tonga indray ry lerony hisaosy e!!

1. bazylou ( 05/09/2008 00:19)
La délégation japonaise dans nos murs

Le gouvernement malgache recevra, ce jour, la visite d’une délégation économique japonaise, conduite par Sem Takamoni Yoshikawa, Vice –ministre de l’Economie, du Commerce et de l’Industrie du Japon. Leur séjour en terre malgache est prévu pour 3 jours. Sa portée est indiscutable car la rencontre de cette délégation avec les autorités malgaches revêt une importance particulière pour le pays et son développement. Cette mission sera composée de quelques membres du gouvernement, de parlementaires, de représentants de quelques agences japonaises et de quelques opérateurs prêts à travailler avec les opérateurs malgaches. Ils seront au nombre de 55 au total.
La visite de cette délégation est purement économique car l’objectif est de faire connaissance avec l’environnement économique malgache. Dans cette optique, la délégation japonaise souhaite constater de visu les opportunités d’affaires dans la grande île. Pour ce faire, la délégation en question aura des entrevues avec quelques ministères malgaches concernés et ce, dans des domaines touchant plus particulièrement les mines, l’agriculture, l’économie, la question foncière, les transports et les travaux publics.
Cette visite, est rappelons-le, une des conséquences du sommet de la Ticad IV ou l’initiative du Japon en faveur des pays africains.
Ny Aina R.

LA verite .mg
DAiiza no sahy hilaza fa tsy hijery saosy indray ireo ?? hambotry ny efa tsy misy .
Misy maki, sushi, sy thon manjavona indray any andranomasina gasy any :-D :-D
novalian'i ssendra ny 09/09/2008 09:29
2. xxx ( 05/09/2008 15:25)
hoy ny gazety ve no halefa avia sy havanana?


:arrow:
3. Herimiafina ( 06/09/2008 01:56)
Ary ny Suisse sy ny Friza Schmalz angaha hono tsy hiverina sa matahotra sao ho ajedaky ny japoney indray ny debany amin'ny ady marché fanamboaran-dàlana? :-D :^)
4. ssendra ( 06/09/2008 12:48)
xxx:

hoy ny gazety ve no halefa avia sy havanana?


:arrow:




:-D :-D :-D


koa rehefa hihanahàna otran'ny ganagàna eo ts yaleo alain'i japoney daholo ny saosy, adala izay tsy mahay miaro ny azy :lol:
5. Herimiafina ( 06/09/2008 17:01)
Efa hoe tsy misy afatsy iray ihany ny fiarovana ny an'ny tena, manao ohatry ny groupe tiko, tonga dia manao monopole gasy petaka dia rava ho azy ny tsenan'ny avy any ivelany. :-D
6. ssendra ( 06/09/2008 17:34)
vive ra8 izany! :lol:
7. bazylou ( 06/09/2008 22:31)
dia jereo anie fa asiana periph kely indray ao tana ,na tamatave na majunga e!! :-D :roll: :roll:
8. Herimiafina ( 07/09/2008 17:51)
Dia jereo koa anie fa hisy hangataka daholo indray ny palissandre amin'ny ala atsinanana e! Dia hisy ady ho amin'ny fanamboaran-dàlana indray dia tsy hay na i colas na i smatp indray ny concurrent-n'ny japs manaraka, ny friza mantsy efa lasa, dia hisy afera Walter Arnold vaovao indray avy eo. :^)
Fa ny Japs hoa ho manana revy hafahafa izany e, revy enfantin tsy hayhay izay, sa ireny ilay hoe revy dragon ball klé! :-D :-D
9. ssendra ( 08/09/2008 14:06)
dia jereo koa anie fa hipipika eo daholo ny lohan'ireo mpanao politika e:-D:-D tsy mahazàka ny onjay:roll:
10. Herimiafina ( 09/09/2008 00:31)
Angaha tsy efa nipipika moa hatramin'izay. Mafy anie le te-hisaosy e! "Ny vola no maha-rangahy, izay tsy manana rafi-mbazaha"! :-D :-D
11. ssendra ( 09/09/2008 09:28)
:-D :-D :-D asio karry sy poivre ary karibonetra dia mety hampisava ny mipipika :-D
12. ssendra ( 09/09/2008 09:29)
"Ny vola no maha-rangahy, izay tsy manana rafi-mbazaha"!

saosy io kou! :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6823