sao dia ny malagasy kosa ary no kamo?

21. Herimiafina ( 18/10/2005 13:37)
Ka raha manome mpangataka iray enao ariary zato ohatra de ompainy be hoe "O ry le tsy vanona ity an, ariary zato ve no mba foinao hoa ahy?" de mbola hanome ve ianao raha mandalo eo rahampitso. hehehe hehehehehe :-D:-D:-D:-D
22. jajaf401 ( 20/10/2005 19:02)
Raha afak'ampitso injay zaho manome klé :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1129