Ireo tena tia tanindrazana miaro ny toekarena malagasy

1. saho ( 20/09/2013 10:16)
Raha mandinika ny tantara niseho tato ato momba ny fiarovana ny toekarena Malagasy eraky ny Nosy za dia mahatsapa fa ilay tena tia tanindrazana sy niaro ny toekarena Malagasy toa tena nanjavona ary natao izay tsy haharitra Amin ny fomba fiasany

- Itompokovavy Nadine Ramaroson, ohatra ny momba azy, efa nanana experience de vie avy tany mandroso taty ivelany, vonona nody tany an tanindrazana, hanampy ny Malagasy ny traikefa azony taty ivelany, indrisy fohy ny fotoana nahafahany nandray andraikitra (Fanampiana sy Fampandrosoana hialana ny fahantrana ho an ireo tsy manank ialofana tao Tana, Fanadiadiana momba ny fandehanan ny bizna (Export) ataon ireo mpandraharaha vahiny toa sinoa, karana, vazaha sns...), izany hoe nanana fanetretena izy ary niaro ny toekarena malagasy, izay no tanjony ary vonona tsy hanome sehatra ireto vahiny

-Itompokolahy Guy Rakotondrahana (Foibe Banky Malagasy) izay nahatsapa fa hita fototra ny fandehanan ny varotra Bois de rose, pierre precieux, ireo matiere premiere samihafa ary ny momba ny fananantany ao Gasikara. Nahatsapa izy fa varotra maizina ny tanindrazana no tena fototry ny fitondrana Tetezamita

Ireo olona roa mahery fo ireo dia azo lazaina fa tena tia tanindrazana, olon ny marina, olona tena malagasy mankato ny fiarovana ny toekarena malagasy
tsy ampy ny fiarovana azy ireo (Bodyguard) ary dia tena nanjavona tokoa

Ity vehivahy iray ao fahitalavitra TV Plus (Ony Realy) ity Indray zao raha tsy mitandrina dia hanaraka ireo olona roa ireo.
Isika Malagasy ve dia hitaintaina foana rehefa maneho ny zavamisy sy ny fandehanjavatra ao Mada ao, eliminer daholo izay manelingelina ny bizna ataon ny olombitsy
Ra8 efa misitrika any Sudaf, fa iny no tena azo lazaina fa president nahafehy ny toekarena malagasy tamin ny fotoanany ary sahy nanohitra ny vahiny jiaby eraky ny nosy, na dia nataony azy manokana aza ny fahefana miompapana izay niafara ny fiarovana ny ainy hitsoaka

Mampirisika mba hisy tokoa ny olon ny firenena malagasy, tsy hahatahotra fa miaraka ny fahamarinana sy ny fahaizana miaro ny toekarena ao Nosy Malagasy, raha ao ambadika foana ny Frantsay dia anjaranao no miady ny tena fahaizanao sy ny fahaleovantena marina
Mahereza
novalian'i vonynive ny 20/02/2015 07:10
2. vonynive ( 02/10/2013 11:13)

saho:

indrisy! atody miady amambato e
3. lesla ( 15/12/2013 11:55)
tsy marina ihany ny filazàna hoe" atody miady amambato".ny tena marina dia ireo olona mitondra sy manana fahefana mihintsy no mora voavidy.omena euros na dollards dia vonona ny hamadika sy hamono ny mpiray tanindrazana aminy.Ilay toe-tsaina miaro ny "tombotsoa hihombonana" dia tsy misy intsony!fa ny ahy ihany aloha....omena compte en dollard,na trano kely any paris,na seychelles,dia vonona ny hivarotra ny tany rehetra eto madagasikara..Ny tena mahakivy dia ny mieritreritra hoe ny harena misy eto antoerana no mahatonga antsika malagasy mahantra sy fadiranovana !toa harena adalan-tompo!ny vahiny sy ny olombitsy no tena migalabona,fa ny vahoaka topontany no tena mihafy
4. saho ( 19/02/2015 16:41)
resaka asa fanatsarana sy fampandrosoana hatrany, mitohy foana ary misy koa ny mpanakana sy mpanao tsatoka tsy hahavitana izany

raha mitohy izao zavamisy any Gasikara izao, dia tsy mba hisy mihitsy izany hoe kintana mamirapiratra hitranga, iza no maniraka na manakarama ireo jiolahy mpamono olona etsy sy eroa, ohatrany tany tsy misy fanjakana any Gasikara

Mitandrema ihany ireo olona manana hery fo te hampandroso an ity tanindrazana Malagasy ity fa tapaka lalana raha tsy ampy tsara ny sarona aina, mila sarona aina be dia be ankehitriny raha te hitondra traikefa fampandrosoana etsy sy eroa

Azo lazaina ho olomanga njay ity anaran olona voavono ity, efa niantomboka ny asany fa dia tapaka sy novonoin ny jiolahy hono izy io, mandria ampiadanana NATHALIE RASAMISON
Rehefa tsy maharaka ny sarona aina na ireo mpiambina aina misy na hoe BODYGUARD any Gasikara ankehitriny, dia tsy natao ho anao any...Kanefa aza adino koa JE SUIS MALAGASY, kanefa ohatrany tsiss valera io, satria ohatrany oloolompoana na matimaty foana ianao any
5. vonynive ( 20/02/2015 07:10)

iza i NATHALIE RASAMISON
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1747