Toekarena
ravatorano
(
18/11/2004 09:32)
Gaga be aho omaly raha nijery vaovao tamin ny fahita lavitra fa d misy milaha bary indray amin izao.Teny ankadifotsy teny ambohimanarina ary anio maraiana aza moa dia nisy gazety niteniteny foana hoe...
suite
répondu par booboo le 20/12/2004 14:52
six
(
11/11/2004 12:22)
Nahazo fiara mora be, mitentina 7 miliara eo ho eo fotsiny ny fitambarany ny olom-bitsy teto am tanàna, d mahantra hono ny gasy,
betsaka nefa ny hoe sômera eto dago,
tsy azo neverina ve ny mba h...
suite
répondu par fijo le 16/11/2004 23:26
tsilan
(
02/11/2004 21:23)
Io izany no lohanteny nomeko ilay fifanarahana fanondranana vary mena mankany Italy.
Nahoana hoy ianao?
Akotry vary mena mantsy no naondrana tany amin\'ilay kaompania italianina. Ny tanjony, dia izy...
suite
répondu par ikaretsaka le 05/11/2004 04:54
joda
(
02/11/2004 12:30)
hisondrotra tsy hisy frein mihintsy ve ity vidimpiainana ity any dago e :evil: ...
suite
répondu par fijo le 02/11/2004 22:25
nanahary
(
07/09/2004 16:58)
D'apres Tribune du 7 Sept 2004 : Article "Deux ans aux pouvoirs selon le C R N ".
Observation : Prix du riz est a 4000 fmg/kg .
Investir dans les engrais N.P.K (Importer de l'Europe ou U.S.A...
suite
répondu par fatsoraly le 18/11/2004 23:03
fatsoraly
(
03/07/2004 07:15)
fa rehefa misy zavatra manahirana azy dia mimenomenona hatrany.
Rehafa misy fivoarana kosa tsy mba mahay mankafý.
Ohatra: ny fisondrotana sy fidinan'ny sandam-bola, ny saran-dalana, ny solika.....
suite
répondu par steph02 le 14/07/2005 10:04
ravatorano
(
04/06/2004 10:25)
Tapaka nandritra ny filankevitry ny minisitra fa hamoaka vola zato miliara ny fanjakana mba hametrahana araton 'aina.Izany dia mahakasika nyfamatsiana ny entana ilaina andavan 'andro.Tapaka koa fa ha...
suite
répondu par fijo le 06/10/2004 21:26
kitjo
(
27/05/2004 01:40)
Aona ty sektera informel mahazo vahana b ao amintsika ity?
IO ko ngamba anisan'ny tsy mampazoto ny olona mampiasa vola sa aona ozy nareo?
aiza ve ka rehefa hividy entana enao d eny @ sisiny foana,...
suite
répondu par fijo le 18/11/2004 22:43
tsilan
(
26/05/2004 00:42)
Ho antsika iza ary no maharitra ilay vokatry ny asa sa ny fanatanterahana ny asa?
Raha mijery ny fiarovana ny gidro sy ny biby ary ny ala mantsy dia toa hita fa te-haharitra eto avokoa ireo tetik'asa...
suite
répondu par tsilan le 26/05/2004 23:38
kitjo
(
25/05/2004 17:10)
Tsy azoko oe efa midina b mihitsy ny fmg, nefa mbola betsaka ny gasy mpanao afera mankaty mividy telefone, pieces ordi, sy resaka elektronika isan-karazany
Afaka lazaina oe misy ny olona tena sahir...
suite
répondu par ramaso le 08/12/2004 18:55
fatsoraly
(
15/05/2004 06:56)
Kapitalisma nenti-paharazana:
----------------------------
Manana omby vavy 2 ianao. Amidinao ny iray dia mividy ombalahy iray hafa. Mitombo ny ombinao, ary mivoatra ny toe-karena.
Kapitalisma...
suite
répondu par kitjo le 27/05/2004 01:35
amfhaja
(
30/04/2004 04:15)
Efa ho tokony ela isika no nitrandraka solika fa izao vao vita ilay fifanarahana mitentina 500 tapitrisa amin'ny andihany voalohany
Mahavelombombolo izany
Mba tantarao e!...
suite
répondu par xxx le 24/11/2004 01:59
zokinifijo
(
27/04/2004 13:27)
Araky ny vinavina nataon ny INSTAT dia niakatra teo amin ny 10% teo ny vidin ny vqry izay foto tsakafon ny ankamaroan ny malagasy .Raha ny fijerinay azy dia tsy marina ihany io satria raha 2150 fmg ny...
suite
répondu par fijo le 20/10/2004 22:09
tsilan
(
23/04/2004 18:54)
Hono ho'aho toa nareo ve mba nisy naheno hoe natao inona ilay safira telo tapa-kitapo hita tao amin'ny biraon'ny Herivelona Ramanantsoa tao Anosy tamin'ireny fihetsehana tamin'ny 2002 ireny. Toa tsy m...
suite
répondu par kitjo le 07/11/2004 06:53
ravatorano
(
01/04/2004 11:00)
tsitako tsony ze ambara fa dia miteny ho azy zany.
Mbola ny offre sy ny demande ihany ve izao no entina iala bala aminio sa kosa inn ?
Ny smig eto dago nefa izao dia noferana ho 230.000 fmg> Inn no ...
suite
répondu par kitjo le 05/06/2004 13:17
fijo
(
28/02/2004 10:35)
raha ny fahitako izay misy any mada izao dia toa mbola resaka fotsiny ilay fivoaran'ny toekarena.ka manontany aho hoe,misy azo itokisana ve fa handroso ihany ilay toekarena fa toa tsy misy rafitra mih...
suite
répondu par fijo le 27/04/2004 20:34
ratsiraka
(
03/02/2004 15:31)
Ao fa vitako ny manarina ny toe-karena......
suite
répondu par fijo le 27/04/2004 20:35
ravatorano
(
28/01/2004 20:46)
Efa mananika ny roa arivo ariary malagasy izao ny sandan ' ny Euro akiray.HIta izany fa mitotongana ny sandam - bola malagasy eo amin'ny tsena iraisampirenena.
Raha nilaza ny heviny momba an'io ny mi...
suite
répondu par peluche le 21/02/2004 12:17
ravatorano
(
21/01/2004 16:32)
Mihetsiketsika mafy ny fitondrana ary misy tokoa ny ezaka eo amin'ny fanamboarana ny lalana.Miankina amin'izany ny famoaham-bokatra any ambaivolo rehetra any.Marina fa tsy godrao dhl ny lalana fa maro...
suite
répondu par ravatorano le 05/04/2004 13:20
jhouhlambout
(
15/01/2004 10:06)
Tokony ho dinihina lalina izany...
suite
répondu par kitjo le 29/02/2004 10:28
