Toekarena
bazylou
(
16/11/2006 23:48)
dia firy tsy hta isany trosa naterany ??? Faly izany ianao fa ny zanakao no anefa ny adalanao!!...
suite
répondu par sarobidy le 03/11/2007 09:41
bazylou
(
16/11/2006 20:10)
etsy sy eroa sy ny lalan atsy e!! nefa anie tsy misy lalaln raha tsy misy vola matanjaka e!!
Ny azy moa ny trosa no aleony miavosa ka tsy mahagaga ka tsy nomeny lanjany ny volany!!! Ka nahanao lalan...
suite
répondu par Fiffi le 25/11/2006 07:51
bazylou
(
16/11/2006 20:04)
vahoaka fotsiny!!! aiza izay vokany ????? ts tsy lany andro teo!!! miala atys dia zaroa indray , dia aorian'ny map dia inona indray ??...
suite
répondu par Robert le 16/11/2006 21:36
bazylou
(
16/11/2006 20:02)
mbola pma foana izao e!!!...
suite
répondu par Robert le 16/11/2006 21:37
bazylou
(
16/11/2006 20:00)
loi de finance notapahina sy nodinihina teny amin'ny panorama!!!!...
suite
répondu par Robert le 16/11/2006 21:37
kitjo
(
16/11/2006 15:25)
[b]Gouvernance[/b]
[u][b]Le « Rapid results initiatives » a fait ses preuves[/b][/u]
La journée « Vitrine Angaredona » s'est tenue hier au National University Institute d'Iavoloha. ...
suite
répondu par bazylou le 29/11/2006 00:01
bazylou
(
16/11/2006 14:20)
na inona io na inona!! ny secteur mandeha dia ny fandrebirebena ny pokona fotsiny amin'izay dia mba tsara maso aminn'y bizna ataony atsy ambadika!!
Mba ohatrinona izao ny trosa miavosa aloa , ary ny...
suite
répondu par caprio le 16/11/2006 23:22
naritsimba
(
15/11/2006 08:39)
Tsy tadidiko tsara ny daty, fa t@ fotoana nidiran'ny La Mehyer ilay société mitantana ny JIRAMA ankehitriny dia nilaza ny ankamaroan'ny olona fa ORINASA MPANAO KOLIKOLY io La MEHYER(ialana tsiny ra...
suite
répondu par naej le 03/04/2007 11:16
bazylou
(
14/11/2006 14:41)
indrindra fa ny ara toe karena.
Rahoviana no misy ekonomia mazava ao an tanana ao?
Rahoviana no hanana ny toe kareny ny gasy fa tsy atao copie colle frantsay foana???
Rahoviana no hanara dalana ny...
suite
répondu par tsoraka le 29/06/2007 09:28
sareraka
(
12/11/2006 21:31)
Tezitra daholo ny ankabeazan'ny malagasy raha sendra mahita reportage ataon'ny vahiny momba ny fahantran'ny gasy :"MADAGASCAR est un des pays le plus pauvre du monde ...âme sensible s'abstenir face a...
suite
répondu par xxx le 19/03/2007 12:25
jpeg
(
05/11/2006 18:23)
Misy ireo tanora malagasy izay vao afaka Bac no lasa miroana manahy vary any ambanivohitra....
suite
répondu par kitjo le 14/11/2006 16:02
akama2006
(
19/10/2006 13:22)
miarahaba!
hono aho !fijo sy ny namana mpisera eto,ahona ny fandehany fanangana orin\'asa any mada!eo anivony lalana ny charge tsy maintsy aloha etsetra,izay tokony ho fantatra rehetra e!pme mpanodin...
suite
répondu par prime le 25/10/2006 14:13
xxx
(
19/10/2006 10:20)
vokatra ny petrole gasy! Mitady mpiasa 6 volana.
http://engineeringjobs.net.au/jobs.nsf/z/38312...
suite
répondu par dailynews le 23/10/2006 13:53
danibe
(
18/10/2006 20:27)
hitako tamin'ny tribune androany fa azo avadika ho solika fampiasa toy ny pétrole hono ny toaka gasy ka raha toaka gasy 5l dia ahazoana éthanol 1l. dia ahoana izany fa feno toaka gasy anie ny tanana...
suite
répondu par prime le 20/10/2006 11:44
Herimiafina
(
12/10/2006 23:44)
[b]Ny maha-manakarena na maha-tany mandroso ny firenena iray ve no hitenenana fa mampiadana ny mponina ao aminy?[/b]
Ny ONU sy ny mpikaroka sasany dia namoaka ny antsoina hoe Indice du bien-être na...
suite
répondu par prime le 10/11/2006 15:03
nirvana
(
09/10/2006 12:40)
répondu par prime le 31/10/2006 12:51
kitjo
(
09/10/2006 08:57)
Misy fiantraikany be amin'ny toekarena iraisam-pirenena (tsy resaka Pierrot tsony ty) ilay test nucleaire any North Korea
Nahazo vahana be koa ny US dollar ho anareo mpi-buzn, tsra ho fantatra
M...
suite
répondu par prime le 25/10/2006 14:29
hery
(
09/10/2006 08:32)
Tsy haiko na izaho irery no voan'ity fa ny sms rehetra alefako @ numero Madacom dia tsy misy voaray daholo.
Kanefa raha vao Orange dia tonga dia ok.
Sao dia misy blem?...
suite
répondu par kitjo le 09/10/2006 08:53
danibe
(
08/10/2006 20:50)
inona no tokony hataoko mba hampanan-karena ahy?:{:{:{...
suite
répondu par prime le 25/10/2006 13:58
lapino
(
23/09/2006 05:18)
Tamin'ilay resaka atsy amin'ny politika hoe "andao hijery tsy miangatra", dia somary lasa kely ny saiko hoe inona indray no hevitra manidintsidina azo nofisina ary amin'ity resaka fampandrosoana ity ....
suite
répondu par prime le 24/11/2006 10:54
