Coopération miaraka @ HONG-KONG = BEMOLANGA 2

1. 4mimananelatra ( 03/05/2006 08:52)
Efa fahotàna mahafaty nataon'ny mpitondra teo aloha ity resaka fitrandràhana petrole ity ka mahagàga ny mbola mahatonga ny président hamerina an'izany indray.
Sa dia hisy hira BEMOLANGA 2 indray vao ho tonga saina?
http://www.madanight.com/viemarticle_798.htm
2. 4mimananelatra ( 03/05/2006 08:53)
ity ilay article fa miala tsiny e
http://www.madanight.com/viewarticle_798.htm
3. dadabe ( 04/05/2006 01:58)
tsy hitako izay olana satria , endrika fiaraha -miasa @ any ivelany io , tahaka ireo pays aziatika miara -miasa @ sinoa rehetra .Efa antaonany maro ve no tsy nisy nitrandraka i bemolanga dia izao mety ho ny sinoa no ahatafavoaka azy dia ajanona indray tssss aza mba tara hoaa fa mba manana saiona mivelatra dia 4mimananaelatra aza e:°)
4. mandrindra ( 04/05/2006 13:43)
ho tafavoaka io satria tombotsoa lehibe ho antsika izao fidanganan'ny vidin'ny solika amin'izao fotoana izao. raha mbola mijanona amin'izao vidiny izao ny solika dia vonona ny hanao investissement betsaka ny mpitrandraka rehetra. ny compagine pétrolière rehetra manerana ny tany moa dia nahazo tombombarotra midangana be tamin'ny 2005 noho ny fisondrotann'ny vidin'ny solika, noho izany tsy olana amindry zalahy intsony ny hitadu vola hanaovana investissement fa manana ny ampy izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.7905