Toekarena

dolby ( 12/09/2006 09:54)
Fa maninona no dia atao lafo be ny hetra aloha amin'ny fiarakodia ? Aiza no mety ho tombony ? Hoe mety mampitombo haingana ny toekarena ve ny hetra azo sa ny fanomezana fiara ireo olona any ambanivoh... suite
répondu par prime le 06/10/2006 14:57
rabaradaka ( 09/09/2006 08:12)
Na dia mbola tsy ofisialy aza ny vokatra dia efa manakaiky ny hivoahan'ny vokatry ny fanadihadiana. Fa mba hitondra inona amin'ny tokantrano Malagasy ny fisian'ny solika ao Bemolanga, Maintirano Antsa... suite
répondu par prime le 20/09/2006 09:07
Herimiafina ( 29/08/2006 02:38)
Raha samy himenomenona ihany hoe "mahantra, tsy ampy ny fidirambola, na kely ny karama sns" dia aleoko kokoa mihaino mpiasampanjakana izay mivelona iray manontolo amin'ny karamany misoratra ao amin'ny... suite
répondu par prime le 13/09/2006 15:20
Herimiafina ( 18/08/2006 19:43)
Hono hoa ry namana isany, fa maninona no isaky ny misy olana ara-tsosialy, na inona na inona, no toa lazaina sy ankalazaina be fa noho ny fahantrana foana no mahatonga izay? Voalaza amin'izany: -Vor... suite
répondu par prime le 13/09/2006 15:15
dailynews ( 08/08/2006 22:20)
iza no tsara trano aorin' ny tena manokana sa ny any amin ny lotissement no hahazoana kokoa ao tana ? ... suite
répondu par prime le 17/08/2006 12:16
hery ( 28/07/2006 06:14)
Misy fampitahana tsy miankina (tsy manohana na iza na iza) izay napetrak'i Jentilisa ao amin'ny blaoginy http://jentilisa.blaogy.com/post/122/1521 Inoako fa hanampy antsika any Madagasikara hifidy a... suite
répondu par simplex le 28/08/2006 13:06
hery ( 23/06/2006 14:26)
Ary ny vazaha indray no mahita ny fiezahan-dRavalo hanatsara ny toekarena malagasy... sa hoe valalan'amboa? http://www.lagazette-dgi.info/index.php?option=com_content&task=view&id=9232&Itemid=30 ... suite
répondu par prime le 25/10/2006 14:56
lemenakely ( 23/06/2006 12:26)
Hoy ny didy 10 hoe :AZA MANGALATRA!... Raha ara-môraly sy ara-pinoana izany dia ratsy ny mangalatra! Nefa @ izao fotoana dia :maro ireo vahiny no tsy mahatoky gasy fa lazainy fa MPANGALATRA! Firi... suite
répondu par prime le 19/07/2006 13:13
sareraka ( 23/06/2006 10:41)
Raha tsy misy fahadisoana avy aty aminay dia 2166fmg na 433 AR no vidin'ny FAHAMARINANA sy FAHAMASINANA ary ny vidin'ny safidin'ny gasy @ 03 desambra 2006 ho avy izao. 39 milliards no vidin'ireo NI... suite
répondu par prime le 31/10/2006 12:53
sareraka ( 22/06/2006 14:00)
Raha ny la gazette de la grande île irery no namoaka ny critique momba ny nividianana ireo 4*4 NISSAN miisa 137 dia efa fanenjehana na koa tsy fitiavana. Vakio tsara io lahatsoratr'i la sobika io iz... suite
répondu par vakiniadiana le 09/10/2006 13:58
4mimananelatra ( 22/06/2006 12:38)
Avo ny lanitr'i GASIKARA manga jerena o miaka-midina ny dolara tsy hay fefena o IZANY NO MALAZA ,IZANY MALAZA Resa-dresaka importé ny afera mandeha eto amintsika sisa-tsalàkan'ireo vazah... suite
répondu par papala le 09/10/2006 12:41
OLPolonaleopolitika ( 22/06/2006 08:07)
Raha mijery ny zavatra soratanareo eto aho dia tokony ho any @ G7 izany i MADAGASIKARA ,satria maro ny miteny fa : -tsy mahantra izany ny gasy!!! tokony antsoina hiverina ingahy KOFFI ANNAN hoe hidi... suite
répondu par prime le 17/08/2006 12:22
rrgmt ( 21/06/2006 16:15)
Manakory! jereo ity sao mahasoa: http://rrgmt.carrefourpro.com... suite
répondu par fijo le 23/06/2006 19:43
OLPolonaleopolitika ( 19/06/2006 10:40)
Betsaka no nanakiana iny reportage izay nataon'ny FR3 izay nalefa tao FRANTSA t@ alalan'i FR3 ny 06 martsa 2006 lasa teo.Isan'izany moa atoa ambasadôro ao FRANTSA izay nandefa ttasy . Raha hijery fo... suite
répondu par papala le 09/10/2006 12:57
jajaf401 ( 19/06/2006 09:19)
Miarahaba antsika jiaby aloha eh! Hono wah : Sao de mba efa tokony hialana amizay ny privatisation fa averina @ Fanjakana amizay ny fitantanana; Ny antony manko tsotra fotsiny, Mpandraharaha ny Fil... suite
répondu par prime le 28/06/2006 13:11
ravakamalala ( 12/06/2006 15:36)
saika mba hanontany an izay mahalala aho hoe ohatrinona eo ho eo izao ny hofan ny trano any antsirabe raha toa ka : - trano mitokana mifefy - misy rihana 1 - efitra fatoriana 3 sy efitra fandraisam... suite
répondu par fijo le 23/06/2006 19:57
petsambava ( 11/06/2006 18:39)
Raha ny zava-misy hita ankehitriny aloha dia toy ny tany avy niady ny gasy ara-ékonomia ,tsy nisy bomba na fifampitifirana fa dia nopotehina t@ ambo-po pôlitika ny toe-karena malagasy. EFA HITA IZA... suite
répondu par prime le 17/08/2006 12:28
soanja ( 10/06/2006 02:28)
Manina an'i Sareraka aho izany? Elaela izay tsy namaky ny hafany teto. ... suite
répondu par prime le 12/10/2006 14:43
xxx ( 01/06/2006 13:08)
:?:Dia nankaiza marina ary ny devis naorin'ny JIRAMA tamin'ny taona 2004 sy 2005 fa tena be ny olona no mimenomenona hoe efa voaloa ny devis nefa dia hatrami'izao lazainy fa tsy misy fitaovana foana,i... suite
répondu par prime le 17/08/2006 12:31
xxx ( 23/05/2006 17:31)
Misy fanontaniana manitikitika ny saiko ity ry namana sy tapaka isany ato amin'ny serasera. "azo atao ve ny manangana compte en devise étrangère ao Madagasikara? En dollar americain ohatra?", "dia a... suite
répondu par rrgmt le 21/06/2006 16:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4857