sao dia ny malagasy kosa ary no kamo?
1. xxx
(
14/10/2005 11:23)
Sao dia isika malagasy kosa ary no kamo mamokatra de tsy mandroso isika? hitako mantsy izany any @ faritra sasany indrindra ny amoron-tsiraka: tsy misy ezaka mihitsy ireo tantsaha fa na ny manongotra ny ahi-dratsy sy ny miasa tanimbary aza tsy vitany. Ka inona no fandrosoana @ izany? Amiko koa ilay ketsa 8 andro de resaka fandrebirebena sy fanjanahana tsotra izao: eritrereto ny "calories" rehetra lany eo ampikarakarana io fomba io. Marina aloha hoe betsaka ny vokatra miakatra saingy tsy proportionnel @ hery lany teo ny vokatra azo (manginy fotsiny ny asa tany sy ny hafa). Atao mihitsy koa izay ahafaty ny tantsaha malagasy tena miasa, atao izay ahareraka azy (pôlitikan'ny vazah io e). Fa maninona moa ohatra raha mampiasa ireny karazana "herbicide" ireny ka na tampon-tanety aza @ izay ho azo volena vary. Fa atao ampisainana kosa aloha ny fampiasana ireny...alefaso ny dinidinika raha nisy nanao momba ny agriculture ahalalanay azy
novalian'i jajaf401 ny 20/10/2005 19:02
2. xxx
(
14/10/2005 11:38)
Ndeha tsy atao hoe "kamo" fa atao hoe tsy manana esprit entrepreneur isika, ny modely amintsika dia mianatra faran'izay lavitra dia avy eo mahazo asa birao ... vokany , tsy misy mpamokatra, na mampandroso ny asa famokarana fa te ho eny ambony birao daholo . Izaho koa anisany, toa tsy haiko izany hoe hamokatra zavatra azo tsapai-tanana izany ... izay angamba no sary hitan-tsika t@ mpanjanaka : rehefa nianatra ka mahay dia lasa sefo be mpibaiko
3. xxx
(
14/10/2005 11:54)
izao kosa aloha e, misy ny gasy any ambanivohitra be any de tena hoe kamo tsotra izao: tsy mahavelom-bady aman-janaka fa lany andro mirenireny fotsiny. Gaga be zah t@na toerana 1 zay fa misy rangah tsy manao afa tsy ny mitifi-borona @ reny flesy fingotra ireny hamelomany ny vadiny sy ny zanany isan'andro. Tena mampiomehy be fa raha tsy ilay ramatoa vadiny no miasa tanimbary kely de tsisy vary ohanina fa mitono voron-kely no anton-draharahan'izy mianakavy.
4. xxx
(
14/10/2005 13:26)
xxx daholo isika rehetra :-)
Izaho izany mba miezaka ho positiviste e : sao dia tsy kamo ilay any ambanivohitra fa mal informé dia tsy dia misy motivation koa . Raha toa ka mahita hohanina eny am-pitifirana vorona izy dia afa-po , tsy mila mitady fanampiny, inona moa no dia ivakiany loha hitsemboka tsy hisasatra ?

5. sipagasy
(
14/10/2005 19:58)
hita aloha fa "kamo" e! ary maninona moa ianareo ireo no manao xxx daholo???? tena hita mihintsy fa na dia hoe hanatsara ny eo am-pelatanana aza dia tsy vita akory, toa efa nisy dinika mikasika io any ho any fa jereo ihany e!ny ankamaroany dia toa faly ery manao ariary zato am-pandrina ohatra fa tsy mba vonona ny hiotra @ fiainana fa dia vitan'ny hoe "ka sarotra ny fiainana e!....." na koa ny hoe "tsy misy asa e!....." ka maninona moa raha tsy misy ny asa no tsy mamorona???, toa mba misimisy ihany ny ONG any @ tanàna vonona ny hanampy ireo tena vonona ny hiasa & hivoatra fa tsy faly hahazo vola fotsiny avy eo tsy hita akory ny vokany???,, lava lotra ngamba izay kannn, hihih sao de "kamo" eo ianareo mamaky azy, miala tsiny fa be vazivazy aho annn hihihi
6. Herimiafina
(
15/10/2005 01:55)
Ouiiii, izay mihintsy le sujet tena favy be reveko be.
"Fahakamoana"? Inn moa io? Somera ve sa fahatarana any ampiasana lava.
Olombelona toy ny olombelona rehetra ny malagasy ary mila fialamboly sy milamanala azy fa tsy voatery hiasa fotsiny.
Maro mantsy ireo mpitondra ny mandray ny tambanivohitra ho toy ny machine à produire ka rehefa mahita ireo mpitondra ireo fa misy fotoana banga be dia be ao anatin'ny emploi du temps ny tambanivohitra dia hoy izy ireo hoe, tokony hiasa bebe kokoa ary fenoina asa ilay emploi du temps.
Eeeeh, lazainy fa kamo ohatra ny tambanivohitra, nefa ny zava-misy dia olombelona mitady fialamboly toy ny olobelona rehetra izy mitady plezira fa tsy sanatriavina tsy akory hiasa tsy ankijanona.

7. jajaf401
(
15/10/2005 08:16)
Eto de raha critique direct no atao dia hoatry ny mety daholo izay lazaina; fa raha mba alefa lavidavitra ny etude dia maro be facteur mahatonga zany hakamoana hitanareo zany!
Raha ny mety ho production eny ambanivohitra aloha asian-teny de maro ny azo atao fa ny scenario aorin'izany no miteraka ny freinage eo @ mpamokatra; ohatra raha mankeny Ambanja enareo ah, 500 fmg ny kilaon'ny café, ary tena vokatra io, nefa ny tantsaha izay mivelona amin'izany tsy afaka ny hitady lalam-barotra hampiakarana io vidim-bokatra io. Farany kivy izy. Ary izay no mety hampihena ny vokatra satria lasa tsy credible intsony ny domaine n'ny café.
Mbola hitohy!azafady!

8. jajaf401
(
15/10/2005 08:38)
Raha ny marina aloha de misy ihany ny avy @ tambanivohitra ny antony mahatonga ilay tsy fandrosoana eh, fa en pourcentage azo iafiana zany; fa mba misy kosa tsy azo leferina avy amin'ny TAMBONIVOHITRA eh, satria raha miresaka antsika ny @ richesse n'i Gascar dia manana zavatra maro izy fa
9. jajaf401
(
15/10/2005 08:54)
miala tsiny fa tapaka ilay feeling eo ambony, nisy manip. tsy nety de lasa tsy ara-potoana ny fandefasana azy io!
Riche oah i Gascar fa ny vahiny no tena afa-po @ exploitation satria tsy haiko na tsy manana accès @ tsena internationaly isika malagasy fa toa izay sitraky ny vahiny ihany no amarotan-tsika ny vokatra. Hany ka azony araraotina ny harentsika. Ary izay no mahatonga ny karazam-bokatra sasany tsy exploité mihitsy, de mazava hoazy fa tsy hivaky loha amin'iny intsony ny tantsaha na dia iny aza no hany mba vokatra eo aminy. De lozany mirendrarendra ah, milalao , sns...
Fa raha mba masaka kosa ny toko telo de mino sy manantena aho fa lasa tsika, satria Gascar tsara, mamokatra, manan-karena, misy olo hendry ary tsy kamo zany Gasy fa ny atao no tsy misy ( misy fa tsy halehany) ka menatra izy handany fotoana nefa tsy mahaleo ny sarany ny vidiny.
Eto dia miala tsiny amintsika jiaby fa tsy teny gasy no sarotra , fa nampiasaina ny teny vahiny sasantsasany mba hanehoana hevitra tena tadiavina fotsiny, koa de ialana tsiny be de be!

10. Herimiafina
(
15/10/2005 11:58)
jajaf an, misy bandy misaona be zay niteny hoe "ny harena na eo ampelatanana aza hono ka tsy hay ny mampiasa azy de anisan'ny fahantrana".
Izay le olana, manana tokoa isika fa tsy manana fitaovana entina mi-exploiter azy.
Izay le olana, manana tokoa isika fa tsy manana fitaovana entina mi-exploiter azy.
11. xxx
(
15/10/2005 12:30)
Mihànahana koa ny gasy ny tena marina e:-D indrindra ireo any @ faritra mafàna: matoritory lava de raha vao miakatra ilay masoandro be de tsy mahavita inona intsony. Tsy mba kingakinga sy tia mamorona hoatran'ny any @ tany mangatsika
12. Herimiafina
(
15/10/2005 13:01)
Mon cher kamarady isany, sirtout xxx.
kamo ve izy de mbola bolangina mahafinaritra toy ireny
kamo ve izy de mbola bolangina mahafinaritra toy ireny
13. jajaf401
(
15/10/2005 13:41)
tsy ny any ambanivohitra no kamo eh!!! zay aloha, fa isika gasy retra mihitsy no miraviravy tanana; ka tsy misy izany ny permanence de ressources productives sy ny namany. Ka ny vahiny ihany no masina @ economie de madagascar. De ilaozan'ny sasany matoritory, ary ilazany hoe tsy tompon'andraikitra amizany izy!
Angamaba??
Angamaba??
14. xxx
(
15/10/2005 14:12)
Herimiafina:
Mon cher kamarady isany, sirtout xxx.
kamo ve izy de mbola bolangina mahafinaritra toy ireny
ka misy kamo fa mahay mampiada-tena mon camarady herimiafina:-D:-D:-D
15. sipagasy
(
15/10/2005 14:24)
jajaf401:
tsy ny any ambanivohitra no kamo eh!!! zay aloha, fa isika gasy retra mihitsy no miraviravy tanana; ka tsy misy izany ny permanence de ressources productives sy ny namany. Ka ny vahiny ihany no masina @ economie de madagascar. De ilaozan'ny sasany matoritory, ary ilazany hoe tsy tompon'andraikitra amizany izy!
Angamaba??
toa misy marina ihany ny teninao izany anie e!, sikino ry zareo dia ndao hikanja ho an'ny tanintsika annn, euuhhhhh atomboka @ inona aloha e!?? hihih
17. Herimiafina
(
15/10/2005 18:48)
Reflexe humain ary tena intelligent be ny an'ny malagasy.
Misy kamo toy ny vazaha ve ry reto ka nosoloina machine daholo izao zavatra rehetra izao mba hitsitsiana ny fotoana lany amin'ny asatanana tsotra?
Mazoto ny gasy kah, jereo fa feno tanimbary etsy sy aroa,
Fa ny mahavoa ny malagasy fotsiny dia mamely namana dirandoza, ny fahavalony tsy asiany fa ny namany no ampinaniny: mangalabadin'olona ,mamono olona,milaiso ny an'ny olona, maniry ratsy olona, mifosa olona ao andamosiny, sns.

18. jajaf401
(
16/10/2005 07:59)
De ny gasy koa mora mivaha @ responsabilité, zany hoe raha manao marathon(@ 100m) izy de , ny 60m ihany no mba tena vitany à fond fa ny ankoatry zay efa tsy voa-garder intsony ny tension.
De efa lavo indray vao tonga saina avy eo!
De efa lavo indray vao tonga saina avy eo!
19. Herimiafina
(
16/10/2005 13:31)
Stress daôlo no mahatonga an'izany mon ami jajaf401.
Firifiry moa reo nanana hevitra farany ze favy fa tena afo-mololo be e, mahery amboalohany.
Inn no antony hoy enao?
Misy manakivy manao sabotazy, misy manao kritika destriktiva be de malahelo be le bandy de mabandonne.

20. jajaf401
(
18/10/2005 03:22)
mila traiter-na manokana zany ny moraly; ary ho atsangana zany ny Ecole National de Moralification (ENMo).
Ka zay ilay toe-tsaina tsy halehany zay, ny olo ve manakivy, manao sabotage de enao indray no hihemotra na hiverin-dalana @ zay allure efa nazo ve? tsa mety kosa zany roky eh!
Ka zay ilay toe-tsaina tsy halehany zay, ny olo ve manakivy, manao sabotage de enao indray no hihemotra na hiverin-dalana @ zay allure efa nazo ve? tsa mety kosa zany roky eh!