fo tena tia nefa nahitana ny ratsy

1. xxx ( 25/05/2004 13:41)
ory zareo an! tena inona no ataoko fa tena tojo ny tiako aho nefa tao tena manao ny tsy hitiavako azy izy , nefa izao! izy tsy mahafoi ahy mihitsy tsy fatatso ny antony .
novalian'i banga ny 21/04/2005 10:04
2. yonikafopl ( 25/05/2004 14:18)
tojo ny tianao ianao nefa manao izay tsy itiavanao azy izy???
ka inona ary ilay ataony tsy hitiavanao azy indray? efa mba nampahafantarinao azy ve izay?
Ny antony tsy hahafoizany anao dia satria tia anao koa izy, ary samy tia ianareo izany ka dia ataovy izay hifanarahana sy hikolokoloina izany fitiavana misy aminareo izany
3. samoina ( 25/05/2004 14:58)
Ilay tsy mahafoy ve aloha resaka fitiavan'olon-2 mpisipa e! Sao mba tiany raisina toy ny namana tsy mifankafoy na toy ny mpiray tampo i xxx fa tsy namana hizarana fitiavana hantenain'i xxx !!
4. fijo ( 26/05/2004 20:45)
fanontaniana marina io voapetraka io ambony io.sao namana fotsiny no hilainy.
5. yonikafopl ( 27/05/2004 14:38)
xxxxxxx o! aiza ianao hamaly ireo fanontaniana ireo e!
6. fijo ( 27/05/2004 21:35)
na dia tsara aza ny manao x,dia mba valio ihany ny akama e.
7. yonikafopl ( 27/05/2004 22:17)
ouffffffffffffffff fijo ndao hialana eto fa tsy hita le xxxxxxxx
8. deba ( 01/06/2004 09:57)
ity ary ny valiny izao no tena izy izahay efa niaraka tao anati ny taona maromaro izany hoe (telo taona izay ) ary tena olona miaraka izany hoe pisipa mazava hoazy izany sadi efa mahalala ny fianakaviana izaho 21taona izy kosa18 taona nefa toa hafahafa hiany ny tataranay izao izay koa moa tsy mifakafoy mihitsy nefa izy manao ny tsy fanao izany hoe mapirafy e! ka inona ary no atako eeeeee!!!!!!!!
9. angie ( 01/06/2004 10:08)
Omeo ny madram-pihaona izy haka saina kely dia lazao azy fa be ny sipa sady hendry no matotra... aza miaritra trefle zany aleo irery toa izay miaraka @oul toy izany. ary aza midina @ niveau-ny fa tazomy ny fahendrenao sao mantsy te hampirafy na hiodina koa ianao mahita an'io. Ny marina dia raha fantany fa tia be azy ianao dia araraotiny eo foana. ka aleo aloha izy handeha @ ny lalany raha anjaranareo ve tsy hiverina indray ianareo any aoriana any.
mahereza e fiainana milay be io fa aza mivady ati-doha @ sipa kely loha. ok??
10. ari.malala ( 01/06/2004 10:42)
Tsy misy afa tsy ny miresaka re ê! mifanazava hoe inona ny antony. jereo tsara sao antony avy aminao. inona ny zavatra tsy tiany nefa ataonao sa inona ny zavatra tadiaviny fa tsy omenao... bdb fa mahaiza tsara miresaka ê! mahereza.
11. fijo ( 01/06/2004 23:01)
tsy hoe tena ratsy anie le mampirafy fa misy hafatra tiana hampitaina ao e.koa valio koa endia mifampita hafatra izany ianareo.
12. vindy ( 02/06/2004 15:09)
13. akamatiana ( 03/06/2004 09:51)
fijo , raha inana malou t kou zany izy de ihinana kou enao , tsy mety zany . Aleo tonga de mipa refa misy iray manondrana . Sa ahoana ry sipa isany a!
14. fijo ( 03/06/2004 22:04)
ka ny maloto hafa ny mitsaingoka sy mangalampihinana hafa sady tsara
15. deba ( 05/06/2004 08:29)
ory fijo a! mahazaka ve ianareo raha ianareo no ampirafesina mitovi @izany aza mahavoa ny goavy manta
16. akamatiana ( 05/06/2004 16:14)
tena samy manana ny sainy marina ny oul , nefa na izany aza aleo manaja tena , ny voditsobika aza hono manatandrify e , ka ze iray manadala ny saiko iny ve no fikiriko eo
17. xxx ( 14/06/2004 12:59)
ok!rii zalahy misaotra betaka fa mananamana manana anareo fa nahitana valiny ny sasany fa de misaotreeeee!
18. fijo ( 14/06/2004 21:57)
ka le izy anie ry deba sy akamatiana tsy hatao fantany e.mba resaka manokana ary ambadika ary iny.
19. yonikafopl ( 15/06/2004 19:40)
fijo ty tena tsy hatokisana mihintsy kle
20. akamatiana ( 15/06/2004 19:45)
zany enao kous ry fijo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6355