Toekarena
sareraka
(
15/05/2006 15:39)
Avant 2002:
angoridao mena kely no andihizana androany ah
inty re ny volanao enin-jato(3.000fmg)
-ividiano fripperie ny ar 100
-ividiano slip koa ny ar 100
-ataovy frais ny ar 100
-ividiano var...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/05/2006 14:28
victime101
(
15/05/2006 08:51)
Raha jeréna @ saina tsy miangatra na haute saison na basse saison dia azo atao hoe LAFO ny billet d'avion mankaty MADAGASCAR départ PARIS (atao référence io)
-587 euros HT ny AIR MAD izao vers 73...
tohiny
novalian'i vale ny 21/05/2006 18:45
gasypantin
(
12/05/2006 12:47)
Izay vao nifoha t@ tori-maso ny fanjakàna fa tena lafo tokoa ny carburants..Tsara ilay reflexion fa somary tara.
-aokaaloha izay ireto députés mandany vola mikarenjy isaky ny week -end @ 4*4 etsy ...
tohiny
novalian'i vale ny 20/05/2006 10:18
sareraka
(
12/05/2006 08:58)
Misy hadisoana ve ny nataon'ny mpitondra rehetra hatrizay teto MADAGASIKARA , rehefa lany dia mameno paosy?...
tohiny
novalian'i toovs ny 12/06/2006 16:26
victime101
(
11/05/2006 11:13)
Taloha raha tantarain'ny ray aman-dreninay izahay dia hoy izy ny bourse ko teny ANKATSO fony aho mbola mpianatra nampiako kely dia nahazo automobile,ary marina tokoa izany.
Izao ny SMIG eto MADAGASIK...
tohiny
novalian'i soanja ny 13/05/2006 04:28
4mimananelatra
(
11/05/2006 07:28)
Jacques SYLLA dia olona tsy dia vaovao amintsika satria efa minisitry ny affaires étrangéres t@ ZAFY ALBERT .Fa ny zavatra tena mahagaga dia ity INFLATION na sondro-bidy izay tsy mitsahatra mihintsy...
tohiny
novalian'i toovs ny 11/05/2006 10:19
HESHA
(
09/05/2006 13:09)
MBA MANAGATAKA ZAY ERITRERITRAREO MIKASIKA NY FISIANA NA TSY FISIAN NY ZONE FRANCHE ETO AMINTSIKA.
MISY TOMBONTSOA VE SA TENA TSY MISY TOKOA ? VOALAZA MANKO FA MIERITRERITRA NY FITONDRAM-PANJAKANA FA...
tohiny
novalian'i HESHA ny 24/05/2006 09:02
xxx
(
06/05/2006 07:05)
Raha ny fandinihana ny zava-misy ankehitriny dia :mila mitandrina ny mpitondra ankehitriny satria mihamaro ireo olana hita eto @ firenena.
-Fitotongan'ny ariary mihoatra ny euro tafakatra 3.000 ar ...
tohiny
novalian'i toovs ny 19/05/2006 14:01
sareraka
(
05/05/2006 17:16)
DIA MANGATAKA RE TOMPOKO O!
Nangataka tany Amerika
ka ny gasy rehetra voafika
dia lazaina fa hoe makaolioka
kanefa dia varin'aliaka
Nangataka tany @ CHIRAC
kanjo sendra ny akoho fantàka
ka n...
tohiny
novalian'i naej ny 06/06/2006 07:42
4mimananelatra
(
03/05/2006 08:52)
Efa fahotàna mahafaty nataon'ny mpitondra teo aloha ity resaka fitrandràhana petrole ity ka mahagàga ny mbola mahatonga ny président hamerina an'izany indray.
Sa dia hisy hira BEMOLANGA 2 indray ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 04/05/2006 13:43
xxx
(
02/05/2006 18:34)
Mandrak'ankehitriny izay orin'asa tantànan'ny fanjakàna dia tantely afa-drakotra:toy ny JIRAMA ohatra :ny antony dia be ireo gabo- raraka ,poste politique ihany koa moa ka dia mazava ho azy. Raha na...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/06/2006 07:28
4mimananelatra
(
25/04/2006 09:22)
Mampieritreritra ary tena mahalasa saina ihany ny inflation na ny fidangan'ny vidim-piainana eo MADAGASIKARA eto !!!ny toe-karena(économie) dia ny carburants na ny solika no fototra iray andehanany a...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 25/04/2006 13:20
petsambava
(
24/04/2006 13:47)
Raha mievona hono ny amerikanina ara-toe-karena dia voan'ny sery ny firenena ao europe sy ny Japon ny 1/3monde toy MADAGASCAR efa palu .
Ka raha @ izao choc petrolier izao tafakatra 71 dollar ny bari...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 24/04/2006 15:39
Lejim
(
19/04/2006 19:14)
Efa maro moa ny hevitra hita momba ny hoe inona ny mampahantra an'ny Madagasikara. Ny tiako hanontaniana indray, ho an'ny namana mahafatra-po ato amin'ny serasera, dia ny solution ahafahantsika mianak...
tohiny
novalian'i gege ny 19/07/2006 12:18
xxx
(
19/04/2006 08:41)
:oops:225.000fmg na 45.000ar izany hoe 19 EUROS
-10 litres d'essence sans plomb 98.
-1 nuit any @ hotêl formule 1.
-tennis fripperie eny MONTREUIL.
-frais taxi eo Chatêlet -la défense raha tsy ...
tohiny
novalian'i toovs ny 19/05/2006 13:46
xxx
(
17/04/2006 09:44)
4 taona lasa izay izao no zava-nitranga...
http://www.madanight.com/pictures/madagascar-medias/didier-ratsiraka-valise.jpg
aprés 2007 hanao ahoan in1 izaho ihany no hanao ny sary fa aza matahotr...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 14:12
4mimananelatra
(
16/04/2006 16:15)
HITA SY TSAPA FA TENA LASA VOLA BAORITRA NY ARIARY...raha taloha ny ariary(5 fmg) mbola nahazo bonbon gasy izao raha ankizy Kely no omenao 20ariary misaora tsy voahompa !!!na ny 100 ar (500 fmg) aza ...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 14:03
petsambava
(
13/04/2006 14:37)
hita sy tsapa ankehitriny fa mihalalina hatrany ny hantsana mampisaraka an-dRalita sy Ratrema eto @ tanàna e....
Ny an-dRalita ny anio tadiavina ,ny ampitso tadiavina,ny fisotron'i Ralita na kawat...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:37
xxx
(
03/04/2006 17:39)
Amiko manokana dia mila ezaka lavitra ezaka raha tiana hihen-danja ny fahantràna ny hoe hanafoana aloha tsy possible satria na aty @ tany manan-katao aza misy mahantra.
Mila ezaka avy @ mpitondra di...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:05
yehel
(
03/04/2006 11:20)
Et oui.tsy mbola mirohitra aty dago mihitsy ny investisseurs hatram zao.Fa nahoana aza???
Sao dia kosa ny opérateurs éconq eto an-toerana mihitsy no manakana satria efa lovian-dry zalahy irery ka h...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:55