HERIN'ANDRO DIA VOLA BE!

1. besoiiin ( 25/07/2004 07:11)
izao e! mitady sipa ho tiavina mandritra ny herinandro fotsiny aho e! mba handeha hanao vacances kely mantsy ny tenanay e! tsy maninona na sipa efa manambady na manajanaka aza e!
condition :
1) salama vatana sy saina
2) tsy bemainty sady tso-bolo
3) tsara endrika amambika
4) 18-38 taona
alefaso @ mila-anao@caramail.com na i besoiiin ny proposition ! vola, fahafinaretana, fifaliana , fialamboly , AZOANTOKA! DISCRETION ASSUR.........


novalian'i fijo ny 31/08/2004 21:24
2. ikaretsaka ( 25/07/2004 07:16)
proksenety angaha lety ela sa inona?
3. xxx ( 25/07/2004 15:05)
Fa ho aiza aloha nefa e ! hihihi
tsara ho fantatra aloha izany mialoha ny handraisana fanapahan-kevitra hihihi
4. sipagasy ( 25/07/2004 15:39)
eny wa hoa, ho aiza dia hanao inona??? mahalasa saina??? :roll:
5. ludo ( 25/07/2004 16:31)
Ho kianiko ny tsikera fomba fitadiavanao veh fa sao d tsy mety satria hoy nao ao @ cond 1 hoe de miala tsiny aminao aho fa tokony ianao aloha no iantefan'izany condition zany satria tsy zakako ny fanavakavaham-bolokoditra eny ekeko manam-bola ianao kanefa kosa tandremo fa manampetra ny zava-drehetra ka ento mora ihany rahavako! saotra anao @ fahendrenao
6. ramoul ( 25/07/2004 17:51)
hihihi aiza aloha le toerena é!
Marary kousa iny klé. :-P
7. tenio ( 25/07/2004 18:45)
Iny ity ry besoin an? fa angaha moa eto ny fividianana sipa ?
8. sipagasy ( 25/07/2004 19:12)
za aza mbô gaga ry tenio, tssssss :twisted:
9. mumu ( 25/07/2004 19:14)
tena tsy manao tsin tsin ny sipa mintsy kou ry besoiiin zany!!!
Madame 5 doigts entina sady iny tsy hialana vola!!!
10. sipagasy ( 25/07/2004 19:18)
nahay namaly azy retsy indry ry Mumu fa misaotra an! biz injy
11. hery ( 25/07/2004 23:15)
Ary ny kôfa ve tsy manin? Sao dia mba vitana kôfa ihany lé izy ry besoiin? Ohatran'ny hitako hoe tsy mitady sipa resaka fitiavana mantsy ilay izy matoa hoe tsy manin na efa manambady sns...

Raha resaka kandra aloha dia mety ho vonona aho e. Sady zà kou te hanao vakansy... sa critère anakiray lé hoe sipa? :)
12. mangakely ( 26/07/2004 05:33)
Fa io ranamana io angaha mbola adino tany amin'ny 17ème na 18ème siècle ? Tadidio fa tsy fitaovana atao fialam-boly tsy akory ny olombelona fa indrindra ny vehivavy ka vidina na tambazana harena. Raha ny resaka volo-koditra indray dia safidinao io fa ny fanavaham-bolok'oditra kosa angamba inoako fa toetra tsy hanananao satria ianao ve dia ho tara siècle be dia be ? Efa andron'ny fahalalahan-tsaina isika izao.
13. rixes ( 26/07/2004 06:13)
misy sipakely vao 83ans any sao mety ihany , mbola virjiny !
14. lema ( 26/07/2004 13:09)
tsy aleo ve mba tsorina toy zao toy zay anao be vinany kosa e!
15. tolotra ( 26/07/2004 13:29)
aiza alou ilay toerana e! fa misy sipa afaka mandrovitra sy manataka tsara any,ataony tsy ampy herinandro hono de simba ny vola be! afaka mampirevy tsara izy an!
16. nati ( 30/07/2004 14:57)
za koa mahita sady mpanataka no mpandrovitra tsara toy ny voalaza teo ambony ,sady efa manambady no tena ao @ ilainy tsara ny condition nao, efa manan-janaka izy fa azony ajanona ireo raha manelingelina anareo,sur aho fa raha hitany io antsonao io dia ho avy izy.Misehoa moa ry madama kely fa io misy offre a! aza ny an\'ny hafa intsony no alaina sy angalarina lava eo fa efa mampalahelo mihitsy ilay vadin\'olona tatahinao iny .Hihihi!
17. mimich ( 06/08/2004 11:45)
besoiiin > efa tsy antson'ny fo intsony kosa angamba no iantsoana io tadiavinao io!!!! fa mitadiava lohahevitra hafa asiana azy.
18. fijo ( 12/08/2004 21:11)
nahoana kosa ary no dia mitoraka azy daholo ianareo?mba milaza izay tadiaviny fotsiny anie izy e.raha misy moa maninona,fa aleo izy ahita e.avelao izy hanararaotra ny fiainana fa mandalo io ka tsy tratra raha lasa.ih,ih,ih, hitsikio dia ampy izay ka.
19. besoiiin ( 14/08/2004 05:46)
salut daholo! fa maninona ary no tsy mahatanty resaka mivantana daholo ny ankamaroan'ny olona eto e! sa ny fiatsarambelatsy ihany no mbola sahaza ny gasy??? ary tsy manavakava-bolokoditra aho fa izay no mifanaraka amiko ko! raha tsy tiako kosa ve ny mihinana taovankena dia tsy maintsy ohaniko ihany ohatra??? sady tsy mividy sipa izany aho fa mba nipropose e! fa aza dia sendaotra loatra e! :D :D :D
20. tatavy ( 16/08/2004 21:25)
l.... af'iala nga sima sa bila sa gila no izao no atao fitady sipa ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1887