Antson'ny fo
eden2004
(
27/12/2004 11:21)
mitady vehivavy fotsifotsy somary be nono, na dia tsy dia tsara loatra aza, mba hifanoratra amiko ho mpinamana na ho mpifankatia , izao dia 26 taona, miasa amin\'ny banky iray eto andrenivohitra, ...
suite
répondu par fijo le 28/04/2005 21:52
nikopol
(
23/12/2004 15:34)
répondu par fijo le 20/01/2005 23:59
sechat
(
09/12/2004 13:03)
Inona no avalinareo rehefa anontaniana hoe tianao ve za? Ohatrin\'ny ahoana? :roll: ...
suite
répondu par fijo le 03/01/2005 22:58
manohisoa
(
17/11/2004 15:22)
Mba mitady ankizy atao hoe Raissa, nianatra tao @ INSCAE de 1996 à 2000. Any France hono izy amin\'izao.
Te souviens tu de ce que je t\'ai dit il y a 2 ans, que je ne sortirai pas avec une autre s...
suite
répondu par booboo le 04/07/2005 16:45
xxx
(
29/10/2004 08:39)
mitady olo-tiana matotra afaka hifapizara fitiavana eto @ ity fiananana mandalo ity...
suite
répondu par fijo le 04/01/2005 22:59
tiakoianao
(
08/09/2004 09:36)
Mitady vehivavy tiako sy tia ahy zah, mba alefako aty ty annonce ity satria mety ato no misy azy satria tsy voatery ho hitako eny rehetra eny! de aza misalasala manoratra eh !...
suite
répondu par iartistika le 10/04/2005 13:24
sousoune
(
01/09/2004 11:28)
sao de mba misy mahalala any Ramahatoraka Rovaniainadit Pepe nipetraka tany Tamatave ,mba omeo vaovao zay mahalala de misaotra mialoha,tsy misy in na eritreritra ratsy fa mba fitia te hahalala fotsiny...
suite
répondu par mateur le 30/10/2012 18:20
herylo
(
31/08/2004 14:15)
(l) slt! Izao mba manana olona tina nefa dia tsy dia mifanerasera be loatra izahay ary tsy dia mifankahita matetika.Tiko anefa izy na lavitra ahy ka inona no azoko atao? :?: :?
andefasako hafatra...
suite
répondu par HeryLo le 25/04/2005 14:24
tsetse
(
30/08/2004 11:17)
mitady anizay namako talo zay ;nipetraka teny mandroseza;,demisy tranozareo ko ao ankadivato,fa mba tiko hofantatra hoe aiza izy zao ,Daddy no anarany...
suite
répondu par iartistika le 09/04/2005 12:40
akela
(
25/08/2004 08:25)
Isany ny teny iray nambabo ahy io teny hoe " izay tia mahafoy " io maro ny hevitra fonosiny ary samy manana ny fandraisany sy fiantefany any aminy ny olona tsirairay avy ka izay no mba anasako anareo...
suite
répondu par yonikafopl le 24/05/2005 20:44
jerico
(
20/08/2004 13:57)
Izaho koa aloha mba mitady sipa mitovitovy taona amiko ee!
mitady entre 17 et 20ans no reviko,fa raha plus de 22ans na latsakiny 14ans dia tsy milay ok!
Raha ianao no izy dia andao hiresaka isika.
...
suite
répondu par fijo le 19/05/2005 22:32
pelazi
(
13/08/2004 16:10)
répondu par ludo le 26/08/2004 21:04
ludo
(
02/08/2004 05:38)
Mitady veh mba ho ravaky ny tokantranoko,
tsy dia sarotiny loatra aho @ zvdrehetra fa ny
fitondran-tenanao no hitsara azy ,za tsy mifoka tsy misotro tsy mijangajanga ary aoka ho otr'izany koa nao z...
suite
répondu par fijo le 01/09/2004 19:40
hery
(
25/07/2004 19:52)
Salut daholo. Tsy hoe appel d'offres akory fa mitondra hafatra sipa iray izay tafaresaka tamiko eto Italie aho.
Raha misy bandy matotra hifandray aminy (mifandray fotsiny aloha fa sao dia maika be eo...
suite
répondu par fijo le 10/03/2005 21:30
besoiiin
(
25/07/2004 07:11)
izao e! mitady sipa ho tiavina mandritra ny herinandro fotsiny aho e! mba handeha hanao vacances kely mantsy ny tenanay e! tsy maninona na sipa efa manambady na manajanaka aza e!
condition :
1) sa...
suite
répondu par fijo le 31/08/2004 21:24
xxx
(
24/07/2004 17:38)
(l) Miarahaba nareo ny tenako zahako d mipetraka aty antany lavitra aty (Fr) mba mitady ny ho ravaky ny tokantranoko aho aoka zany tsy ho atao intéret na sangisangy fa tsy kilalao ny fitiavana ka ra...
suite
répondu par fijo le 28/02/2005 22:00
mangakely
(
13/07/2004 05:34)
Mifameno ny lahy sy ny vavy. Iza ary no afaka mameno izay tsy ampy ato amiko @ fiainana sy ampiko @ izay tsy ampy aminy ao @ fiainany. ...
suite
répondu par fijo le 12/08/2004 21:23
xxx
(
05/07/2004 12:40)
Dia ahoana izany, tonga dia lettre de motivation, C.V présentable dia fatokisana dia ny fitiavana manaraka fotsiny éh......
suite
répondu par fijo le 11/01/2005 23:32
anjelimbonikazo
(
03/07/2004 13:19)
za mitady vonikazo( sipa io ah) milay be sady hendry be, raha misy dia manorata eh, ...
suite
répondu par fijo le 06/07/2004 21:52
xxx
(
20/06/2004 15:57)
efa mba nisy nahazo olon-tiana na vady tato ve isika mpikambana ato @ ity serasera ity? Tsy izany mantsy fa lasa ihany ny saiko hoe mba efficace ve ny fitadiavana izany ato? Dia A+...
suite
répondu par fijo le 28/06/2004 22:58
