Fanabeazana
Fiffi
(
28/02/2006 05:41)
y « KABARY » : araka ny firaketana dia avy amin’ny teny Maley hoe “kabar” na Jahavanay sy arabo hoe” kabar “ na Soahily hoe “ khabary “ na “ H’abari “ izay filazam-baovao no hev...
suite
diamondra27
(
22/02/2006 05:35)
Mba te-hahalala aho hoe: sao de tena izy na arnaque indray 'ty mail alefandry zalahy ity....
suite
répondu par diamondra27 le 22/02/2006 17:12
niny
(
13/02/2006 13:15)
Izaho manoratra dia mpampianatra any @ kolejy T@ mbola nianatra teny Anktso aho dia nahatsapa fa tsy mifanaraka intsony @ vanimpotoana ny fampianarana eto M/kara fa tokony ovana mihitsy hifanaraka @f...
suite
répondu par rasah le 17/02/2006 13:21
rasah
(
13/02/2006 12:57)
tapaka fa ampitomboina 2 taona ny primaire eto dago, nefa raha jerena ny antontanisa dia betsaka ny very an-daharana tsy mahatratra ny T5 .Mety ahomby ve? tsy dia resy lahatra aho...
suite
répondu par Fiffi le 14/02/2006 10:49
zandrikely
(
08/02/2006 19:15)
tsy mandany vola sady tsy mampahia fa mampatavy ka zay te hatavy dia aza mamaly sy manao manao ahoana oooooo...
suite
répondu par Fiffi le 22/03/2006 19:52
andrea
(
03/02/2006 13:04)
Manahoana daholo o!
Mitady olona "nounou ponctuelle" :
Sao mba mahafantatra vehivavy lehibe (entre 40 et 50 taona) mipetraka Paris (na akaiky) afaka mitaiza zaza 2 ao an-trano ianareo, fotoana ke...
suite
répondu par Fiffi le 08/02/2006 06:13
vale
(
30/01/2006 13:55)
Mba nandinika ihany hoà zaho fa toa tsy dia miasa firy intsony io teny iray io amin'izao vanin'andro ianinantsika izao é! tsy fantatro ny antony mazava???...
suite
répondu par Joklinrabe le 31/08/2006 10:36
maelys
(
24/01/2006 08:06)
sao de misy aminareo manana ireny logiciel fampianarana ankizy ao an-trano ireny. na teny frantsay na teny anglisy maty daholo. ho an'ny zaza 4ans-7ans.
Misaotra mialoha....
suite
répondu par maelys le 06/02/2006 04:34
revit
(
12/01/2006 11:56)
Salama daholo isika namana rehetra maneranan ny tany
Izao ry reto an! anisan'ireo mba sangany ihany ny tenanay teny amin'ny oniversite ary efa nahavita fianarana soa amantsara. Maniry ny mbola hanohy...
suite
répondu par Fiffi le 07/02/2006 05:25
RockyMaivia
(
12/12/2005 08:33)
Sahirana ny ankamaroan’ny Gasy " moderne " rehefa hamaky ny teny gasy. Hany ka lasa kamo mamaky boky na lahatsoratra amin’ny tenin-drazany. Sanatria ve ka tsy ho fidiny sisa ny fahaiza-mamolaka ny...
suite
répondu par Veloo le 15/12/2005 17:12
Kiara
(
05/12/2005 17:24)
Tsy nahatsikaritra ve nareo fa lasa sehatra nifamaliana ny tsikera sary eto @ serasera, sao dia mba tokony ahitsy izy ity na asiana sivana....fa mahamenatra ny resaka ao indraindray ! ...
suite
répondu par IDEALY le 17/01/2006 11:49
jon
(
03/12/2005 10:37)
mety misy ve ny diplome equivalance de bac aty madagascar ...
suite
répondu par LazaRandri le 22/12/2005 01:01
jon
(
03/12/2005 10:32)
inona no mitarika ny olona iray hanao zavatra iray !
satria misy olona dia mahalala avy hatrany ny zavatra ataony ; nefa misy sasany mba mandinika hiany nefa tsy mahalala izay ataony mihintsy !...
suite
répondu par fiaritiana le 04/12/2005 20:33
fiaritiana
(
02/12/2005 19:12)
répondu par fiaritiana le 04/12/2005 15:11
jon
(
26/11/2005 16:35)
haona tokoa ny fomba ampiasana ny fahatsorana mba tsy ho lasa fahadalana sy fahabadoana !
satria ny olona tsotra matetika dia hambakaina !...
suite
répondu par vale le 20/12/2005 22:52
malalako
(
20/11/2005 21:10)
Asa raha mba afaka hanampy ahy ianareo. Izaho mitady cours terminal A2 fa mba te-haka bacc kanefa sady miasa ihany koa. Asa raha mba misy afaka ny hanampy ahy amin'ny fandefasana cours ianareo eto ami...
suite
répondu par xxx le 22/11/2005 10:08
jon
(
19/11/2005 11:30)
mitady olona mampanao cour tout matier tapak'andro na cour par corespondance !...
suite
répondu par jon le 26/11/2005 15:56
zandikely
(
18/11/2005 05:32)
Nilaza ny president RAVALOMANANA fa hanovao ny fampianarana ka atao fito taona ny EPP tahaka ny andry zareo atsy Afrique du Sud. Mbola tsy dia nisy fanazavana mazava aloha fa ataoko fa hisy fanazavana...
suite
répondu par Herimiafina le 01/12/2005 00:26
LazaRandri
(
15/11/2005 05:57)
- ny “tolérance” amin’ny lafiny teknika dia mitovy amin’ny “erreur”. Raha betsaka ny “tolérance” amin’ny “conception” (fanamboarana solomaso ohatra) dia mitera-doza ilay zava...
suite
répondu par xxx le 20/11/2005 21:48
danibe
(
12/11/2005 13:26)
misy ilay fiteny hoe: "revy samy manana", tsy azo lavina io, fa kosa amin'ilay hiran-Drakiky hoe: "mampalahelo raha ny mpanamaina no gadraina" mba ahoana ny hevitrareo, ampy ve ny revy samy manana sa ...
suite
répondu par Herimiafina le 25/11/2005 19:16
