Toekarena
bazylou
(
23/01/2007 23:33)
ny grevin'ny mpampianatra fanampiny,
ny lalana nihotsaka tery nefa vitan'ilay 8 hhono io???
RAVALOLALANA ZEFA BE SY MORA SIMBA!!
NY tondra drano aza tsy hay izay anaovana azy...
suite
répondu par Fiffi le 16/02/2007 06:53
xl
(
23/01/2007 07:25)
TENY FOHY SADY TSOTRA :
NIAKATRA 10% NY PNB NY TANTSAHA FOTSINY ALOA NY 2006
HO AVY @ IZAY IZAO NY ANTANAN-DEHIBE , TSY MISY MIHITSY NY FARITRA HO DELAISSER SATRIA MANANA POTENTIEL ECONOMIQUE NY FAR...
suite
répondu par LazaDaddy le 21/02/2007 04:15
bazylou
(
18/01/2007 16:42)
44 millions d'euro hono ny vola ninvestissen'ny sinoa to amintsika tamin'iny 2006 iny ary ny secteur minier no tena nanaovany an'izany vola izany!! mbola hitombo avo 2 heny hono io saosy io amin'ity t...
suite
répondu par xl le 23/01/2007 07:03
bazylou
(
11/01/2007 13:21)
toa izay hanome asa ny mpanjaitra eny antsena !! mety ka!!...
suite
répondu par niryna le 27/01/2007 04:41
bazylou
(
09/01/2007 21:37)
aleon' ny olona any an-toeran kafa toa izay dago PMa
Climat des investissements à Madagascar
Pas attractif ?
Le président de la République va reprendre son bâton de pèlerin afin de co...
suite
répondu par xl le 23/01/2007 07:11
bazylou
(
08/01/2007 22:42)
ho 11000fmg hono ny devika f tongan'ny volan'ireo mpanao petrola!! dia rehefa lany ireo dia miakatra 14000 indray izy avy eo!!...
suite
répondu par xl le 23/01/2007 07:27
bazylou
(
04/01/2007 11:57)
vao vita ny fifidianana dia lasa izao re tongotra, samy miakatra daholo izany na kaly, .. eny fa na ny mpangalatra aza dia nanao lanja miakatra hatrany!!!!!...
suite
répondu par xl le 23/01/2007 07:34
bazylou
(
03/01/2007 16:16)
any bermude ilay Madagascar oil fa tsy ao Madagascar akory!! Matahoatra fisc marina!!! nefa ny mpitondra no tompon'io orinasa io !!...
suite
répondu par bazylou le 04/01/2007 18:42
bazylou
(
01/01/2007 10:10)
tratry ny fety y ny 2007 daholo e!! ho betsaka ny zavtara ho avy sy hatao amin'itytaona ity fa ny irariana dia ny mba hahamarina sy matotra ny mpitondra sy ny hoentina e!!!...
suite
répondu par bazylou le 02/01/2007 11:44
bazylou
(
29/12/2006 22:10)
no handroson'ny Madagasikara spida na dia nasiana izao map, dsrp,.... mandany rora sy penina rehetra izao!! Ny vahoaka moa lambolambosana izao lalana etsy sy eroa izao nefa tsy hitany fa ny saosy at...
suite
répondu par Achia le 30/12/2006 19:22
salmo
(
06/12/2006 12:38)
[b]Aminao![/b]
[b]I-) ¿Iza no tena mpandany vola kokoa?[/b]
a)- Ny lehilahy
b)- Ny vehivavy
c)- Mitovy
[b]II-) ¿Iza no tena kivy sy kizitina @ paoziny sy ny fitafiany raha tsy lamaody...
suite
répondu par HESHA le 20/02/2007 08:15
salmo
(
01/12/2006 10:16)
¿nahoana i Madagascar no mahatra?:roll:...
suite
répondu par kally le 06/12/2006 16:11
bazylou
(
26/11/2006 00:41)
natao ny contrat natomboka izany ny fanamboarana ny port priven'ny QMM, i ehoala io. 750 000t isan taona no harena ankibon'ny tany vokariny sy amidiny ary hiditra any ampaosiny mandritra ny 50 taona!...
suite
répondu par xxx le 02/12/2006 18:20
bazylou
(
25/11/2006 14:44)
i madagasikar amin'io SADC io!! ny an'ny tena aza tsy voafehy koa ny hafa no itetatetana...
suite
répondu par Fiffi le 26/11/2006 17:13
bazylou
(
25/11/2006 14:32)
charte de qualité na norme nationale izany ve any Madagasikara??
Iza no organisme manao ny qualitén'ny zavatra rehetra ao Madagasikara???...
suite
répondu par Fiffi le 26/11/2006 17:14
bazylou
(
20/11/2006 22:40)
secteur savony ity ?? toa avela hanjaka fotsiny ny importe dia mamono ny eo an tanana!! sao dia tsy mety e:...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 14:46
bazylou
(
20/11/2006 21:47)
amin'ity sadc ity ?? tsy mampino aloha raha izao no fandehany!!...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 14:49
bazylou
(
17/11/2006 23:20)
zavatra ho an'ny tena ihany.... Mba misy gasy ve mahatsangana usine mpanamboatra daba??? ,,tsy hisy mandrakizay izany!! nany karenjy aza nanjavona!! lany andro amin'ny mividy lava ohatrann'y afrikana...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 07:48
bazylou
(
16/11/2006 23:51)
de toute facon tsy hisy hihaino sy hijery anao eo!!!
Ireo no zestiavany hoe zava bita!! ireo izany no heviny!!...
suite
répondu par bazylou le 29/11/2006 00:06
