SMIG ETO MADAGASIKARA!!!!..

1. xxx ( 19/04/2006 08:41)
:oops:225.000fmg na 45.000ar izany hoe 19 EUROS
-10 litres d'essence sans plomb 98.
-1 nuit any @ hotêl formule 1.
-tennis fripperie eny MONTREUIL.
-frais taxi eo Chatêlet -la défense raha tsy be embouteillage.

INDRISY ! ry gasy kely mahantra:°)
novalian'i toovs ny 19/05/2006 13:46
2. hery ( 19/04/2006 10:02)
Tsy rariny mihitsy aloha ilay 225.000 fmg - raha ohatra ka tena misy mahasahy miteny hoe esory Ravalo fa ampiakarina 10x io dia anisan'ny hirotsaka hiantsoantso hanala an-dRavalo koa aho :-) ... saingy tsy ho possible izany fa demagozia fotsiny ka aleo ihany aloha i leiry ho eo.

Ary raha avadika indray anefa ilay fampitahana?

Any andafy :
Bus = 1,30 euros oups... 17.500 fmg be izao (ahafahana mandeha taxi raha ao Dago)
Vary iray kilao = 2,50 euros (30.000 fmg be izao)
Tennis metimety = 90 euros ( 1.800.000 fmg be izao mahazo scoubidou amin-taoniny :-) )

sns
3. onjah ( 19/04/2006 10:15)
Eh indrisy, indrisy izany no zavamisy.
4. Fiffi ( 19/04/2006 10:29)
ny tadidiko ry zareo dia alohan'ny euro dia raha hividy jupe 1 zah dia mijery ny vidiny de hoe 50F dia miheritreritra aho hoe jupe 1 ve dia ho vidiako 50F ? nefa zao raha mba mijery jupe mba tsara dia tsy latsakin'ny 40€ efa ohatrinona @ vola gasy izany ? 560.000FMg ?
hery : fa firy zone zany 1,30€ zany ?
1 pain=0,95€
5. dadabe ( 19/04/2006 11:16)
reveo amizao rangah a! safidy efa natao io de reveo amizao e:°)
6. hery ( 19/04/2006 11:40)
dadabe> inona ilay safidy efa natao? Ny maha-gasy ve?
7. pitoussy ( 19/04/2006 12:08)
za aloha dia miezaka ny tsy manao konty @ vola gasy mihitsy rehefa mividy zavatra fa raha tsy izany dia tsy hahazo n'inoa n'inona ; tsy azo ampitahaina mihitsy tsinona ireo ,
8. kiali ( 19/04/2006 13:37)
ka zany ihany eh! le ol mijorojoro eny @ "trotoir" @ alina koa tsy mitovy mintsy ny vidiny!! passage iray atia ampita mitovy @ alina ray manotolo aty amintsika :-D:-D:-D:-D
9. sipagasy ( 19/04/2006 16:31)
mmmhhhhh i kiali kouuuuu mahita lazaina hihihihi
10. diamondra27 ( 19/04/2006 17:03)
de tokony hampiakarina ohatrinona ary hoy 'nareo e?
11. lemenakely ( 19/04/2006 17:34)
Efanisy fihetsehana nataon'ny Sindicat Miaro ny zon'ny Mpanjifa t@ izany andro izany 900.000fmg no SMIG notadiavina t@ izany teo MAHAMASINA teo no nisian'ny fihetsiketsehana ingahy DIEUDONE RAZAFINDRALAMBO izay lasa ambassade de MADAGASCAR ao ALGERIE @ izao fotoana no lohandohan'ny mpisorona tao t@ izany fa nony azo ny toerana moa dia adino daholo ny vahoaka e!!!!:-D film efa nandeha ary efa lany date e:-D
12. vale ( 19/04/2006 20:53)
indrisy!!:(
13. kiali ( 20/04/2006 09:30)
sipagasy:

mmmhhhhh i kiali kouuuuu mahita lazaina hihihihi



ihihihi! ka tsy marina aza ve zany??
14. toovs ( 19/05/2006 13:46)
hery:

Tsy rariny mihitsy aloha ilay 225.000 fmg - raha ohatra ka tena misy mahasahy miteny hoe esory Ravalo fa ampiakarina 10x io dia anisan'ny hirotsaka hiantsoantso hanala an-dRavalo koa aho :-) ... saingy tsy ho possible izany fa demagozia fotsiny ka aleo ihany aloha i leiry ho eo.

Ary raha avadika indray anefa ilay fampitahana?

Any andafy :
Bus = 1,30 euros oups... 17.500 fmg be izao (ahafahana mandeha taxi raha ao Dago)
Vary iray kilao = 2,50 euros (30.000 fmg be izao)
Tennis metimety = 90 euros ( 1.800.000 fmg be izao mahazo scoubidou amin-taoniny :-) )

sns



diso enao
vary 1 kilao = 49 à 60 centimes (1000- 1500 Ar) any am grande surface( ohatra Cora ), nareo angamba mankany am boutique kely reny.
be ny tenis tsara manodidina ny 50 à 60 euro. nefa any dago frip no efa misy 300 000 Fmg ra mba mitady an'ilay tsara tsy vita sinoa mifrom ho azy reny.
Frais bus tsisy dikany am SMIC.
ataovy ny rapport rehetra rehatra fa mora ny aty Andafy.
Aty mahavita mibosy sady mamelon-tena fa any dago ve ahoana no haha-possible an'izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4013