Fanabeazana
jhouhlambout
(
05/09/2004 08:33)
1.Quand il est petit, donnez lui tout ce qu'il désire. Ainsi, quand il sera grand, il croira que le monde doit le faire vivre.
2.Quand il commence à dire des gros mots ou des plaisenteries déplac...
suite
répondu par jhouhlambout le 26/10/2004 12:14
fatsoraly
(
21/08/2004 05:30)
Antony iray lehibe tsy mampamndroso antsika ny tsy fisian'ny boky fanabeazana eto an-toerana.
Raha misy tahiri-kevitra na boky na lahatsoratra tadivina kanefa tsy afaka manafatra noho ny antony samih...
suite
répondu par tsangana le 01/10/2005 21:00
ludo
(
20/08/2004 15:28)
Inona no mampiavaka reo totra 2 ireo raha ny tsy mihafahafa lazaiko eto d ny olona zay mivatambantana @ retra2 zany we tia misavasava ny secrets nao na ny sakafo mipetrapetrak\'aza tonga d maka izy ts...
suite
répondu par booboo le 05/10/2004 09:36
xxx
(
14/08/2004 14:28)
manaôna daholo
Za wa ry zareo manomana ny maîtrise-ko @ ity taona ity ka maniry ny hanoy ny fianarako any Europe (indrindra ao France) ary tsy mahafantatra ny fombafomba fanao amin'izany , koa mang...
suite
répondu par jon le 08/09/2005 12:37
peluche
(
13/08/2004 11:40)
Any montréal ihany no fantatro,hitako @ilay site ato.Aiza ny sasany?
Indrindra fa ho an'ny ankizy,hampahafantarina azy ny momba an'ny madagascar(ny dihy-ny teny malagasy-ny fomba)....
suite
répondu par ramaso le 25/01/2005 18:54
pisou
(
11/07/2004 12:42)
Izaho dia 28taona ny vadiko 47taona izahay dia mipetraka aty frantsa. Efa 6bolana lasa izay ao nanao fausse couche ary hatramin'izao aho tsy mety bevohoka, izahay aloha mbola tsy nanao examen satria n...
suite
répondu par pisou le 27/07/2005 07:49
sariaka91
(
10/07/2004 10:57)
Amin'izao fotoanan'ny fandrosoana sy fivoarantsaina izao, mbola ekenareo ve ilay fitenenana hoe "ny zaza tiana no anarina sy faizina", sa ho ezahina ny tsy hikasihintanana ny zanaka fa torohevitra sy ...
suite
répondu par sofina le 03/03/2005 08:03
dronga
(
29/06/2004 06:36)
ahoana ny hevitrao momba ny formation @universite sy ny formation professionelle eto mada...
suite
répondu par zandrinifijo le 24/10/2004 08:06
xxx
(
21/05/2004 18:49)
misy faculté sciences sociales ve any dago?département ana sociologie-science politique ohatra?...
suite
répondu par masinkery le 10/11/2005 09:41
fatsoraly
(
01/05/2004 05:37)
/****************************/
Ny mpampianatra:
- kely karama
- tsy misaina afa-tsy ny resa-bola ka manao ny fampianarana ho ambinambin’asa
- “mangalatra” na mampiasa ny fitaovan’ny oni...
suite
répondu par zandrinifijo le 20/10/2004 10:31
alz
(
30/04/2004 11:51)
Ianareo ve efa mba nisy objectifs nohezahanareo notratrarina, dia nikofoka be ( niari-tory, nifoha maraina, nikotrana, nihinana tamenak'adody...) toy ireny tamin'ny Film Rocky ireny?
Dia ahoana?...
suite
répondu par fijo le 07/05/2004 01:24
ravatorano
(
30/04/2004 08:28)
Feno 73 taona ny RNM izao satria niorina tamin ny 29 avril 1931.
Maro ny zavatra niainan nizany radio nasionaly malagasy zany.Tao ny mangidy sy ny mafaitra tao koa anefa ny may toy ny tantely.
Ho an...
suite
répondu par jaombilo le 03/07/2004 12:24
xxx
(
20/04/2004 16:35)
Mitaraina ny Ray aman-dReny fa vetaveta fiaina sy mafy loha ny ankizy ankehitrio. Ny mahavariana anefa dia raha vao maota fotsiny ny ankizy vavy dia efa hividianana akanjo eny am-poto-pe. Ka tsy mahag...
suite
répondu par mihanta le 17/12/2004 07:15
ralanz
(
20/04/2004 06:47)
firy taona ry reto ny tovolahy sy tovovavy no tena tsara manorina tokantrano a ?...
suite
répondu par fijo le 10/05/2004 23:08
alz
(
31/03/2004 09:18)
Ahoana ny hevitrareo momba ireo raiamandreny sasany manome "ambition" glady be ho an'ny zanany ho lasa "tabiha sy reharehan'ny fianakaviana sy ny firenena"?
...
suite
répondu par tsilan le 21/04/2004 14:17
angie
(
23/03/2004 09:38)
Ahoana no hevitrareo @ fampiasana ny radio ho fampianarana sy fampandrosoana ny fokontany, faritany, firenena? Inona no soso-kevitra azo atolotra entina hanaovana izany? Ohatra hoe ny fampianarana ny ...
suite
répondu par fijo le 14/04/2004 23:25
angie
(
19/03/2004 20:16)
Ahoana no hevitrareo rehefa mahita mpifankatia mifanoroka maharitra eny imason'olona eny? Any Indonesia mandoa sazy lafo be izay tratra manao izany....
suite
répondu par anjelykely le 06/05/2005 15:28
librepenseur
(
12/03/2004 10:17)
Zava-misy eto Madagasikara:
Mahavariana fa matetika dia hita sy re fa miteny ratsy ilay mpilalao eo amin'ny fahita lavitra. Teny frantsay moa no ankamaroan'ny horonan-tsary hitan-tsika, izao anefa, r...
suite
répondu par ikaretsaka le 18/04/2004 00:39
fijo
(
20/02/2004 11:21)
taloha dia nalaza ny fahaizan'ny gasy taty france sy tany andafy hafa tany.maty io lazan tsika io tamin'ny andron'ilay vendrana iny.amin'izao fotoana izao dia manomboka tsapa indray ilay fiverenan'ny ...
suite
répondu par fijo le 14/04/2004 23:35
