Fanabeazana

Bocassa ( 26/12/2006 16:46)
Mahagaga tokoa fa ankizilahy iray 7 taona no nahazo "bac à ordures" notoloran'ny fokontany azy mba hanariana ireo fako eo an-tokonam-baravaran'ny tranony. Tsy izy ihany no nahazo fa maro izy ireo. Na... tohiny
novalian'i niryna ny 23/01/2007 06:44
Hubert ( 20/12/2006 07:02)
Azafady indrindra, mitady adresse ahazoana ireo formulaire à remplir @ bourse d'etude mankany belgique na canada am'sampana economie ho an'izay mahafantatra. De misaotra mialoha e! tsiky de ampy!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/12/2006 06:21
niryna ( 17/12/2006 20:02)
Tena tsy mety miala ny fanaovana fotoan-gasy mihitsy isika na aiza na aiza.Efa toetra ve io amin'ny maha-malagasy ka tsy azo ialana sa dia tsy manome fanajana no tena izy.Mahita vahaolana ve ianareo k... tohiny
novalian'i kitjo ny 15/01/2007 06:36
salmo ( 17/12/2006 20:00)
Ny tanora Malgache, dia mitovitovy am ireo frantsay ny fombafomba sy fietsika, fa ny mampiavaka azy dia; ny Malagache mbola tsy ao anatiny fandrosoana kokoa noho i Frantsa a+ mbola hidiny finoana isan... tohiny
novalian'i xxx ny 20/12/2006 18:39
niryna ( 17/12/2006 12:58)
Fahiny dia voafehifehy daholo ny zavatra rehetra ary ny rar dia tsy mba mampianatra na manoro zavatra firy ny zanany.Tsy ampy ny fahalalany angamba na misy tahotra ao.Ahoana no hevitra, moa ve tsara a... tohiny
novalian'i soanja ny 23/12/2006 16:41
fasaly ( 17/12/2006 09:24)
Ianareo ve taloha tany ampianarana mbe efa ni "fraude" sy naka tahaka...? :? dia taranja inona no tena angalarana, de ahoana no fomba natao refa naka tahaka sy ni-fraude rehefa manao examen iny na fit... tohiny
novalian'i lila ny 30/03/2007 10:48
salmo ( 14/12/2006 19:14)
[u]Fanakambanana teny miaraka @[/u] [b]-nao[/b] Hatao manda @ [u][b]Aza[/b][/u] ny fototeny de avy eo hatao fehezan-teny. ohatra: [b]fitia[/b] -> [b]Aza[/b] tiavi[b]nao[/b] i salmo [b]jery[/... tohiny
Aino ( 10/12/2006 13:21)
matetika izany aho dia voateny kely ato atrano hoe diso matotra laotra hono fa tsy mitovy any ankizy mitovy taona aminko!! dia ratsy ve ny matotra sa maninona eh? nefa tsy tiako koa hireny mirediredy ... tohiny
novalian'i Aino ny 13/12/2006 17:44
fasaly ( 03/12/2006 18:42)
Maharaka lamaodi-pitenenana avy any dago ve ianao??? lay manao hoe : " 'zay zany mitsy e!!!":?8-):-D Mbô henoko io de mba ampitaiko am namana aty ampita e! ny dikany hono dia tsy mandà amin'ny resa... tohiny
novalian'i fasaly ny 12/12/2006 19:32
xxx ( 23/11/2006 06:11)
Miarahaba anareo rehetra indray, Tongo-bakivaky, sady maharary no mahamenatra, vonjeo fa vonjy aina ity. Manana cousine izay aho, taiza ao antrano 17taona izy, hianatra no andefasan'ny reniny az... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/12/2006 18:07
tisera ( 19/11/2006 08:32)
hono hoa r'ireto : saika mba hanontany anareo aho hoe raha proposer-n'ny mpampianatra ve ny zaza hoe hampandinganina kilasy (efa izao en cours d'année scolaire izao an! ) nefa nony nafindra izy dia t... tohiny
novalian'i tywa68 ny 11/12/2006 16:17
rabaradaka ( 18/11/2006 10:59)
Diso foana ny fandraisantsika ny hevitry ny hoe veloma. ny maro dia mandika azy hoe au revoir na goodbye. Fa ny hoe veloma dia hoe elà velona. Ohatra iray ity : veloma ny aina ho tratry ny taona maro... tohiny
novalian'i booboo ny 24/11/2006 12:29
salmo ( 15/11/2006 22:14)
Tsssss, tena kirana mihintsy aho mahita ny vhv mitondra fitaovanam-pianarana feno sarisary fo sy sarisarim-bonikazo sy izao rehetra lokoloko isakarazany izao. Haleo mahita ny T1 sy T2 feno vovon-dakre... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 06:00
kitjo ( 04/11/2006 15:41)
http://madagascar-tribune.com archive : 02Nov rubrique: divers tonga ny tablier ho an' ny mpianatra nampanantenain' ny filoha, ampahany fa mbola ho avy ny sasany... tohiny
bertran ( 29/10/2006 17:06)
miarahaba ny namana rehetra ! sao mba misy mahay mamorona site web ato amintsika fa za zany mba te hamorona site web anah manokana nefa tsy haiko ny fanaovana azy ka saika mba hangataka fanampiana ... tohiny
novalian'i lapino ny 04/11/2006 17:46
tslem ( 29/10/2006 11:31)
Angamba azo ampidirina any @ site-ny sipagasy lé tsenery reo ô!sa ahoana hoy nareo;lé tsénjéry ao @ vetso.serasera e,am'zay mahay dôly dôly ny ankizikely... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/10/2006 21:09
soanja ( 23/10/2006 15:24)
Asa na efa noresahiko teto ity fa gaga aho mamaky ny kahien'ankizy amin'izao fotoana izao rehefa mijery ny fanoratany ny teny Malagasy. Diso diso daholo. Tsy manao tsipeliteny sy dikasoratra ary vakit... tohiny
novalian'i xxx ny 06/11/2006 10:12
rrgmt ( 15/10/2006 02:33)
Amples renseignements, visitez http://www.ueac.org?code=11608771384887... tohiny
novalian'i germino ny 13/02/2007 08:14
lapino ( 09/10/2006 16:26)
Fomba handrefesana ny intelligence-n'ny olona hono ny QI. Tsy voatery ho tena marina sy rigoureux anefa io an! Fa raha atao hoe raisina araka izay ary ... http://www.douance.org/qi/qicorrel.htm mis... tohiny
soanja ( 08/10/2006 18:55)
Inona hozy nareo ny famaizana tsara indrindra sy mandaitra ary tokony tohizana foana amin'ny ankizy maditra sarotra tenenina iray zaza 3- 10 ans ohatra. Dia inona no atoa hoe famaizana tafahoatra loat... tohiny
novalian'i soanja ny 27/12/2006 09:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0643