Ampidiro aloha ny tenimiafina
Toekarena
bazylou
(
09/09/2008 19:42)
fa na ny an'ny tena aza tsy hay akory ny mitrandraka azy ka mividy sy ampifilain'ny olona sisa, .. beeurrk
""Marché des produits alimentaires
Dominé par l’informel
Le maillon inévitable de...
suite
répondu par xxx le 01/05/2009 00:44
bazylou
(
05/09/2008 00:19)
La délégation japonaise dans nos murs
Le gouvernement malgache recevra, ce jour, la visite d’une délégation économique japonaise, conduite par Sem Takamoni Yoshikawa, Vice –ministre de lâ...
suite
répondu par ssendra le 09/09/2008 09:29
bazylou
(
16/08/2008 19:58)
"""L’Ariary continue son petit chemin et se rapproche progressivement de la barre des 1/2 400 pour la parité euro/Ariary. A la clôture du MID (Marché Interbancaire des Devises) lors de la derniè...
suite
répondu par bonita le 06/01/2009 10:21
lemenakely
(
04/08/2008 08:59)
Tena mahavariana tokotrany fa tsy hoe mpanao vilany dia tsy manambola !fa tena misy manana 4x4,manana trano be dia be..... ireo mpanao vilany ao AMBATOLAMPY 8O ...
suite
répondu par bazylou le 04/08/2008 23:06
mihitsy
(
01/08/2008 11:53)
bjr daholo!
Sao mba misy manana courroie amina moteur anatiny amina machine à coudre azafady. Courroie kely tsy hitako any amin'ny mpivarotra mihitsy satria eo amin'ny 9 cm eo ny diamètre-ny. Misao...
suite
répondu par bazylou le 02/08/2008 20:51
ninietbou
(
01/07/2008 09:17)
hono oa ry zalahy ny fandefasana entana @ chronopost eto frantsa mankany mada ve mba azo antoka fa ohatrany tena lafo be ?
mba mila fanazavana re .misaotra mialoha...
suite
répondu par bazylou le 25/07/2008 13:14
zandikely
(
20/06/2008 13:28)
Mahay mitsinjo lavitra. Io no hita fa ezaka ataon’ny fanjakana raha nandre fa ho maimaim-poana manomboka izao ny fanaovana « césarienne » eny amin’ny hopitaly. Ny minisitry ny Fahasalamana no n...
suite
répondu par bazylou le 25/07/2008 13:19
lemenakely
(
24/05/2008 10:46)
Raha ny zavatra hita ankehitrio dia mandainga izay tsy mahatsapa fa tsy mitsahatra ny midangana ny vidimpiainana :na ny lasantsy,ny gasoil,ny PPN...ka aiza ho aiza ny toeran'ny gasy @ izao olana izao...
suite
répondu par ndenn le 01/05/2009 01:00
razanakoto
(
15/05/2008 15:08)
Zaho manokana de miombo-kevitra tanteraka @ le namana Malagasy omaly momba an'io. Aiza ve de eo anatrehan'ireo gasy be de be tsy an'asa ireo de na ouvriers aza hafarana any Phillipines! Avy eo 5 000 b...
suite
répondu par Fanjaibe le 03/12/2008 03:27
lemenakely
(
15/05/2008 10:16)
ireto 3V ireto ny prioritén ny mpanao pôlitika malagasy :
-VOLA
-VONINAHITRA
-VODY(vodim-behivavy).....
...
suite
répondu par Jeankely le 18/05/2008 05:18
Jeankely
(
13/05/2008 12:22)
Rehefa manja ny sipa dia hifandrombahana ary afaka mametraka fepetra amin'izay tia hiditra. Izay tsy maharaka mitsoaka fa izay favy no mijanona sy mahazo ny soa.
Ka naninona no tsy naharese...
suite
répondu par Jeankely le 13/05/2008 23:47
zandikely
(
12/05/2008 22:48)
Gaga iany ny tena mahita ity lahasoratra ity, noheverina fa hoe hanome asa ny Malagasy ilay compagnie mitrandraka Nickel ao Ambatovy, nefa dia ry zareo avy any Philippine indray no hameno ny compagnie...
suite
répondu par bazylou le 25/07/2008 13:18
ikotoleta
(
06/05/2008 08:55)
:arrow: inona no atao ampekarana ny toekarena malagasy?
:arrow: betsaka ve PIB @fambolena vary? 8O :o :lol: :x :oops:
misokatra ny adihevitra ...
suite
répondu par bazylou le 25/07/2008 13:30
diffordi
(
28/02/2008 09:56)
Slut daholo!
Mba manontany aho sao dia mba misy afaka manazava ny momba ny TFT teo aloha.
Izany hoe raha tsy TVA dia inona?
Ary ny IR sy ny IS koa ve choix?
Misaotra fa mba mila vonjy e!...
suite
répondu par simplex le 28/02/2008 12:26
xxx
(
10/01/2008 07:00)
Mba afaka manampy ahy ve nareo amin'ny fanazavana momba an'ireto:
1) EPIC (Etablissement Public à caractère Industriel et Commercial). Inona no tena dikan'io statut io? Inona no fiantraikany? Reh...
suite
répondu par bazylou le 25/07/2008 13:20
pifa
(
03/11/2007 11:41)
Za mihevitra fa tena latsa-paka lalina le gasikara. Ny firenena tena te handroso (Amerik latine reo) né ka mankahala bailleurs internx é (BM, FMI, etc).
Tsika najabakan'dry zalah hanao privatisatio...
suite
répondu par prime le 29/04/2008 13:25
soanja
(
20/10/2007 14:13)
Hisy azy indray na hanana ny mahasamihafa azy ny taona 2008 mankany raha politika sy toekarena erantany no resahina.
Betsaka ny zavatra mivaingana hiova loko nohon'ny:
i Sarkozy indray no ao Fran...
suite
répondu par LazaDaddy le 07/11/2007 23:45
adler
(
18/10/2007 13:14)
Mba ifampizarao izay tantaram-pahombiazana e. Soa fianatsa manko hono ro mahavokatsa, sa ahoana ?
Misy adihevitra mandeha izay ohatra ao @ ifg momba ny [b]"[url=http://infogasy.net/?q=node/2549]inf...
suite
répondu par malakaya le 04/12/2007 16:35
rurik
(
12/10/2007 20:51)
Manahoana daholo
sao mba efa nisy nampiasa ity AMADEX ity nareo kay ?
fandefasana vola na fanomezana ho any avana any mada. asa na ahoana ny fahitanareo azy ty, aleo manotany toizay manaonao fon...
suite
répondu par bazylou le 24/03/2008 12:49
hery
(
19/09/2007 14:42)
Ataoko ato amin'ny resaka toekarena izy ity rehefa mitady azy ianareo amin'ny manaraka.
Momba ilay hoe hay resaka fopla ilay Bahamas dia mino aho fa betsaka ny gasy no voa tamin'io. Mety misy tsy m...
suite
répondu par Jeankely le 11/10/2007 09:17
