?... tohiny
novalian'i RALEM ny 28/06/2006 14:20
xxx ( 20/04/2006 16:49)
TSY AMPY KETSA KA MIVEZIVEZY E TSY TIA VAZAHA FA GASY IHANY E... gasy lahy 31 taona ,divorcé mipetraka eto FRANTSA manana taratasy ara-dalàna Manantena valiny mahafa-po e reponse assurée av... tohiny
novalian'i booboo ny 07/07/2006 09:10
ikalakintina ( 16/04/2006 16:07)
za reto mitady an'i kalaroa a!, so de mba misy malala azy nareo, angamba efa teto am serasera izy asa na niova anarana hafa na tsy manketo intsony!, de misotra o!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/04/2006 15:23
xxx ( 16/04/2006 09:03)
vehivavy de 17-19ans mpianatra ity ny adiresiko pynnokyo@yahoo.fr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/05/2006 12:44
Rainimaharavo ( 12/04/2006 08:53)
Misy indray hono izao ny hoe T.D.M. an'ny mpanao politika RAJAONARIVELO Pierrot. dia hoy indray ny dikan'io T.D.M. io amin'ny vahoaka hoe : Tonga Dia Mamono. ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/04/2006 11:36
hasiniavosi ( 10/04/2006 12:18)
Manao ahoana daholo, Mitady ny very e! Hafatra ho an'i Hafatra(lehilahy). Mbola tadidinao ve ny anaranao gasy(Hafatra) Manan-joky anakiray ianao aty m/car(Ando). Teny Ambanidia isika no ni... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/04/2006 04:37
lool ( 10/04/2006 09:37)
Akory jiaby jiaby ! tsy zany fa mba misy resaka kely e! izaho zany tena liana amin'itony tononkalo itony mintsy indrindra fa resaka fitiavana no voalaza ao ka raha azo atao dia mba handefaso an'reny t... tohiny
novalian'i lool ny 27/04/2006 09:55
Nickovy ( 08/04/2006 11:35)
Misy namako mitady maika an'Atoa Joel ANDRIANARINOSY teraka tao Manaratsandry Marovoay (56 taona). Na fara faharatsiny olona mahafantatra azy na ny fianakaviany. Dia miandry anareo hanampy an'io namak... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/04/2006 19:54
fasaly ( 06/04/2006 16:51)
:?:?:?elalea zany zay try nahita an'i dimaondra27:?:?:?asa lasa aiza izy izay:?::?: otsan'ny nalahelo azy aho tao ho ao waaa e!:(:(:(:-w... tohiny
novalian'i dadabe ny 16/04/2006 14:44
xxx ( 05/04/2006 16:59)
vhv(gasy) namany tany @ escale(arnouville) no mitady,ny nµ° tél-ko tsy niova, ka raha mba misy havany na mahalala azy dia mba ilazao izy fa mitady azy mafy hoe lay namanao.misaotra ! ... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2006 19:16
doralala ( 04/04/2006 12:36)
RNS
Ahoana e ? Handeha hamonjy RNS aho ka tsy mety ve raha mifanao fotoana any isika mpikambana mankany ? Izay e ! Tsetsatsetsa tsy aritra indray ny ahy eto, fa mba jereo ity : http://hetsika.free.fr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/04/2006 15:03
sakaizakely ( 25/03/2006 14:39)
Herinandro fotsiny izy no teto amiko dia lasa nody sahady. Ma mini grande SOEUR à moi, ma moitié, mon double, ma copine, ma choupette, ma cocotte... Vao tsisy tapakandro izay no nandehanany dia efa ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/04/2006 04:30
anas ( 19/03/2006 10:23)
:cry::cry:miarahaba antsika rehetra ny tenako! za mou zany d mitadyu namana é! mba hiseraseraina ato! d manantena ny fandraisanareo ahy aho é! satria henoko fa ato no misy ny tena namana sy tsara ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.078