ny fahatsorana
21. ravakamalala
(
01/12/2005 22:09)
vazaha : malany, tsy miteny gasy, mena sofina, lava orona, ...tsy mitapaka...
22. Herimiafina
(
01/12/2005 22:25)
Afaka sasana etsy anosy izy, afaka ampianarina teny gasy, afaka hafenina ny sofiny, afaka tapahina ny zôzô-ny, fa le orona kalongany tsy lasa e, anisan'ny olandraherimiafina io, hehehehe:-D:-D:-D:-D
23. ravakamalala
(
01/12/2005 22:28)
Maha be zistoara zany. Aleoko mijanona ho tsotra dia ny ahy ihany no tiaviko : ":wink:gasy is beautiful, babe"
25. jennifer2
(
03/12/2005 17:06)
H3e he, tsy tahotra tsy henatra de tonga de manjono an'i ravaka indray i herimiafina. alazako an'i hesham an, za avy aza de efa mahasaro-piaro azy.:evil:
26. Herimiafina
(
04/12/2005 01:19)
jennifer2:
H3e he, tsy tahotra tsy henatra de tonga de manjono an'i ravaka indray i herimiafina. alazako an'i hesham an, za avy aza de efa mahasaro-piaro azy.:evil:
Ary ndroky kou zao toa tsonjo glady be mahavita ny kaliko herin'andro, ao fa jonoiko amin'ilay haratobeako ato konkou njy raha izany, hehehehe:-D:-D
27. jennifer2
(
04/12/2005 01:47)
za tsy azonao zany. fa za mitsoriaka be. fa firy tokoa zay ny tsonjo azonao?
28. Herimiafina
(
04/12/2005 02:29)
Mbola tsy misy, ny ahy ny tsonjo, jerena fotsiny no itiavako azy de adalaina, hehehehe:-D:-D:-D:-D
29. jennifer2
(
04/12/2005 03:30)
ka tsy azo atao sakafo anie le tsonjo raha jerena fotsiny e! mila alaina mihitsy izy de andrahoina na endasina.
30. vale
(
06/12/2005 22:51)
pika:
azo atao tsara ny tsotra fa tsy bado akory
tsy fantatrareo angaha ilay hoe ny olona rehefa tsotra ka rehefa mivadika aminy ianao dia mety mahavita zavatra goavana be tsy zaka izy
ko matetika ny ol tsotra toetra tena tia sy mandray @ fo izay! ka raha ivadihanao kosa izy ohatra eo ianao vo gaga oe ay ve mba mety tezitra iany tony ol tsotra itony e!hihihi
31. ravakamalala
(
10/12/2005 15:37)
dia tsy tsotra izany ilay olona fa mody tsotra fotsiny, tsisy mivadika zany fa rehefa tsotra dia tokony ho tsotra foana fa tsy manao sarin ady!!
32. Herimiafina
(
10/12/2005 15:47)
Ary ravakamalala hoa otsan'ny lasa masika kely izany e, otsan,ny mangovitrsa mahintsiny ny size ato klé, hehehehe:-D:-D
35. ravakamalala
(
12/12/2005 13:22)
inn dôly ty ? bedin rafotsy amin io ianao, tournedos ny laokanao raalina, sady tsy hahazo lamba ianao
36. zandrikely
(
15/12/2005 18:04)
ilaina ilay fahatsorana , marina daholo ny voalazanareo , fa ny olona rehefa tsotra be dia matetika voa fona , fa tsy maninona e , za ko dia toy izany , zay olona mangataka sy mila vonjy dia avy na dia efa vizaka aza , fa ra vao hitako sy tsikaritro fa manomboka mivadika na manararaotra dia veloma e , @zay enao sty misy olana fa mba efa nanao ny tokony atao e , fa ny ho avy sy ny manaraka no tandremana , io ko dia mtena toetra ao anaty ao ka tsy afak mihintsy , na izany aza jerena ihany ny atao e
37. vale
(
20/12/2005 22:49)
ravaka> tsy sarin'ady, fa ny ola tsotra mandainga raha hoe tsy mety tezitra izany! raha tsy hoe olona "artificielle" angaha!hahahaha...fa ny fomba haneony ny hatezerany no hafa (malefaka na mety hitroatra!) arakarany!misy tsy miteny fa mihatakataka @ ilay nanararaotra azy, misy indray maneho ilay fahatezerany! ko olombelona izao ve tsy hanana fahatezerana!asa aloha e!
ary izay ny hararaotin'ilay mpanambàka satry mihevitra izy fa tsotra dia tsy hety ho tezitra izany ny dikany na inona ataony na inona!hahahaha..;
fehiny> ny fahatsorana koa dia azo adika ho fandeferana, ka izay no mahatonga ilay mpanambàka ho "surpris" rehefa mi-"réagir"ilay ambakaina :-D
ary izay ny hararaotin'ilay mpanambàka satry mihevitra izy fa tsotra dia tsy hety ho tezitra izany ny dikany na inona ataony na inona!hahahaha..;
fehiny> ny fahatsorana koa dia azo adika ho fandeferana, ka izay no mahatonga ilay mpanambàka ho "surpris" rehefa mi-"réagir"ilay ambakaina :-D
38. vale
(
20/12/2005 22:52)
Herimiafina:
Tsotra daholo anie nareo zany e, tsotra be mahafinaritra, bisous daholo ary e. heheheheheh :*:*:*:* :-D:-D
herimiafina>:-D:-D:-D
