resaka portable sy ny elektronika...

1. kitjo ( 25/05/2004 17:10)
Tsy azoko oe efa midina b mihitsy ny fmg, nefa mbola betsaka ny gasy mpanao afera mankaty mividy telefone, pieces ordi, sy resaka elektronika isan-karazany

Afaka lazaina oe misy ny olona tena sahirana mafy amzao "crise" izao ary misy ny mahazo tombotsoa. Kanefa raha ireo entana ireo tsy "haut de gamme" fa le salasalany.
Ny ao Dago ve raha manam-bola tsy mila zavatra haut de gamme ? sa refa misy ampiasaina fts?

Kanefa raha izay no zava-misy, telefon zany ve ra efa manana enao ka antoniny arha hisolo ihany tsy haka ny tsaratsara kokoa?
SAdy amzay ka entam-be ange zany alain zareo znay e,

Ny dikany be koa ny mpividy, tsy azo lazaina ho ireo mahazo tombotsoa sy oe tsy iharan'ny "crise" fts.

Misy zavatra tsy mazava ve ao? douane ohatra, ny aty manko tsy mihena ny vidiny nefa ny fmg mihen-danja.
Zavatra tsy maintsy ilain vahoaka ve izany nefa?sa iza no mpividy ireo entana reo? sa ataon zareo inona?

novalian'i ramaso ny 08/12/2004 18:55
2. fijo ( 25/05/2004 22:47)
ny mpividy dia misy foana.toa ny tennis nike io,misy sahy mividy 2.500.000 fmg.nefa ve dia tena zavatra hilaina io any?
3. kitjo ( 26/05/2004 03:19)
k zay nge e, sady telephone ve d hiova foana? mba 2mois ohatra ts mampaninona

fa zareo isaky ny larobia misy vague iray tonga d zoma d lahady, d oh zay foana

mahagaga!
4. xxx ( 26/05/2004 07:59)
Tena marina izany ry kitjo a , misy nefa izao gasy aty Dago ny vola ampiasaina tsy misy nefa mahita zavatra tsy afarana fa vita eto an-toerana daholo , ilain' ny vahoaka gasy ohatra @ izany te hiompy sy amboly izy fa tsy ampy ny eo an-tànana , nefa any izany misy mividy portable de marque sady valeureux : ekeko fa ilaina ny tél fa tokony hivondrona ny mpandraharaha anome asa ny chômeur e , hevitra ny ahy io sady ny orinasa koa ange vola mipetraka e
5. fijo ( 26/05/2004 20:36)
tsy ny asa no tsy misy any,fa ny fandaminana azy no ratsy,dia tsy hitan'ny olona ilay izy.
ireo mpividy entana indray dia misy mividy matoa izy mivarotra ihany.
6. fatsoraly ( 02/06/2004 07:16)
Izy aza mba mandalo fotsiny no mankany fa ianareo toa mipetraka any mihitsy. Iza no mila mandany vola bebe kokoa @ izay? Avelao izy hanao izay mahasoa azy e!
7. samoina ( 02/06/2004 07:46)
!!!
8. kitjo ( 02/06/2004 11:07)
Fa za ngah mandiso azy @ izany, opinion oh rehetra ny ahy.
Ko ra tsy volako no entiny mankaty fa mandinika ny zava-misy aho . Sady samy hafa koa ny zavatra atao samy manana ny antony.
9. routa ( 08/12/2004 14:36)
miarahaba daholo e!
mba mitady vahaolana ny ahy indray te handefa téxto aho fa tsy haika ny code ntsika aty mada zay mahay anie mba lazao aho e!
aty la ruenion aho no te handefa azy io ary raha avy any koa ahoana daholo
misaotra mialoha oooo!
de veloma indray ary ooo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0849