mitady sipa @ st val
1. chipset
(
06/02/2004 10:47)
sao d mbao misy sipa libre entre 18 et 22 ato fa za manko mitady joba hiaraka amiko @ st val.
novalian'i fijo ny 03/03/2004 09:59
10. jessicac
(
18/02/2004 11:28)
aza kivy fa ny st val azo ankalazaina foana isan'andro fa tsy isaky ny 14 fév ihany akory.sady tsy zay koa ve no tena tsara e! fety foana isan'andro.tsy voatery mandany vola mifanolotra cadeau akory!
13. ccool
(
21/02/2004 18:52)
si qq1 est tentee,faites moi signe,je vous couvrirai de baisers et inonderai d'amour pur
16. voahary
(
24/02/2004 13:19)
ka nahita aihnay ve lou sa tsia eh andronay tsinona efa le 24
de nanao ahoana aloha e
de nanao ahoana aloha e
