Fanabeazana

salmo ( 28/09/2006 18:16)
Ny mpianatra! Hafa ihany le oe; mitondra kravaty ao ampianarana. Manelingelina sy mahakamo fa ôtrany mavesatra be amin'ny tenda. Raha hitany ny director anefa mety vohasazy ary tsy miditra ao ampia... suite
répondu par Aino le 04/10/2006 20:14
lapino ( 25/09/2006 23:10)
Nahavita be tokoa io ramose io. - Kajy fototra - Fahalalana tsotsotra - Fanabeazam-boho ny teny (tsy tadidiko fa boky malagasy) - Kajy velona Nameno ny fahazazan'ny maro amintsika angamba ny bo... suite
répondu par lantoratsida le 13/02/2018 12:20
Fiffi ( 25/09/2006 17:24)
Iza no mba mahafantatra ny antony hilazana hoe [b]amboa , velona na (à tes souhaits)[/b](ho an'ny vazaha) rehefa mihevona ? Misaotra anareo :) ... suite
répondu par Fiffi le 27/09/2006 18:24
miantra ( 25/09/2006 13:49)
Inona avy ry reto ny ataonareo hi-motiver-na ny ankizy hianatra na hanao zavatra iray (sport, activité...)... suite
répondu par diamondra27 le 03/10/2006 10:37
Fiffi ( 25/09/2006 13:45)
Andao hoe mba jerena kely raha nahavaly ny fanontaniana mipetraka ? de mazotoa daholo ary. http://y.20q.net/anon-fr?OSSBo7CA7YAczXV_JpT6,5l2aEz25H6AzAPvKRUzp... suite
répondu par Fiffi le 25/09/2006 15:58
soanja ( 23/09/2006 19:32)
Tokony ho firy taona eo ny zaza iray no izay vao azo omena portable any Dago. Ny ankamoaroany manko mangataka daholo satria efa manana ny namany any an-dakilasy any (CEG). Inona no fepetra azo raisina... suite
répondu par tisera le 03/10/2006 08:07
ravakamalala ( 21/09/2006 15:17)
sendra tadidiko tampoka ny reaka enti milaza sy ny lazaina, fa inona moa ny filazana ny "sujet" amin ny teny gasy? azafady... suite
répondu par belaza le 18/10/2006 12:12
niny ( 21/09/2006 14:31)
Tsy miankina loatra @ fanovana ny rafi-mpampianarana ny fahombiazana azo eo @ fanambeazana ny zaza malagasy ,ka raha atao 5taona io na atao 7taona raha mbola mbetsaka ny effectif par classe d mbola iz... suite
répondu par ravakamalala le 23/09/2006 11:17
soanja ( 13/09/2006 10:10)
Mba tiako ho fantatra ny hevitrareo momba ny mety ho eritreretin'ireny zaza kely latsaka ny 10 taona ireny raha nisaraka ny ray aman-dreniny dia nanambady hafa indray ny reniny na ny dadany na manao s... suite
répondu par Fiffi le 02/10/2006 21:06
filozofy ( 08/09/2006 11:25)
Nareo ve mino ny fisian'ny FANTOMES ?... suite
répondu par belaza le 14/10/2006 08:37
boubounezy ( 07/09/2006 10:44)
mino ve nareo fa misy marina ny ovni??:roll: za alou tena tsy malalé! fa sady otrany mino iany za to tsy mino satry na reo ufologues aza to tsy ita zé tena porofo azo tsapaintanana aseony. otrany ma... suite
répondu par vale le 11/09/2006 21:36
bertran ( 06/09/2006 12:04)
inona daholo no mety concour sy asa mety azo atao raha ohatra manana diplome capacite avy ao @ ny cntemad !... suite
répondu par mimich le 08/09/2006 14:30
xxx ( 04/09/2006 06:37)
Tafaverina ao amin'ny Villa Pazzapa indray izany i Justin. Novohizin'ireo mpomba azy fa fanavakavaham-pihaviana no naha nominaé azy foana. samy nahita anefa fa dia tena olona faran'izay ratsy taiza ... suite
répondu par niny le 21/09/2006 14:39
HESHA ( 30/08/2006 10:00)
Salama daholo. Ho anareo ray amandreny efa manan-janaka lehibe ka mitady bourses na hafa, mba jereo ihany ity takelaka ity sao mba mahasoa. [url]http://www.ueac.org/?code=11563238393301 tsy haiko n... suite
répondu par HESHA le 12/09/2006 08:16
dasolo ( 26/08/2006 19:45)
Aiza mba mety ahitana Histoire de Madagascar de 1768 à nos jours. Efa nitady t@ Google za fa tsy mety mahita mitsn e!:oops:... suite
répondu par hery le 27/08/2006 16:31
bertran ( 24/08/2006 08:07)
salut daholy oh ! za saika mba mila hevitra aminareo namana azafady ! za zany classe de 2nd no niala nianatra ! ka efa miasa !za zany te hanao cour bac nefa tsy misy fotoana ! ka maheno za fa ao ... suite
répondu par bertran le 31/08/2006 16:53
dailynews ( 22/08/2006 15:03)
misy neveu keliko izay te hianatra informatika any fianarantsoa ....ho anareo mahafanatra ny olona izay tafavoaka tao na mahalala ny fianarana ao inona ny hevitrareo ? nahita olona mantsy aho teto a... suite
répondu par dailynews le 23/08/2006 22:56
dasy ( 21/08/2006 11:49)
misy mahalala ny site mety hahitana ny resultat bac eo tana ve , misaotra... suite
répondu par Fiffi le 21/08/2006 12:07
pissoa ( 19/08/2006 11:11)
http://bacc.univ-antananarivo.mg/... suite
répondu par pissoa le 24/08/2006 20:28
Solitikabe ( 18/08/2006 01:36)
Asa aloha leiretsy na ahoana na ahoana ny fomba fifanajana misy amintsika Malagasy na ahoana. Fa efa ela ihany no nandinihako, fa na misy tsy mety aza ataon'ny Filoham-pirenena, dia tokony hajaina ami... suite
répondu par Fiffi le 24/08/2006 06:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.15