Antson'ny fo
ngama
(
10/06/2004 14:51)
Mba tena mahazo ve eto? Io ary misy tolotra ho an'izay mitady malala. Miandry aho fa raha misy de tena omeko fitiavana ngeza be ohatra ny lohany. ...
suite
répondu par fijo le 02/09/2004 20:03
latifa
(
31/05/2004 12:28)
Raha mipetraka amin'ny tany silamo ianao dia mba te hifandray aminao aho.(Maroc-Egypte- Tunisie-Lyba, sns....)...
suite
répondu par xxx le 09/03/2005 07:37
nikopol
(
30/05/2004 09:07)
Efa ho tonga ity ny été, fotoanan'ny fialan-tsasatra. Mila amour de vacances aho izany.
Ny vehivavy tadiaviko dia vehivavy tsy dia nahita fianarana firy....
suite
répondu par namanabe le 12/04/2005 12:38
xxx
(
25/05/2004 13:41)
ory zareo an! tena inona no ataoko fa tena tojo ny tiako aho nefa tao tena manao ny tsy hitiavako azy izy , nefa izao! izy tsy mahafoi ahy mihitsy tsy fatatso ny antony . ...
suite
répondu par banga le 21/04/2005 10:04
xxx
(
14/05/2004 10:03)
ny tenako tovovavy, tsy sanatria akory anisan'irony mitonon-tena fa satria maro ihnay reo tovolahy mitady sila-panahy ka tsy aiko raha misy manjary amiko ihnay ry zareo reny fa raha mitady fanazavana ...
suite
répondu par fijo le 24/02/2005 21:42
rzmbe
(
07/05/2004 20:48)
FILAZANA:
Izay olona tsara sitrapo sy liana ary maniry hampandroso sy hanamafy ny fihavanana nolovaina tamin’ireto razambe ireto :
RAINIFIRINGA – RALAIMAHOLY XVII Vtra
RAINIDAORI...
suite
nananie
(
28/04/2004 15:50)
Misy gasy avy any ve ato @ namana ô?...
suite
répondu par fijo le 17/06/2004 22:10
xxx
(
25/04/2004 07:08)
K'aiza daholo nareo iray kilasy tamiko taloha eh? iza no nanala cepe tao t@ 98. Sy ny hafa taloha be!...
suite
répondu par fijo le 03/05/2004 22:41
xxx
(
24/04/2004 14:18)
izay mandefa mail 3 voalohany mahazo ny sariko
mitady sipa tsy mihoatra ny 23 ans iarahana maharitra ...raha misy
e_edenah@yahoo.fr...
suite
répondu par fijo le 13/05/2004 21:41
razilinah
(
06/04/2004 13:19)
Mitady SIPA manana signe astrologique VIERGE na "Asombola" fa tsy "virijiny" amin'ny fiteny Malagasy ofisialy. Izay manana an'io dia mba iangaviana hanoratra aty amiko....
suite
répondu par fijo le 23/06/2004 21:51
bokona
(
05/04/2004 06:47)
Za ranga mba mitady sipa hiara mirozy @ lundi de paques ah...
suite
répondu par fijo le 22/06/2004 22:52
jerry
(
04/04/2004 13:33)
répondu par yonikafopl le 17/04/2004 19:03
ngama
(
01/04/2004 15:12)
Raha liana ianao dia azonao andefasana hafatra aho ka dia miandry anao mila namana io.
Mba hahafantaranao ny momba ahy dia azonao jerena ato @ ity site ity ny sariko
http://namana.serasera.org/i...
suite
répondu par hendry le 17/04/2004 10:27
zanita
(
25/03/2004 19:06)
mitady raha mba misy any ho any olona kambana amiko zany hoe teraka ny 24 03 82 t@7:15 maraina , na de tsy mitovy heure aza de efa mahafaly ahy ok ...
suite
répondu par iartistika le 16/02/2005 21:50
manafolahy
(
25/03/2004 13:19)
Izaho dia mitady tovovavy afaka hanomana ny ho avy miaraka amiko, ary manana ireto fepetra ireto: Tsy vadin'olona na efa manana sakaiza, matotra @ fitafy,fiteny,fisainana,tia mifampiresaka ,olona man...
suite
répondu par ramaso le 02/12/2004 00:09
rapah
(
24/03/2004 13:13)
Mitady sipa izay tsy mahay mampi
ra fy aho raha misy any hoany .toa ahy tsy mahay mampirafy ihany .
tena matotra io fa tsy vazivazy.
rprincis @yahoo.fr, contacteo...
suite
répondu par besoiiin le 25/04/2004 21:18
xxx
(
17/03/2004 12:48)
ô ry zalahy mpanoratra mahay ato amin'ny serasera?ity misy kôzy milay, 'ndé hanangana sampana iray vao² zà,ho an' izay mitady sipa.De asiana sokajiny hoe matotra,tsy matotra, manja, ratsi²,bingo...
suite
répondu par fijo le 03/06/2004 22:08
xxx
(
15/03/2004 18:18)
mitady sipa mikiff rap tsy miankina @ clan na groupe nefa kosa mahafe ny rap tsara
ny tiako lazaina @ le mahafe de tsy we voatery mahay mivazo rap fa rehefa tsy mivadika @ rap fotsiny de mahafe azy z...
suite
répondu par fijo le 26/01/2005 21:36
ngama
(
26/02/2004 13:52)
Hifanadaladala fotsiny izany ilay fiarahana tadiavina fa tsy matotra ka mba mety mahita ve eto?...
suite
répondu par fijo le 07/05/2004 00:08
