HERIN'ANDRO DIA VOLA BE!
21. ludo
(
17/08/2004 12:55)
tatavy>aza mitsikera kileman'olona otr'zany fa manjary mahatohina ny sasany saotra!!!
22. besoiiin
(
17/08/2004 18:58)
tatavy>penis mou no dikan'izany??? hihihihihi izany mba pseudo e! hihihihihi tena mahatsikaiky letsy ialahy! hahahahaha :-D :-D :-D tapaka hatramin'ny tsinaimaintiko! isaky ny mivalandrano aho dia mahatsiaro an'là foana :D :D tatavy ! mba olona nandia fianarana kely ihany lehity dia fohy fisainana tahakan'io! hihihihi pseudo avy ko atao an'izany ! tsy omena tsiny ialahy fa efa 28 taona kanefa dia mbola licence no ananana sady izay gestion! kou raha tsy vehivavy letsy kou! hihihihihihi ! dia ho tezitra v ialahy ??? hahahaha ialahy aza tsy sahy miseho masoandro raha tsy any angabone! :-D :-D :-D bye bye letsy ra-penis a!
23. fijo
(
17/08/2004 19:02)
inona ary ity mifamely be ity.mba mianara ry zalahy mifanaja hevitra an.hevitra no alefa eto dia samia mba manaja an'izay dia tsy misy ny toa izao,fa mampalahelo.
25. rvoulah
(
17/08/2004 19:42)
tokony ts mifampitsikera be ohatrizany kosa fa namana anie ty sehatra ty e
26. ludo
(
18/08/2004 13:28)
fa in ary ty sao d mba tsy mety zao ry besoiin a
hvtr no ampiadina eto fa tsy mitsikera olona ra mahery enao reseho lahatra @ hvtrao izy fa tsy tsikerainao ny fari-pahaizany sy ny psny zay fa mivoka ndray le toetra gasy an!! aoka mba samy handini-tena ny tsi-1-1 ary saotra @ fahendrenao!!!

27. fijo
(
18/08/2004 20:18)
tsy hoe toetra gasy io fa tendri po tsy mba namana ka mino aho fa efa resaka vita izay.aoka fotsiny isika mba sahy ahay hiaino sy hanaja izay hevitra mivoaka eto,na dia tsy mifandraika amin'ny hevitsika aza.
sady tsy natao hitovy hevitra koa anie e.
sady tsy natao hitovy hevitra koa anie e.
29. fijo
(
19/08/2004 19:01)
izay indrindra ary izay no mampahatanjaka antsika eto satria maro ny hevitra mivoaka,ka tokony hatao izay ahitana ny tsara fa tsy hifanaratsiana akory.
30. besoiiin
(
20/08/2004 10:47)
ludo> hendry ve za???? hihihihi aza mba miatsara velatsihy ry akamako a! tonga dia tsory rehefa hoe maditra aho na jiolahimboto aho fa aza asiana safelinteny hoe "saotra @ fahendrenao" fa maninona raha mba tsotra e! sa tsimaintsy miolikolika sy miatsara velatsy tahaka izany vao mety?? mbà tsotra sy marina @zay atao e! ny ahy aleoko mitsotra @ ato ampoko ! de izay fitsaranareo ahy na ratsy aho na tsara! ary aza dia sendaotra loatra @ fitsikerana , fa izay mitsikera tokony ahatanty tsikera! ary raha misy zavatra tsy tianao atao aminao dia aza atao @ namarao ary e! sa ve diso aho @ zany??? :lol: :lol: :lol: mifankatiava f'aza miady e! :-* :-* :-*
31. xxx
(
23/08/2004 13:01)
tsy proposition hikil v zany marina² kokou!!
zay no tsy azoko @ toetsaina malagasy efa ela nipetraka tany ampita!! fa anjary manana fisainana ny vaza!mangalatahaka ihany fa ny ratsy no alaina!!
tsy tokony hieritreritra v ianareo malagasy any ivelany @ zany resaka zany! fa oh ny manala baraka hoe zany v sisa no fotopisainana ao @nareo!!
ny koksa aty @ tanana aza efa asa fotsiny!! maninn re ny gasy samy gasy dia mahavita azany!!?
mandini-tena ra bola gasy fa manalabaraka ny fotopisainana ny ol tahakzany!!

32. fijo
(
23/08/2004 19:36)
hevitra ny azy ry X,fa aza manameloka azy amin'izany ianao an.izy aza tsy matahotra maneho io heviny io tsy miafina,ka raha hitanao fa tsara ny hevitrao dia misehoa fa aza mialokaloka ao ambadiky ny Xao.
33. besoiiin
(
23/08/2004 20:32)
mba sahia marina alou ry X mba miseho masoandro a! tsy hoe manala baraka ny mahaolona ahy ahy fa mba mampiseho ny faniriako sy ny tena mahaizy ahy! izay sipa sahy dia miditra fa izaho ange tsy nanery e! malalaka ny safidy...
34. ludo
(
24/08/2004 09:49)
xxxxxx>tsy milay enao in moa ny idiran'zany @ fipetrahana any ampita ?sao d tokony any @ toeran-kafa no tokony andefasanao io valinkafatr'io fa tsy ato ,@ zay lay tianao lazaina tsy mazava akory !!
safidy ny azy fa ra misy tsy zakanao d kiano ady hvtr no atao eto f'aza asina we gasy mipetrak'ary sy atsy zany ra te iresaka an'zany enao d misy ao we GASY MIPETRAKA ETO PARIS @ zay enao miafina ambidik'ilay xx
kanosa velona !! za manakiana fa tsy miafina zany ka!!

39. fijo
(
24/08/2004 20:20)
mafana satria mbola misy tsy sahy maneho hevitra ihany na dia efa firy taona aza.
mumu>anala akanjo? 8O
mumu>anala akanjo? 8O
40. mimich
(
25/08/2004 10:40)
to resaka manala akanjo sisa no niafaran'ilay resaka , xxxxxxxx iany no nahatonga an'io