mba te-hivarotra Mercure rouge Naturel avy anaty tany.

1. pablo ( 23/05/2006 19:21)
Mitady fanampiana. Tiako hanotaniana dia: aiza no azo ivarotana an`ilay izy ary hoatrinona ny tena vidiny iray litatra, na any dago na aty ivelany fa interesse ahy ny hahafantantra an`izany.mba valio raha misy mahafantatra fa tena urgent ilay izy..... misaotra mialoha.:)
2. Fiffi ( 23/05/2006 19:27)
tena tsy mahafantra eh!
3. dadabe ( 24/05/2006 08:11)
humm tsy azo entina eny ambony aeropilanina ireny a
4. Fiffi ( 24/05/2006 08:14)
5. booboo ( 24/05/2006 09:01)
eny @ ireny mpanao firavaka reny angamba mety misy hividy nefa mety ho kely be ihany no hovidian-dreo fa tsy hahatratra iray litatra.... :/
6. SALOME ( 24/05/2006 10:58)
Lazao ahy daholo ny momba azy, aiza ilay izy eto dago sa any andafy.Mahita aho.
7. Fiffi ( 24/05/2006 11:09)
hay kosa an! tsara kosa zany an!
8. Herimiafina ( 24/05/2006 12:47)
Pure ve ilay izy sa tsia.
Tadidio fa mi-varier be ny vidin'ireny arakarak'izay handray azy, ary arakarakin'ny lokony (densité).

manontanitania ihany fa feno mpandray an'ireny ao Tanà ao, toy izany koa ny souffre, vato, sy ny atodin'omby.
9. diamondra27 ( 24/05/2006 20:56)
any tamatave misy mividy sy mivarotra?
Omeo ahy ny coordonnée de raketina
misy échantillon ve aloha le izy e!
de tanjemo sao de manambaka an!
10. Fiffi ( 25/05/2006 04:49)
hummmm ! nga ireny azo hamidimidy tahak'izany kay ? toa produit dange be io koh! :roll:
11. diamondra27 ( 25/05/2006 06:58)
fiffi: njy kou akia tssss
bizina akia io a!

asio échantillon aloha jerena e!

tena kozy io ry pablo fa za mitady an! omeko sopapa enao fa anoraty aho any ambadika
12. Fiffi ( 25/05/2006 07:01)
diamondra: ie ! bizna fa ny produit hoa dange satria mahatonga cancer ?
13. pablo ( 25/05/2006 18:33)
Tsy sangisangy le izy fa tena marina.Zaho tsy dia mahafantara ny qualite tsara mba omeo sopapa kely aloha, fa ny fantatro fotsiny dia hoe ny M.rouge no tsara hono.Dia ho soratako daholo ireo adresse-nareo ireo izay mety hisy fanantenana mba ho contacte-vako rehefa tonga any dago zah @ volana aogostra. Fa ho any ambanivohitra zaho haka azy, ary ho tonga any Tana zaho hitondra ny echatillon. dia ho hita eo zay tohiny.
14. pablo ( 25/05/2006 18:37)
Ho an`i Salome dia tsy maintsy ho contact-ko ianao fa matokia @ volana aogostra dia haka azy any ambanivohitra zaho satria aminio ny lala na mankany vao azo handehanana tongotra. (any dago ilay izy fa tsy aty ivelany).
15. diamondra27 ( 25/05/2006 21:14)
pablo: dia efa miandry izaho izany rehefa vonona ianao
16. dadabe ( 26/05/2006 09:19)
Mpandefa : pablo [ Valio ] 25-05-2006 23:33:45
Lohateny : Re : mba te-hivarotra Mercure rouge Naturel avy anaty tany.
Tsy sangisangy le izy fa tena marina.Zaho tsy dia mahafantara ny qualite tsara mba omeo sopapa kely aloha, fa ny fantatro fotsiny dia hoe ny M.rouge no tsara hono.Dia ho soratako daholo ireo adresse-nareo ireo izay mety hisy fanantenana mba ho contacte-vako rehefa tonga any dago zah @ volana aogostra. Fa ho any ambanivohitra zaho haka azy, ary ho tonga any Tana zaho hitondra ny echatillon. dia ho hita eo zay tohiny.
Miverina ery ambony
tsy hono less fa tena marina a


diams hummmm :-w:-w hanao afera ???8O
17. diamondra27 ( 26/05/2006 09:32)
dadabe: ié fa miandry tour e! liste d'attente aho fa misy prioritaire ao = salome
18. dadabe ( 26/05/2006 09:38)
:-w:-w:-w
19. Olivaniaina ( 08/10/2013 11:57)
manahoana tompoko!izahay mividy mercure rouge @vidiny mahafapo anao,azo antoka sady matotra tsara!!raha misy liana dia mba valio azafady indrindra tompoko dia omena anao n mombamomba anay!!tsy misy atahorana fa azo atokisana tsara!
20. Olivaniaina ( 08/10/2013 11:58)
manahoana tompoko!izahay mividy mercure rouge @vidiny mahafapo anao,azo antoka sady matotra tsara!!raha misy liana dia mba valio azafady indrindra tompoko dia omena anao n mombamomba anay!!tsy misy atahorana fa azo atokisana tsara!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2284