feno ireo ny zava bitany hono

1. bazylou ( 16/11/2006 23:48)
dia firy tsy hta isany trosa naterany ??? Faly izany ianao fa ny zanakao no anefa ny adalanao!!
novalian'i sarobidy ny 03/11/2007 09:41
2. Robert ( 17/11/2006 13:52)
bazylou>tsy androny tsikera tsony izao fa fotoana fandrese-dahatra ny vahoaka, hanara-dia anareo mpanohitra...Mba Mihetseha raha mba manana hambo ry anona...
Izao vao azoko fa nateraka ho mpanohitra nareo fa tsy hitondra firenena mintsy. Diniho anie ny zavatra teneninareo hatr@ izao ee, tsikera fotsiny. Aza gaga raha tsy homeny vahoaka fahefana, fa Ra-8 iany no omeny vahoaka azy. Au moins lery mba nanao na kely aza. Tsy mamely daholo ny mpanao politika malagasy, fa ra-8 tsara ao anaty ny ratsy rehetra de izy no holany hitondra.
3. prime ( 24/11/2006 10:02)
Tena tsy hitako izay idiran'ny lohahevitra toy itony aty @ toekarena fa tokony ho any @ politika...
bazylou> sao d diso adiresy nareo e...:lol:
4. Fiffi ( 25/11/2006 07:50)
sady loha-hevitra heu....
5. sarobidy ( 03/11/2007 09:41)
akory atao, zay no zava-misy :-(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2496