Toekarena
xxx
(
14/10/2005 11:23)
Sao dia isika malagasy kosa ary no kamo mamokatra de tsy mandroso isika? hitako mantsy izany any @ faritra sasany indrindra ny amoron-tsiraka: tsy misy ezaka mihitsy ireo tantsaha fa na ny manongotra ...
suite
répondu par jajaf401 le 20/10/2005 19:02
Solitikabe
(
13/10/2005 00:07)
Tsy ilaina amin'ny fampandrosoana ve ny demokrasy?
Io fanontaniana io no mipetraka raha mijery ny fandrosoan'ny sinoa sy ny Japoney ny mpitazana. Dia jerena koa ny tany vaventy rehetra, fa tsy misy i...
suite
répondu par Herimiafina le 14/10/2005 03:58
Herimiafina
(
30/09/2005 03:58)
Inona no mahatonga ny voninkazo haniry.
Tsy nobaikoinao haniry izy sanatriavina, na no-forcer-nao haniry.
Mitombo ho azy izy, mitombo halava, manome rantsana isankarazany, mamelana ary mamoa.
Tsy i...
suite
répondu par Herimiafina le 30/09/2005 12:14
Herimiafina
(
24/09/2005 06:33)
Misy karazany maro ny fandrosoana amin'ny ankapobeny fa tsy voatery ilay fandrosoana hita aty amin'ny tany mandroso zay no-forcer-na ho idealy.
Noterena ireo tany mahantra rehetra hanaraka ny polit...
suite
répondu par maintsokely le 07/10/2005 12:43
tsangana
(
18/09/2005 19:11)
Mahagaga fa i M/scar dia manana harena ambanin'ny tany; manana tany lonaka sy mamokatra ary midadasika,harena an-dranomasina, manam-pahaizana........kanefa dia mahantra ny vahoaka!!!...
suite
répondu par tsangana le 11/11/2005 08:15
LazaRandri
(
17/09/2005 03:29)
Raha toe-tsaina sy fiaraha-monina dia mahantra i Madagasikara. Tsy misy fifanampiana, tsy misy manaja ny fananana iombonana. Ny manam-pahefana manararaotra manangona am-paosy, ny vahoaka tsy miraharah...
suite
répondu par Herimiafina le 16/10/2005 13:36
Herimiafina
(
07/09/2005 21:00)
Indikatera handrefesana ny harikarena faobe ny PIB, PNB, sns, IDH, sns. Milaza vola avokoa ireo, ary mampahafantatra ny fananan'ny malagasy vola, hilazana fa mahantra ny tany iray sns.
Ny fi-calcul...
suite
répondu par Herimiafina le 08/09/2005 22:13
Herimiafina
(
28/08/2005 23:16)
Efa 17,000,000 izao ny isantsika amin,izao fotoana izao. Ireo ary no voaisa fa mbola tsy tafiditra ao ny olona sasany. Ny fanjakana nefa efa mangataka sy kinkina, mbola manafatra sakafo foana isika m...
suite
répondu par pitchou le 20/10/2005 03:09
ainaheri
(
12/08/2005 10:54)
Nanapakevitra ny hanondrotra frais ho 300ar ny
fikambanan'ny mpitatitra ny ampitso 13 août nefa
misy ireo mpanjifa tsy mankasitraka izany,
ary raha mba manaraka vaovao izy dia mety ahalala fa ah...
suite
répondu par Herimiafina le 30/08/2005 01:18
imaitsoanala
(
13/07/2005 08:25)
nareo ve mitovy hevitra @reo zay milaza fa mahantra ny gasy.
lazalazao ny hevitrareo e
sika ve tena mahantra marina sa aona?
ra mahantra isika dia inona no antony afaana milaza izany.
ra tsia dia ...
suite
répondu par tsangana le 20/09/2005 20:23
hery
(
08/07/2005 09:36)
Mahoraka be ny fanakanana ny vita sinoa aty eoropa. Ary atahorako hianaka any Madagasikara ilay izy na dia mbola mitobaka aloha hatramin'izao ny ao Behoririka. Dia lasa ny saiko hoe rariny ve sa tsy r...
suite
répondu par fasaly le 13/07/2005 14:27
hery
(
02/07/2005 09:00)
Vita goudron tsara hono ilay làlan-tany nampalaza an'Ihorombe amin'ny RN7? Zava-bita tsara anakiray nataon'ny fanjakana raha izany. Efa betsaka mantsy ny tetikasa hoe hanamboatra an'io fa i Ra8 izany...
suite
répondu par diloo le 31/07/2005 01:19
lo
(
23/06/2005 04:29)
Re izao fa nahazo vola avy any am bank mondiale ny jirama, ary efa nalefa commande solika daholo io vola io (7 tapitrisa usd eo ho eo).
Araky ny hevitr'isika, moa ampy hanarenana ny jirama ve izany?...
suite
répondu par naej le 01/10/2005 10:22
odoie
(
18/03/2005 01:37)
"Fa omaly tao amin’ny Lapan’Ambohitsorohitra ihany koa no nilazan’ny Filohan’ny Repoblika fa mikasika ny fiakaran’ny vidim-bary dia tsy ny eto amintsika ihany no misy izany fa saika eran-tan...
suite
répondu par kitjo le 02/07/2005 10:32
tstsn
(
18/02/2005 20:28)
Raha mba nianoka ny olona fa tsy dia nisy ny rivodoza mpanimba ny voly tamin'ireo toerana mpamboly vary. Dia izao ao anatin'ny fiterahan'ny vary mihintsy no mihantona ny orana. Koa dia atahorana hamot...
suite
ra8mbandana
(
12/02/2005 05:49)
[img]http://www.madagascar-tribune.com/images_site/logo2.gif[/img]
[quote="Madagascar Tribune"]"Ny mampanahy azy ireo fotsiny, dia ny mbola hisian'ny sakana hafa tsy ahafan'izy ireo manohy ny asany a...
suite
hery
(
11/01/2005 18:34)
Marina fa betsaka ny kivy amin\'ilay vola malagasy lasa ariary. Mitaraina voalohany amin\'izany ny olona an-drenivohitra. Tsy fiteny intsony zany ny hoe 1000 francs fa dia Roanjato no malaza sns...
...
suite
répondu par mandrindra le 29/03/2005 13:12
ravatorano
(
11/01/2005 08:26)
Tsara houzy raha mba atao hiadian kevitra izany fa samy hanana ny heviny isika namana koa mansa anareo ary ny tenako sy i xhy handray anjara amin izany ....
suite
répondu par kitjo le 02/07/2005 10:55
nilsen
(
03/01/2005 19:50)
manomboka androany izay vao tena ariary izao no vola ampiasaina any @ banky iraisampirenena fa tsy franc malagasy intsony: BBC no nilaza izany voalohany
[ Jereo eto ]
ary koa hindustanitimes
[ Jere...
suite
répondu par mandrindra le 11/01/2005 10:21
hery
(
14/12/2004 17:37)
Ho an\'ireo izay mikirakira ny lafiny ara-bola any Dago... mitovy amin\'ny aty ivelany ihany ve ny fiasan\'ny banky any? Raha tsy mitovy dia inona no mahasamy hafa azy?
Ohatra : Misy an\'le RIB (zay ...
suite
répondu par xxx le 03/01/2005 17:56
