Toekarena

4mimananelatra ( 02/04/2006 09:28)
Raha miremarque ianareo ny orin'asa karàna matanjaka rehetra eto MADAGASIKARA dia ny responsable financier sy encadrement dia VAZAHA daholo ...MPANGALATRA hono ny gasy e!!tsy mahatoky gasy ry zareo ... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:14
4mimananelatra ( 01/04/2006 13:52)
Resa-be ny ataon'ny fitondràna izay nifanesy na mandrak'izao aza, ny hoe hampanakarena ny iray trano nefa dia hita izao fa fampandriana adrisa TIA TENA !izay no azo lazaina.Raha ny asa atao iray vola... tohiny
zandikely ( 28/03/2006 23:15)
Enga anie ka tsy hisy hieboebo eo indray ny mpanao Politika fa olona tsy mahavita trosa izany tokony ho menatra. WASHINGTON (AFP) - La Banque mondiale a approuvé mardi l'annulation de la dette de... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 15:00
Dawa ( 21/03/2006 07:25)
:D Faly miarahaba anareo Malagasy mifampiserasera ato @ity site ity. Mandelo eto Paris indray izahay solontenan'io Banky voalaza anarana etsy ambony io manamafy sy milaza fa tsara sy mahomby kokoa ny... tohiny
novalian'i madera2 ny 17/04/2006 17:28
Herimiafina ( 09/03/2006 16:01)
Tsy azo raisina toa ny harena mihintsy ny karazana ressource maro hananan'ny firenena iray rehefa tsy manana ny enti-manana hitrandrahana azy izy na tsy afaka mikasintanana izany. Toa ny hoe misy v... tohiny
novalian'i xxx ny 14/03/2006 17:35
xxx ( 08/03/2006 11:42)
Manahoana daholo. Mba mila fanampiana avy aminareo namana. Mba misy afaka manampy ahy ve @ torolalana hatao momba ny fiscalité eto amintsika: - fanaovana déclaration fiscale: revenu - impô... tohiny
xxx ( 24/02/2006 11:13)
manao ahoana daholo! Tena tsy rariny ny ataony JIRAMA fa isam-bolana izao ve de mampakatra jiro foana, ny jironay zao @ volana decmbre 152ariary ny unité ny janvier 166 ariary ny unité ny févr... tohiny
novalian'i radanz ny 08/03/2006 13:24
LazaRandri ( 11/02/2006 00:59)
Efa misy "version" vaovao nivoka tamin'ny taona 2005 azo alaina amin'ny aterineto. http://www.capaf.org/Telech/Reglementation/PCEC%202005.zip... tohiny
novalian'i MamyNR ny 30/12/2015 02:26
jentilisa ( 21/01/2006 06:59)
Amin'izao fotoana izao dia tadiavin'ny mpitondra fanjakana fatratra ny hisian'ny mpandraharaha vahiny mba hampiasa ny volany eto. Gaga ihany aho hoe tsy maintsy izay ve no lalana? Maninona raha mitodi... tohiny
novalian'i botity ny 14/04/2006 12:52
jentilisa ( 21/01/2006 06:53)
Raha nanontanian'ny mpanao gazety Atoa James Bond talen'ny Banky mondialy ny amin'ny vato misakana ny fampandrosoana eto Madagasikara, sy ny tsy fahatongavan'ny mpandraharaha any ivelany moa izany dia... tohiny
novalian'i xxx ny 02/03/2006 06:35
yehel ( 12/01/2006 15:07)
Asa aloha ry zareo fa raha mahita @ aina amn-jery ny fihetsiketsehan'ny mca dia hoatrany hitondra espoir ihany miaraka @ 110 millions usd. Izy aloha raha ny fahitako avy aty ivelany mbola frais tsara... tohiny
novalian'i lapino ny 12/01/2006 17:18
dxankoay ( 10/01/2006 12:18)
Salama , Misy fomba vaovao eo @ lafin'ny fandohavam-bola eto @ tranonkala satria mampiasa ny herin'ireo "internautes" ny mpanjifa ..... Sady eken 'ny fanjakana ao @ Pacifika io fomba FAMPIASANA ir... tohiny
novalian'i lapino ny 10/01/2006 12:43
andry44 ( 06/01/2006 19:55)
Ahoana ihany ity fanamboaran-dalana any@ tanàna ity?ilay RN 44 no tiako resahana.Toa nahato indray izy io mantsy izao!Sa de atao takalon'iana@ fifidianana foana iny faritra Alaotra iny?... tohiny
novalian'i yehel ny 10/01/2006 05:49
Herimiafina ( 23/12/2005 00:23)
Manahirana be ny mamaky ireo zavatra voasoratra any anaty politikan'ny fampandrosoana any amin'ireo tany sasantsasany toa an'i Madagasikara. Ohatra ny DSRP, ny PADR, PDC, PRD, sns. Ny olana dia be ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2006 14:08
niry47 ( 14/12/2005 13:36)
Tena very mitsy zay @ ty vola e?? Ohatrinona ry reto zany K ariary zany azfd? Ampiana aotra 3 sa tsy zany? dia ahazoana euro @zay diviséna par 2560 sa tsy zany? Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i SOBIKA ny 15/12/2005 12:11
yehel ( 13/12/2005 14:18)
Mampalahelo raha zao foana no hiainana eto dago. Tsy maintsy miankina etsy sy eroa.Ny prioroité dia ny "mamokatra e".Esorina tany @zay lé "sitranie". Efa maro loatra lé génération potika.Fo... tohiny
novalian'i xxx ny 27/02/2006 14:12
rrgmt ( 20/11/2005 14:17)
midira mpikambana amin'ny : http//rrgmt.carrefour.com dia araho ny torohevitra ... tohiny
Lalakely ( 09/11/2005 13:28)
mba nieritreritra aho hoe: mety ho azo atao ve ny hanangana vola iray itambaran'izao tontolo izao. oh: ny euro efa mampiombona firenena maro. tsy izany manko fa toa lavitra loatra ny elanelana misy eo... tohiny
novalian'i yehel ny 13/12/2005 14:05
jajaf401 ( 19/10/2005 10:59)
Ahoana kay ny tena fomba fitantanana misy eo @ harena fotsiny any @ tany mandroso mahatonga izy handroso e e?? Asa na education mihitsy no tsara ny azy de mandeha hoazy ny fitantanana? ... tohiny
xxx ( 14/10/2005 11:23)
Sao dia isika malagasy kosa ary no kamo mamokatra de tsy mandroso isika? hitako mantsy izany any @ faritra sasany indrindra ny amoron-tsiraka: tsy misy ezaka mihitsy ireo tantsaha fa na ny manongotra ... tohiny
novalian'i jajaf401 ny 20/10/2005 19:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1462