antson'ny foko 2 - le retour

1. mamzelkely ( 21/02/2006 08:48)
za mba te hanao antson'ny fo fa ts haiko lôtra we ôtrany aôna ny olona tedaviko :roll: mbô ampio za:-D:-D:-D:-D
novalian'i Veloo ny 10/03/2006 16:04
2. ari.malala ( 21/02/2006 09:23)
:-D:-D:-Dfantaro tsara alo ze tena tinao ramatoa oooooooo! sa itadiavako enao? nefa tsy maintsy tinao ze entiko eo an;) :-D:-D:-D:-D:-D
3. Fiffi ( 21/02/2006 09:50)
:-D:-D:-D:-D ataovy lisitra aloha hoe tahak'izao sy izao no tadiaviko eh! :-D:-D
4. mamzelkely ( 21/02/2006 09:52)
ka tena ts manan idée mits anie za ee:roll:
eto ao klou ny lisitrao ry ari de hitatsika aveo :-D:-D
5. rurik ( 21/02/2006 12:44)
ataovy ny misitra fa izany no ananana namana sa ahoana? sao mba afaka manampy ianay zay:-D:-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 21/02/2006 13:02)
bdb olona tsara fanahy, tsara tareh bdb ee ameo alo ny liste avy aminareo de eo za no mifidy ee:-D:-D
7. rurik ( 21/02/2006 13:12)
mamzelkely mahita aho fa bitsibitsiako njy sao alain'i Fiffi eo raha soratako eto fa bogany be =))=))=))=))
Fiffi vazivazy ny ahy an sao:(
8. fasaly ( 21/02/2006 13:32)
mamzel: raha tianjy ny ranga sofina de mahinta ihany aho ka!:°):roll:
9. mamzelkely ( 21/02/2006 13:34)
fasaly< omeo klou ny sariny de hitatsika eo aveo :wink::-D:-D

rurik< torak'izay ko alefao ny sariny de hitatsika eo :-D:-D:-D
10. rurik ( 21/02/2006 14:19)
ny sariny kosa aloha tsy mbola alefako fa ny pozipoziny no omeko anjy
Bokony
Bebe ravotsofina
Bebe maso
Bebe daholo ny rehetra e dia azonjy sary atsaiana kosa e !!!
11. cutie ( 21/02/2006 14:25)
mamzelkely [ Valio ] 21-02-2006 12:48:46
Lohateny : antson'ny foko 2 - le retour
za mba te hanao antson'ny fo fa ts haiko lôtra we ôtrany aôna ny olona tedaviko mbô ampio za
fa arian-jy aiza i papa e :-D
12. rurik ( 21/02/2006 14:37)
cutie angaha aky misy papa::?:?:?
13. cutie ( 21/02/2006 14:40)
rurik, tara be njy :-D
14. rurik ( 21/02/2006 14:41)
cutie izany an dia nataony aiza toko zany i papa :?:?:?:?
15. cutie ( 21/02/2006 14:48)
rurik , ka za aza vo manontany azy io koa :-D
16. TYNOS ( 21/02/2006 14:49)
anontania ry bôfy-nao fa hanome critère anao izy...(l
17. pissoa ( 21/02/2006 15:05)
mamzel, ilaozy manangona kritera sy be resaka eo dia rehefa lasan'ny olona ny bandy milay vao gaga :°):-D:-D:-D:-D:-D
18. Veloo ( 21/02/2006 15:57)
atsoy aloha ny fo njy mamzel a:-D:-D:-D:-*:-*
19. Herimiafina ( 21/02/2006 20:51)
Otsan'ny te hitady olona koa zah zany klé! Fa ny ahy tonga de fantatro avy hatrany tsy mila fisainana lalina sy critere, tsy ampisainana: i mamzel, hehehehehe=))=))
20. Veloo ( 22/02/2006 02:35)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1739