Toekarena

niavo ( 12/01/2004 14:05)
rahoviana ny fahfaha lmividy ny malagasy vao tahaka ny an dryu zareo occidentaux ireo ?(pouvoir d'achat) tena mbola otran ny elà elà ihany ko... suite
répondu par kitjo le 18/05/2004 07:34
donemaskit ( 01/01/2004 16:44)
Tena te sy vonona ny handroso tokoa ve ny Malagasy?... suite
répondu par kally le 15/01/2004 16:27
andrygti ( 05/12/2003 19:02)
Salama aby! Dia re sy hita zao fa de hanomboka atsy ho atsy ny fampiasana ny vola ariary eo amin'nysehatry ny fadrarahana . Amin'ny aona 2005 de voalaza fa hampiasaina izany amin'ny lafiny compta ! I... suite
répondu par andrygti le 07/01/2005 15:34
ankoay ( 03/12/2003 12:43)
arahaba daholo, 75% ny gasy hono dia tantsaha avokoa. nefa dia mbola tsy tratra foana ilay fanamby hoe "hahavita tena ara-tsakafo amin'ny taona 2000" nolazain'i raika lahy iry? sa niova sata niova ... suite
répondu par hery le 04/02/2005 10:23
folaka ( 31/10/2003 10:13)
Rehefa mandeha mitety orinasa ireny mpisan'ny contribution ireny dia ataony izay ahabetsaka ny sazy tokony ho alohan'ny olona. Izy koa avy eo dia mandefa ttsy mazava voasoniany, mampitandrina ny olon... suite
répondu par pitchou le 03/12/2003 13:32
rfanjav ( 10/10/2003 13:12)
Miala @ Reny malala dia miditra @ Rainiboto. Iza no tsara kokoa, dia iza no mampanankarena kokoa?... suite
répondu par kitjo le 18/05/2004 07:40
eugene ( 05/08/2003 08:54)
Tsy kobisoroka ekonomika ihany ve ny nataon-dRavalomanana momba ny détaxation. Marina fa ho tian'ny vahoaka izy amin'io... ary aleo tokoa halan'Andriana (BM, FMI) toa izay halambahoaka (amin'ny fifid... suite
répondu par fijo le 13/11/2003 16:56
hery ( 13/07/2003 15:41)
Malaza indray izao fa volan'ny TIM lé vola vaovao. efa mandeha sahady aza ny argot hoe 1 tim = 1 alina. Tahaka ny hoe clou=ariary zato, kala 1 = roanjato sns. Tamin'ny fandalovan'ny Talen'ny FMI teto... suite
répondu par iartistika le 17/05/2005 20:15
ankoay ( 28/05/2003 17:54)
Mba saika nanontany ny hevitrareo aho hoe; isika gasy mihitsy ve no tsy mahay mitsikaraka sa ny karana no gaigy fa aiza ve de ry zareo no tena matanjaka ara-toe-karena eo amintsika?... suite
répondu par steph02 le 14/07/2005 10:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0317