Toekarena

saho ( 16/03/2015 15:30)
Araho tsara ry zalahy ny fandehan ny raharaha toekarena any amintsika fa dia lasibatra indray ity lehilahy Malagasy atao hoe Andry Rakotovao Izany foana no zavamiseho any Mada any, vonoina foana iza... tohiny
saho ( 19/02/2015 16:45)
resaka asa fanatsarana sy fampandrosoana hatrany, mitohy foana ary misy koa ny mpanakana sy mpanao tsatoka tsy hahavitana izany raha mitohy izao zavamisy any Gasikara izao, dia tsy mba hisy mihitsy i... tohiny
novalian'i sitlo ny 20/02/2015 16:29
saho ( 08/02/2015 13:25)
Efa feno ny kapoaka mangidy e(tondraka ny rano etsy sy eroa, vaky fasana, mpangalatra bois de rose, mpangalatra harena ankibon ny tany sy zavaboary rehetra misy, risoriso, mpamono olona na jiolahy ets... tohiny
novalian'i saho ny 07/07/2018 12:45
endriny ( 31/10/2014 06:15)
Misy karana mpisoloky sy mpanao vola sandoka, mpiara-miambon'antoka amin'ny olona mpitondra, nisoloky fifanarahana ara-barotra teo amin'i Cocacola sy Ramanandraibe. Vokany voatery namidy ny antsasaky ... tohiny
novalian'i endriny ny 05/02/2015 17:50
vonynive ( 01/09/2014 12:27)
Tontosa tetsy amin'ny tany malalaka manoloana ny Lapan'ny Tanàn'Antananarivo ny hetsika nataon'ny FOFIFA na ny Foiobem-pirenena momba ny Fikarohana ampiharina amin'ny Fampandrosoana ny eny Ambanivohi... tohiny
novalian'i vazivazo ny 30/09/2014 05:34
ANDRIAMENA45 ( 25/05/2014 20:04)
Betsaka Olona Lasa Mangalatra Vola Satria Tsy Anasa, Tsy Tafita Fianarana, Sahirana, Mahanitra, Te Hangalatra Tsotra Izao Betsaka Mpangatra Vola Fangaroana Paosy, Fandrahonana, Takalon'aina, Tsy Fanan... tohiny
katiti ( 08/05/2014 17:59)
Salama daholo Tsara ho fantatsika fa ny 50 % ny actions BNI dia lasan'ny consortium n'i Hassanein Hirdjee. Navoakan'ny conseil d'état omaly fa afaka ny sakana zay nampiantona an'io varotra io teo alo... tohiny
nygasysoafifameno ( 01/05/2014 15:54)
ANTSO AVO, PEDAGOJIA HAIfanabeazana ho olom-pirenena, FANAIRANA AVO sy FAOBE MAMBARA LOZA ! IARAN-DOZA GOAVANA indray ny TANINDRAZANTSIKA i MADAGASIKARA, ny VAHOAKA sy ny TARANAKA Malagasy ! « COMMU... tohiny
bazylou ( 26/03/2014 09:33)
Findramam bola amin ny vazaha izao no ataon gasin andafy mpitondra ao madagasikara. Dia avy eo izy mieboebo écran ny gasikara. Ny vazaha koa no manome ny PM. Beuurrk... tohiny
saho ( 23/03/2014 21:19)
Iza no mahalala ireto teny latin avadika ho teny malagasy mahazatra toa ireto zavamaniry manaraka ireto : APHLOIA CENTELLA SARO Mba fanontaniana tiako apetraka eto, afaka jerena ao www.yves-rocher.f... tohiny
novalian'i Annih ny 25/03/2014 15:11
saho ( 19/03/2014 19:43)
Mba misy tompon andraikitra ve manara maso na miaro ireo akora maro isankarazany eo Amin ny firaisana na fokontany na ireo faritra be zavamaniry maro an isa etsy sy eroa any mada Ireo tompon andraik... tohiny
novalian'i saho ny 20/03/2014 15:11
saho ( 11/02/2014 15:18)
Asa fa tsy kabary, asa fahaizana isankarazany, izay tsy mahay @#$%& sobika mahay fatambary hoy ny ntaolo atao lisitra ny asa isankarazany asa fambolena sy fiompiana asa mahaleo tena (mpitsara, dokote... tohiny
saho ( 10/02/2014 15:36)
Inona avy ry zareo ny karazana hetra vita malagasy hatramin izay ka hatramin izao Resaka hetra etsy sy eroa mantsy no hitako tena ilaina hampandrosoana ny filana iraisana Amin ny toerana iray ohatra h... tohiny
novalian'i saho ny 06/06/2015 21:13
vonynive ( 08/10/2013 13:27)
miarahaba antsika tsy misy tombontsoa ho an'ny firenena ny fanafarana entana hamidy fotsiny eto Madagasikara fa ireo vola vahiny no mivoaka betsaka, tsy mihodina eto an-toerana akory ny vola fa miveri... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:28
saho ( 20/09/2013 10:16)
Raha mandinika ny tantara niseho tato ato momba ny fiarovana ny toekarena Malagasy eraky ny Nosy za dia mahatsapa fa ilay tena tia tanindrazana sy niaro ny toekarena Malagasy toa tena nanjavona ary na... tohiny
novalian'i vonynive ny 20/02/2015 07:10
niaina07 ( 08/08/2013 11:15)
Za rzareo mieritreritra oe tokony hatsaraina ny fomba fitadiavana asa eto dago.le makany am-pita reny zao betsaka ny tsy voaara-maso hany ka betsaka ny tsy malala ny tokony ataony rehefa tonga any fa ... tohiny
novalian'i totsy ny 22/08/2013 02:48
gasyjean ( 27/07/2013 13:37)
Tsy ho asiana resa-be angamba,fa efa samy mahita sy leo ny fandehan-draharaha misy eto amin'ny tany sy ny fanjakana malagasy isika rehetra.Sanatria ve tany voahozona ity misy antsika ,sa isika vahoaka... tohiny
endriny ( 25/06/2013 08:15)
Nefa lazaina miharin-doha ny toekarena, grrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrrr... tohiny
gasyjean ( 26/05/2013 10:09)
Misy bizna azo vidiana amin'ny bitcoins ve eto M/kara sa mbola tsy misy mahalala azy ity?... tohiny
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:30
manoasoa ( 30/04/2013 12:48)
Miarahaba antsika rehetra,mila valiny avy aminareo ny tenako mikasika ny hoe: Mampitombo ny toe-karena ve ny fahabetsahan'ny mponina eo @ firenena iray? Tsy izany mantsy fa anisany firenena be mponina... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0435