Antson'ny fo
anas
(
19/03/2006 10:23)
:cry::cry:miarahaba antsika rehetra ny tenako! za mou zany d mitadyu namana é! mba hiseraseraina ato! d manantena ny fandraisanareo ahy aho é!
satria henoko fa ato no misy ny tena namana sy tsara ...
suite
répondu par tsimatimanota le 26/05/2006 09:21
xxx
(
09/03/2006 10:28)
salut daholo ny namana rehetra e
izaho reto mba misy zavatra ho tantaraiko anareo rehtra mandalo eto a, misy namako iray izay tena mampalahelo ahy mihintsy ary tena tsy hitako intsony izay atao azy k...
suite
répondu par Fiffi le 06/04/2006 10:30
xxx
(
09/03/2006 08:13)
Tsy mbola afapo tamin'ireo valinteny izahay, ka indro hamafisinay ilay antso.
Raha ianao ilay namanay tao CTM ka lasa niasa any Diego: dia mba homeo ny adresse hafahana manoratra ho anao izahay!
mis...
suite
répondu par mandrindra le 09/03/2006 14:47
lalanirina
(
07/03/2006 10:58)
mba mitady an lay akamako fahazaza zay za sao mba misy mahalala azy,andriamampianina hantanirina no anarany fa eto france za zao ,gasy vo tonga e,...
suite
répondu par kiry le 09/03/2006 07:00
pisou206
(
07/03/2006 10:22)
salut daholo a
Sao mba misy afaka manampy anay anie ianareo e.Filles de rues ny Ariane Tourism Institute Tamatave ihany.
Mba mitady ny numéro phone na adresse mail -ny Rija Ratafika - lay bandy...
suite
répondu par Fiffi le 13/03/2006 07:44
bird
(
03/03/2006 10:52)
Mitady fitiavana amin'olona vehivavy raha liana amin'izany dia valio aho fa mifanazava isika avy eo .Misaotra tompoko...
suite
répondu par caline le 20/06/2006 19:22
lovely
(
03/03/2006 10:38)
(l)Slt!
Misaotra anao sahady mamaky ity hafatra kely ity.Za dia mitady namana izay hiriko ny mba tena ho akaiky ny foko.Fa izao,izaho aloha dia olona tsotra sy tena azo hifandraisana tsara ka mba hir...
suite
répondu par Fiffi le 10/04/2006 15:16
xxx
(
02/03/2006 16:04)
"na dia fohy aza ny fotoana niarahana ..." ilay tany Mahajanga, dia lasa any Diégo ianao avy teo!!raha ianao no mahita ity hafatra ity dia valio fa......
suite
répondu par llalah le 29/04/2006 06:23
lali
(
02/03/2006 09:43)
tiako ny olon-tiako fa tsy hainy ny mampiseho fiavanati amiko izy koa anefa tsapako fa tia ahy za ko miankina be aminy ny fitiavako nohon' ny tsy fahampin-dray teo amiko kamboty ray mbola kely manko z...
suite
répondu par tsimatimanota le 26/05/2006 09:18
lali
(
02/03/2006 09:28)
manana olon-tiana aho tiakobe izy fa ny bleme de izao izy tsy mahay mampiseho fitiavana amiko izao anefa tena mila fitiavana satria tsy mba niaina t@ fitiavan- dray zany aho dia miankina am...
suite
répondu par Veloo le 03/03/2006 15:40
Fiffi
(
28/02/2006 14:18)
> "Nohon'ny fitahian'ny Tompo dia soa ihany fa misy itony fifandraisana itony. Mety
> ahagaga anao ny ahazo ity mailaka ity. tena mirakitra fahamarinana anefa izy ity
> :
> Manana ankizy kely ...
suite
répondu par Fiffi le 16/03/2006 20:39
xxx
(
28/02/2006 06:38)
tena kofa mitady joba milay aho
ok
mpananihany: s'abstenir
(Nesorina ny adiresy satria tsy fantatra sao dia adiresin'olona no napetrakao... ianao rahateo xxx)
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
suite
répondu par batso le 26/03/2006 14:06
colar
(
23/02/2006 11:26)
mba mila akama any france za fa te hiodina kely any na de 1 sem fotsiny aza e,hivazo an,na vavy na lahy,nefa alo tsara ra vavy e,hihiiih...
suite
répondu par njakal le 15/05/2006 12:07
vatosoa08
(
23/02/2006 10:09)
Mila namana tena namana,25 à 30 ans.Hifampitafatafana e sy hizarana izay mahasoa koa...
suite
répondu par Fiffi le 11/03/2006 20:30
Fiffi
(
21/02/2006 16:16)
Tsy aiko ry zareo fa indraindray aho dia malahelo. malahelo inona anefa ? malahelo an'iza ? fa misy inona ? betsaka ny fanontaniana hapetrako irery koa. Tsy mi-deprime aho an! fa tampotampoka eo dia m...
suite
répondu par Fiffi le 06/04/2006 12:06
mamzelkely
(
21/02/2006 08:48)
za mba te hanao antson'ny fo fa ts haiko lôtra we ôtrany aôna ny olona tedaviko :roll: mbô ampio za:-D:-D:-D:-D...
suite
répondu par Veloo le 10/03/2006 16:04
rakikih
(
11/02/2006 15:05)
Raha mba misy tovovavy iray tia tovolahy dia ataon'ilay renin-drazazavavy foana izany tsy ifankazahoan'izy roa ireo indrindra moa raha gasy ilay tovolahy ka tsy mifanaraka @ eritreriny dia mba ahoana ...
suite
répondu par TYNOS le 21/02/2006 14:53
zandikely
(
11/02/2006 03:55)
Il y aura 31 ans demain, le colonel de la gendarmerie Richard Ratsimandrava a été froidement assassiné du côté d’Ambohijatovo Ambony. Faut-il rappeler que le 5 février 1975, pour des raisons i...
suite
répondu par Veloo le 11/02/2006 23:38
ramajik
(
10/02/2006 09:58)
taty alemàna,sendra tafaraka nipetraka tao anaty train i ramerla(amerikana), rachangy(sinoa), rainiboto(alemà) ary i Ali(turque)...nandeha ny train...afaka kelikely, nanary dôlara maromaro tany am-...
suite
répondu par Veloo le 10/02/2006 19:44
Fiffi
(
09/02/2006 16:55)
Mampalahelo be ny nanjoha ity ankizy lahy vao 10 taona. Raha nisakafo ny tao an-trano ary akoho ny laoka dia nikiky taolana izy ary nateliny ny taolana somary kely izany , saingy io taolana io dia ta...
suite
répondu par Fiffi le 09/03/2006 18:09
