Fanabeazana

jon ( 01/06/2006 14:18)
miarahaba anareo namana rehetra ato amin'ny serasera ; saika mba misy zavatra anontaniana mitovy lenta ve ny mpianatra bac+5 avy ao @ny faculte sy ny mpianatra bac+5 avy ao @ ny cntemad... tohiny
novalian'i sarobidy ny 18/07/2006 10:08
soanja ( 26/05/2006 01:59)
Maninona isika any Madagasikara tsy mba nampianariny an'ilay "critical thinking" rehefa mianatra fa toa lesona par coeur fotsiny nefa tsy ilaina ilay izy rehefa tonga aty an-dafy, fa raha vao ilay nom... tohiny
novalian'i rapala ny 09/06/2006 06:11
boubounezy ( 22/05/2006 17:05)
asa mba nijery eurovision nareo t@ sabotsy teo t@ la3 fa tena ny france 5 poits fotsiny no azony... dé ny nahazo ny n°1 ny finlade, manao masque dévoly be zareo ny titre ny irany zareo alélouiah h... tohiny
novalian'i toovs ny 08/06/2006 16:21
xxx ( 20/05/2006 06:12)
http://www.midi-madagasikara.mg/textes/cu060519.htm#cul1 anga misy ambassade d'australie eto ry midi? :-D:-D:-D:-D:-D... tohiny
novalian'i rafety ny 09/08/2006 11:54
miantra ( 05/05/2006 13:30)
Inona ry reto ny hevitra amin'ireny zaza tsy mihinana légumes ireny a? Ilay zanako izao tsy mihinana afa-tsy vary tsy misy laoka (na hena io na légumes). Tsy tia akory na purée aza. Misaotra... tohiny
novalian'i Tokinao ny 15/07/2006 09:51
xxx ( 26/04/2006 11:20)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra indray; Ny momba ny fanabeazana ireo zaza tsy anilan-dray indray no tiako asina resaka kely, matetika izy ireny misy olana any am-pianarany any, ka inona no tokony ... tohiny
sonwin ( 23/04/2006 13:33)
Hono hoa, raha misy afaka manome valiny, ohatrinona isan'andro eo ho eo izao ny prdm-na botaniste raha mitondra azy hanao collecte-na plante. Misaotra indrindra, azonao alefa hafatra amiko raha tsy te... tohiny
novalian'i sonwin ny 24/04/2006 06:38
toubib ( 19/04/2006 05:22)
Mba mahagaga ahy mihitsy tato anatin'ny 10 na 15 taona zay dia lasa miova ny fanononana ny tenintsika malagasy. Indrindra mo ilay "r" izany. Ny tena mahagaga dia hoe takian'ny fandrosoana ve izy io, a... tohiny
novalian'i toovs ny 08/06/2006 16:40
jon ( 13/04/2006 13:09)
sao de mba misy manana diplome capacite ato amintsika ato , mba tiako angatahana fanazavana kely ! mba valio azafady !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/04/2006 05:28
Fiffi ( 07/04/2006 08:16)
1-"Inona ary izany? Feno, feno, kanefa tapany ihany?" 2-"manendry toa filo, tendrena toa menaka? " 3-"Inona ary izany ? Ny mandefitra ihany no folaka?" 4-"Inona ary izany? Ny reniny manao hoe... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/04/2006 13:27
LazaRandri ( 07/04/2006 02:12)
Tsikaritro fa tsy miankina amin'ny taona ny fahamatoran'ny vehivavy fa miankina amin'ny ambaratongam-pianarana vitany. Ireo nandia ambaratonga lavidavitra dia manana projet de vie matotra kokoa noho i... tohiny
novalian'i cutie ny 02/05/2006 20:51
LazaRandri ( 05/04/2006 23:50)
mulut = molotra tangan = tanana tulang = taolana anak = zanaka minum = minono (misotro) hahaha! makan = homankanina murah = mora (tsy lafo) bulan = volana Jumaat = Zoma khamis = Alakamis... tohiny
novalian'i lapino ny 10/05/2006 08:03
Herimiafina ( 31/03/2006 00:10)
Ohatra omena ny amin'ny "tsy fitenenana mazava" sy tsy fahaiza-mifehy ny teny entina maneho hevitra. Asa raha tadidinareo ilay Afera Keliberano (Ambalavao) iny? tamin'ny taona 88 tany ho any. Ni... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/04/2006 14:26
soleil ( 09/03/2006 15:31)
Manan-janaka mianadahy aho , ary mitaiza irery ny ankizy efa ho taona maro ihany izay mihamitombo ny taonan'ny ankizy ary miha(mitombo toy izany koa ny adin-tsaina rehetra manoloana ny fianarana... tohiny
boubounezy ( 06/03/2006 21:16)
:Dmaninn ny gasy efa aty ampita na @ tany étranger hafa mbola manao ody gasy iany:?:ekeko fa tsika gasy dé annimistes nefa matonga saina iany satry na gasy manampahaizana be reny aza dia manao ireny... tohiny
rasah ( 06/03/2006 16:44)
ny école no tena manaraka io "fomba" io raha @ sehatrin'ny fampianarana.ambara fa mba hisin'ny "intégration"-n'ireo mpianatra vao2 no antony. tsikaritra anefa fa la zary fanambaniana sy maherisetra ... tohiny
novalian'i toovs ny 08/06/2006 16:32
LazaRandri ( 03/03/2006 04:06)
Inona ny matonga ny olona tsisy hazon-damosina fa manao fils à papa fotsiny?:lol:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/04/2006 18:45
navalh ( 02/03/2006 16:24)
za dia mitady doc na adress-na trano-kala misy ireto zvtr ireto::-D -management et leadership - gestion de projets dia mba ampio anie za azafady e!azonao alefa @io solonanarana io na @ rranv... tohiny
zandikely ( 02/03/2006 12:19)
Tsy haiko intsony ny tena marina fa maro ireo izay manoratra aminy teny gasy mampiasa teny gasy vaovao, raha ny tena marina dia manolo ny taloha. Ireto misy ohatra vitsivitsy: Mitonja : Tsonjo :... tohiny
novalian'i xxx ny 19/06/2006 12:39
LazaRandri ( 01/03/2006 22:27)
misy manana adiresy aterineto ve ny librairies sy imprimerie eto Madagasikara? Azo anaovana achat en ligne sa tsy azo itokisana? hahaha =))... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/03/2006 06:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4636