Fanabeazana

pitchou ( 01/05/2005 15:26)
betsaka ny tanora sahiran-tsaina rehefa mahavita ambaratongam-pianarana iray, indrindra raha misy manery eo @ fiainana: hanohy fianarana ve (hatrany @ master, na doc) sa hiasa aloha? samy misy mahats... suite
répondu par dadabe le 30/05/2005 15:46
Ila ( 09/04/2005 08:33)
Manahoana jiaby!Ahoana kay ny fahitanareo an'io L.M.D io? amiko manokana aloha mbola tsy vonona amin'io fomba fianarana vaovao io ny mpianatra e!Mila taona vitsivitsy hiomanana aloha angamba vao tokon... suite
répondu par sonwin le 24/05/2005 18:10
intelligenzia ( 16/03/2005 23:35)
Mazava be ny voalaza ao amin'ny gazety tribune, dia mpanaikinaiky fotsiny izay tenin'ny mpamatsy vola ny mpitondra fa tsy misy fisainana fampandrosoana sy fitiavan-tanindrazana: ----------- Quoi ... suite
répondu par xxx le 14/08/2005 19:03
intelligenzia ( 25/02/2005 00:02)
[u] GDI[/u] “Ampiakaro in-telo ny vatsim-pianarana”, “Mila vary”, “Noana izahay”, “Tapaho ny ampahan’ny karamanareo”. Izany rehetra izany no tazana tamin’ireo sora-baventy nentin... suite
intelligenzia ( 23/02/2005 01:29)
Fa ampianarina hitsaoka ve izy ireny sa ny fitondrana no tsy mahay mampiasa azy? [quote=midi]La plupart des techniciens et ingénieurs en technologie de l’information et de la communication malgach... suite
répondu par tsangana le 01/10/2005 21:05
intelligenzia ( 15/02/2005 22:37)
raha ilaina ny hitabataban'ny intelligenzia amin'ny gazety iraisam-pirenena (amin'ny fiteny frantsay sy anglisy ary espanola sy alema), mikasika ny zava-misy eto Madagasikara dia azony atao izany mba... suite
dondrona ( 09/02/2005 02:11)
refa tsy afa-panadinana ny dondrona dia migrevy sy mitady hanala ny tale jeneralin'ny sekoly ENAM. refa atao atosi-potsiny misondrotra kilasy indray dia be style hoe sortants ENAM. Ireny no karazan'o... suite
répondu par xxx le 11/02/2005 08:46
bebe ( 04/02/2005 02:13)
ratsy taiza ve araka ny hevitrareo ny tanora ankitrio... suite
répondu par rakotokely le 29/05/2005 15:33
ikaretsaka ( 14/01/2005 00:01)
Ahoana indray ianareo amin\'ilay ankizy kely miady ka samy tezitra ka mifanompa nefa tsy mampiasa teny ratsy... sendra mba hitako manko ireto roa vavy niady dia manao hoe -Itena ohatranny Choux fleu... suite
répondu par kinaoly le 06/02/2005 08:55
mandrikana ( 11/01/2005 17:08)
Efa 1551 izao no isa .Misaotra anareo izay manampy ny tosika ary mampandre ny havana aman-tsakaiza http://unilog-awards.ath.cx/les_votes.php /> CLIQUE ET SOURIS ! c\'est : - Un constat : Plus... suite
répondu par Patrick le 25/02/2005 10:32
ikaretsaka ( 30/12/2004 05:22)
Tantara tena niseho ity! ary tany madagasikara.. sekoly anankiray ao Antananarivo! Malaza moa izao ny mpivarotra mandende ka lasa lamaodin\\\'ny ankizy vavy classe de secondes no miakatra ny fanao... suite
répondu par moi le 24/02/2005 11:04
sechat ( 14/12/2004 16:38)
Ahôna tokoa ry reto no atao raha te hanokatra diplôma vao2 any @tsika ka hafa noho ny eny ankatso ? Otran\'ireny an\'ny inscae reny? Iza no atonina ary inona no atao, firy taona vao vita? ... suite
répondu par booboo le 31/05/2005 15:43
william ( 26/11/2004 11:57)
Salut daholy é. Izaho indray ity mitondra adi-hevitra vao2 ity. Hono hoa, mba ahoana indray ny hevitrareo ny @ ity resaka fanolan-jaza isan\'andro ity. Efa tena dia mankaleo mihitsy; sa ahoana hoy ... suite
répondu par nounoussie le 06/08/2005 08:32
sambatra73 ( 18/11/2004 08:12)
Efa napetrako tary @ vaovao tselatra na dia efa ela aza ty no nivoaka, sao d mety liana enao. Le Directeur général invite les jeunes chercheurs à postuler pour les bourses UNESCO-Keizo Obuchi C... suite
répondu par gasykely le 24/11/2004 01:17
kally ( 09/11/2004 18:24)
Napetraky ny ministeran\'ny fampianarana izao ny atao hoe \"classe de la réussite\", tsy misy mpianatra mahazo mamerin-taona intsony.Ny mahaloza azy anefa dia tsy hoe terena ny ankizy hahazo salan\'i... suite
répondu par Ramaso le 04/02/2005 05:31
xxx ( 08/11/2004 06:35)
tena zefa ra izao kôzy e! http://www.prophetofdoom.net/toc.html :-D... suite
william ( 05/11/2004 11:14)
Tsy fantatro raha mitovy hevitra amiko ianareo fa isika malagasy matetika dia tsy sahy maneho fitiavana loatra, indrindra eo amin\'ny fifandraisan\'ny ray aman-dreny sy ny zanaka ka mazana tsy dia af... suite
répondu par titakely le 28/11/2004 09:07
fatsoraly ( 30/10/2004 06:10)
LMD
mba aharaka ve ireo mpampianatra @ oniversite Malagasy ireo @ fiovan\'ny fampianarana ho LMD? Ny frantsay aza ity toa vizana sy mimenomenona. :-D ... suite
répondu par fijo le 04/02/2005 05:29
mijo ( 20/10/2004 14:19)
Inona ny mety mahatonga ny mpivady hisaraka ?.Ary inona no mety ho fiantraikan\'izany eo @ ankizy.... suite
répondu par bekorontana le 06/11/2004 11:38
mijo ( 20/10/2004 14:16)
Inona ny voka-dratsy mety hateraky ny fisarahan\'ny ray aman-dreny @ ankizy:Fisarahana ara-nofo ( divorce ) .... suite
répondu par ramaso le 26/10/2004 20:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0588