ny fahatsorana

1. jon ( 26/11/2005 16:35)
haona tokoa ny fomba ampiasana ny fahatsorana mba tsy ho lasa fahadalana sy fahabadoana !
satria ny olona tsotra matetika dia hambakaina !
novalian'i vale ny 20/12/2005 22:52
2. diamondra27 ( 26/11/2005 17:08)
ny ahy aloha de tsotra @olona za fa refa hitako fa ratsy le olona eo anatrehako de mba mivadika koa za
3. Herimiafina ( 26/11/2005 18:23)
Tandremo fa ny fahatsorana koa dia fitaovana mahery vaika entina miady an.

Morà tahaka ny voromailala sainfy fetsé tahaka ny menarana hoy ny Soratra Masina izay.
4. vale ( 26/11/2005 20:50)
Jon> ny ola tsotra tsy misy idiran'ny fahabadoana mihintsy fa io safidy ny tsi 11 hoe hanao tsotra za na hanao masika na ratsy fanahy!!!misy ola ratsy fanahy fa nefa tena bado be, misy koa ny olona sarotsarontiny nefa bado, ka mitandrema fa diso ny fihevitrao an!
5. sipagasy ( 27/11/2005 09:03)
marina ny tenin'i vale fa mmmhhhhh ny sasany dia hita fa dia fanararaotana be tsotra izao no ataony rehefa tsotra ilay olona e!!! mampalahelo mihintsy annn
6. fasaly ( 27/11/2005 17:37)
izaho aloha de tena olona tsotra de tsotra, fa tena tsapako fa misy tokoa ny olona mandray anao ho bado sy azo ambakaina, ary zà tena adala tokoa aminizay fahatsorana izay satria manome farany izay maximum aho fa rehefa hitako fa manararaotra ny fahatsorana loatra ilay olona de tonga ho azy ny déclic de amzay vao fantar'ilay olona fa hay tsy bado sy tsy azo ambakaina,, lay fahatsorana amiko dia toetra voajanahary, tsy amboarina, fa afaka asianao fetrany lay izy raha lasa lavitra loatra....
7. vale ( 27/11/2005 21:40)
sipagasy:

marina ny tenin'i vale fa mmmhhhhh ny sasany dia hita fa dia fanararaotana be tsotra izao no ataony rehefa tsotra ilay olona e!!! mampalahelo mihintsy annn



izay indrindra manko ry sipagasy an, ny ola tsotra tena araraotin'ny ola foana @ ilay fiheverana ilay olona ho bado!!!hihihi
8. pika ( 28/11/2005 05:01)
azo atao tsara ny tsotra fa tsy bado akory
tsy fantatrareo angaha ilay hoe ny olona rehefa tsotra ka rehefa mivadika aminy ianao dia mety mahavita zavatra goavana be tsy zaka izy
9. fasaly ( 28/11/2005 06:57)
pika mi konfirma ozay voalazanjy zay zà...
10. soanava ( 28/11/2005 08:34)
tena efa vitsy ny toan'i fasaly satria izaho dia
mihataka izao no ataoko indrisy tsy tiako intsony
ny "deception" nohon'ny fahatsorana
11. fasaly ( 28/11/2005 08:43)
ka ny decption misy foana njainjay anie fa tsy mety fay e!!!!!! izay no antony hilazàko hoe efa voajanahary lay toetra de sarotra be ny hanova azy...
12. Herimiafina ( 28/11/2005 21:11)
Tsotra daholo anie nareo zany e, tsotra be mahafinaritra, bisous daholo ary e. heheheheheh :*:*:*:* :-D:-D
13. ravakamalala ( 01/12/2005 16:05)
sao d tsotsa lôtsa njay!:wink:
14. Herimiafina ( 01/12/2005 19:04)
Otsanao, tsotra kely mahafinaritra, maontina ery, marina tsy tara mahintsinyz ah vao nahita anao, tovovavy tsy fahita etsy sy eroa, tsotra, tsotra loatra aza indraindray, i ravakamalala, :*:*:*:*
15. ravakamalala ( 01/12/2005 19:57)
ianao wa ry herimiafina aza dia manararaotra fahatsorana ohatran io, :-D:-D ianao mihitsy kay lé mpanambaka
16. Herimiafina ( 01/12/2005 20:32)
Hay, hitanao amin'izay zany fa misy olona tsotra de tsotra nefa kay mpanambaka be an, Izay le tiko demontrer-na kely. Tanjemo zany ry zareo, hehe:-D:-D
17. ravakamalala ( 01/12/2005 21:40)
tsy tahotra, tsy henatra, dia sahianao:-D:-D

18. Herimiafina ( 01/12/2005 21:49)
Zao le filozofia e, tsara be ny olona tsotra "raha tena tsotra marina tokoa" fa tsy hoe sarokenatra na misy intérêt eo de manao amboadia mitafy zanak'ondry. Tsara ny fahatsorana raha miampy honneteté no tiako tenenina.
Ny mpisoloky sy ny mpamitaka koa mantsy de mody manao tsotra be, mampireska ary manome fitiavana sandoka mihintsy aza, koa tandremo ry havana malala isany, hehehehe:-D:-D:-D:-D
19. ravakamalala ( 01/12/2005 21:53)
Ka ny ankamaroan ny gasy dia tsotra noho ny hasarotan-kenatra.

Io koa angé lé vazah reto ihany no mahatonga an io e! sesefana foana hoe ny malagasy dia peuple accueillant, souriant, docile, mba tsy ilazana hoe soumis.

miha mankaleo ahy mits reto vazah reto, nefa vao mihiratra ny masoko dia izy no hitako satria za aty am taniny!:°)
20. Herimiafina ( 01/12/2005 21:58)
Raha efa ela ndroky ny tany de jereo tsara fa tsy maharemarka tsony ndroky hoe hay kay fotsifotsy ny vazaha. Fa inona marina moa no mahasamihafa azy amin'ny olona rehetra e? toa tsy misy kou, samy olombelona ihany klé, mora vonoina, mora velomina, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.5935