lany andro amin'ny map, rri
1. bazylou
(
16/11/2006 20:10)
etsy sy eroa sy ny lalan atsy e!! nefa anie tsy misy lalaln raha tsy misy vola matanjaka e!!
Ny azy moa ny trosa no aleony miavosa ka tsy mahagaga ka tsy nomeny lanjany ny volany!!! Ka nahanao lalana fazato faharivo aza ianao , rhefa tratran'ny vola baoritra , noana foana ny pokona e!!

novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 07:51
3. Robert
(
16/11/2006 21:36)
bazylou>tsy androny tsikera tsony izao fa fotoana fandrese-dahatra ny vahoaka, hanara-dia anareo mpanohitra...Mba Mihetseha raha mba manana hambo ry anona...
Izao vao azoko fa nateraka ho mpanohitra nareo fa tsy hitondra firenena mintsy. Diniho anie ny zavatra teneninareo hatr@ izao ee, tsikera fotsiny. Aza gaga raha tsy homeny vahoaka fahefana, fa Ra-8 iany no omeny vahoaka azy. Au moins lery mba nanao na kely aza. Tsy mamely daholo ny mpanao politika malagasy, fa ra-8 tsara ao anaty ny ratsy rehetra de izy no holany hitondra.

4. prime
(
24/11/2006 10:36)
fiffi> Madagascar Action Plan dia natao teny gasy avy eo, sy Rapid Results Initiative... programa sy stratejian-dra8 ary fomba fiasa vao2 napetrany...