Fiscalité

1. diffordi ( 28/02/2008 09:56)
Slut daholo!
Mba manontany aho sao dia mba misy afaka manazava ny momba ny TFT teo aloha.
Izany hoe raha tsy TVA dia inona?
Ary ny IR sy ny IS koa ve choix?
Misaotra fa mba mila vonjy e!
novalian'i simplex ny 28/02/2008 12:26
2. simplex ( 28/02/2008 12:26)

azo jerena ao @ site an'ny mefb ny loi de finance 2008.

Mino aho fa misy fanazavana ao :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9864