fo tena tia nefa nahitana ny ratsy

21. fijo ( 15/06/2004 22:44)
tsyhoe tsy hatokisana fa mba tandrovana ny sasany tsy harary.raha hitany mantsy mety handratra azy,dia fitiavana azy no hanafenana ilay raharaha.sa diso be?
22. yonikafopl ( 16/06/2004 16:25)
fijo tena diso ary vao maika aza famonoana no ataonao kle
23. angie ( 17/06/2004 13:09)
Fijo, aiza ary ianao zany no dia tsy hahalala fa diso be io sa mba manala azy fotsiny?
24. yonikafopl ( 17/06/2004 20:02)
izany mantsy ho aho ry angie.
25. unik ( 17/06/2004 20:12)
humm!
26. fijo ( 17/06/2004 22:08)
ka raha aseo anie hankarary azy e.za tsy te ahita azy mijaly dia izay no hanafenana azy ka.
27. xxx ( 29/06/2004 09:27)
milay bdaholo ry akama isany fa izao koa misy vaovao tena misy pelaka ato @serasera sadi mikaoty ahi foana razoki mba jereo ange ao aminy lai page( namana) ao ny anarany dia ('mbandimilay)io no surnom
28. xxx ( 29/06/2004 11:18)
ora xxxxxx a! tsy ilaina ange ny manonona anarana ê!
29. fijo ( 29/06/2004 22:22)
misy daholo ato na pelaka na sipa mitady sipa na bandy mitady sipa na sipa mitady bandy.safidy io.ka rehefa tsy tianao fotsiny izy dia lavina fa tsy haseo ety imason'ny namana rehetra aty,nefa ianao aza tsy sahy miseho anarana.
mba aoka isika hifanaja kely e.zoany ny mikoty anao,ary zonao koa ny manda azy.sakano ny hafany raha manadala fa tsy atao toa izao
30. nati ( 30/06/2004 06:57)
Merci Fijo, miombo-kevitra tanteraka aminao aho sady matoa ko nge tonga eto dia samylehibe ka tsy hifampi-tatibolana e!tsy ny filazanao azy hoe pelaka eto mihitsy no hanova azy tsy ho izany fa aza mifanala baraka toy izany.
31. fijo ( 30/06/2004 22:32)
io koa ny admin tokony hanala ny resaka mamaoaka anarana toa io ka.
32. fijo ( 01/07/2004 21:53)
ilay resaka any ambadika any kosa tokony hijanona any fa tsy havoaka aty e.
33. yonikafopl ( 06/07/2004 20:55)
mba avohay koa aza aloha ny anaran'io xxxx manonona anarana io mba ho hitanay e!
dia raha izaho sipa ve izao no hikaoty io xxxx io dia hasehony eo koa ny anarako e! hi hi hi hi hi hi
mbola tery be ny sainy fa mila halalahana kely angamba.
34. fijo ( 06/07/2004 21:54)
mividiana letsy lamba ngeza be dia manaova saina malalaka be fa aza mikafiry saina amin'ny lamba kely intsony an.
35. deba ( 10/07/2004 10:04)
sipa ranga bobaka mihitsy raha eto fa aleo any zay ho any fa io sipa rai io moa ve ianao ts manana bleme mihintsy fa toa mananihany eo fotsina mbola hoavi anie ny ...! mba valio keli aloha
36. yonikafopl ( 10/07/2004 16:13)
sao dia izaho kalou ilay sipa iray lazainao e!
deba aza mora sendaotra toa io moa e! za kalou tia manaihany sy mihomehy e! tsiky dia ampy ny eto ko, ary aoka ho fantatrao fa fiainana tsy misy blem tsy fiainana ka tsy misy sahy milaza fa tsy manana blem eto na iray aza.
37. banga ( 21/04/2005 10:04)
tsy harako le blem nareo fa ny hampaniry ny nifiko zao ny ahy no mampiasa ny lohako. Ny devise ny ahy de: nify tena tia nefa nahitana ny fahambangana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3657