FITIAVANABE
1. bird
(
03/03/2006 10:52)
Mitady fitiavana amin'olona vehivavy raha liana amin'izany dia valio aho fa mifanazava isika avy eo .Misaotra tompoko
novalian'i caline ny 20/06/2006 19:22
3. RBN
(
03/03/2006 14:12)
bird:
Mitady fitiavana amin'olona vehivavy raha liana amin'izany dia valio aho fa mifanazava isika avy eo .Misaotra tompoko
5. lovely
(
03/03/2006 15:29)
Slt nareo!
I lovely ihany é.Mba mila fanapiana aho fa mba hitady ilay sipakely ko taloha izay.Teto Antsirabe no nifankafataranay teny @ lycée.Nanomboka 2nde izaho sy io sipa kely niaraka ny taona 97-98 de ny taona 2000 izy nifindra tany Tana dia tsy nahare vaovao momba azy intsony,nefa tena malahelo azy be.Raha ianao io ilay izy dia mba valio aho ry "Tsitsy" fambola tsy manadino.

6. Veloo
(
03/03/2006 15:38)
bird a raha tsy misy profile enao tsy hisy ande hanoratra any @ nao ...tsy fantatra akory enao na la na vavy voloany indrindra:roll:
10. Fiffi
(
04/03/2006 20:08)
8O8O8O8O8O8O fa inona koa ity ???????????????????????
zao ve ry xxx no hatao hoe "Antson'ny fo" ?????

11. Fiffi
(
04/03/2006 20:11)
xxx :evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil::evil:
tsy mahagaga ny fihafenanao @ xxx io raha izao no "Antson'ny fo" amianao an! :evil::evil::evil::evil:

15. mandrindra
(
06/03/2006 10:01)
bird mbola manidina ka tsy te hifikitra, mbola miovaova, izay no tsy ametrahany ny momba azy angamba.
ny an'i xxx kosa tsy antson'ny fo fa zavatra hafa no antsoiny.

16. fasaly
(
06/03/2006 10:44)
tandremo ary tratran'ny gripa aviéra eny ampanidinana eny zay vao loza:°)
18. fasaly
(
06/03/2006 11:18)
:-D:-D:-D inona natsoiny ry lmandrindra????
kou we zany izy hoe mafàna hono:-D
kou we zany izy hoe mafàna hono:-D
19. mandrindra
(
06/03/2006 12:24)
za aza mbô manontany ry fasaly a.
raha efa mafana dia ilay mampitsonika sisa no andrasana angamba.