mitady ireo ankizy gasy any liban

1. laly ( 14/06/2006 14:55)
mba te hifandray @ ireo ankizy gasy any liban
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 09:06
2. Fiffi ( 14/06/2006 15:16)
toa misy de misy tokoa any fa de aleo ry zareo zany hamaly anao !:)
3. ja ( 14/06/2006 19:29)
lol fiffi hihihi!
ary mamaly fona na dia tsy mikasika azy ary ilay lohahevitra an!hihihih
4. Fiffi ( 15/06/2006 05:29)
:oops:
5. Fanja1 ( 15/06/2006 06:19)
ja de maninona? jaloux (se) njay ny sasany :P
6. Fanja1 ( 15/06/2006 06:41)
izy aza mba miteny we misy ato fa aleo ry zareo no hiteny ny tenany
7. Aino ( 15/06/2006 06:48)
hihihih izhao koa hamaly lol!!
8. Fanja1 ( 15/06/2006 07:20)
Aino hihihi
9. Fiffi ( 15/06/2006 08:13)
:-D
10. yonikafopl ( 15/06/2006 12:44)
laly za aty Liban raha toa ka te hifandray amiko enao.
11. Fanja1 ( 15/06/2006 13:07)
laly io ny valinteninao:)
12. Fiffi ( 16/06/2006 09:06)
ja: hitanao zany ? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1094