Fanabeazana

LazaDaddy ( 17/08/2006 06:37)
Na dia eo aza ilay fitenenana hoe "firaisan-kina no hery" dia beazina amin'ny fitiavan-tena ny Malagasy; ary fanoitra amin'izany ny famporisihina azy hifaninanana amin'ny mpiara-belona aminy. Ahoan... suite
répondu par soanja le 21/08/2006 10:10
Herimiafina ( 09/08/2006 19:05)
Maro ny zavatra ilana ny "fandokafana", toy ny zavatra tsara vita ny tanjona tratra, ny qualité, sns. Tandremo anefa fa ny fandokafana be loatra mitarika ny olona hanaovana azy tsy hivoatra intson... suite
répondu par Fiffi le 13/08/2006 12:25
rafety ( 09/08/2006 11:43)
ny hevitry ny malagasy momban'ny vehivavy;ny fandraisany azy:fanaka malemy fotsiny ve?sa fototry ny aina sy ny fahefana?... suite
répondu par andry08 le 26/08/2006 20:08
Herimiafina ( 05/08/2006 14:09)
Hoy ilay Mpampianatra/Mpikaroka amin'ny resaka sosialy (sociologie) sady lehibean'antoko politika malaza, izay, mantsy anay fony mbola mpianatra teny Ankatso fahiny: "misy fomba anakitelo hahafahan... suite
répondu par andry08 le 12/09/2006 20:15
xxx ( 04/08/2006 11:48)
mba tanisao ry zareo ny fomba tokony hatao rehefa eny imasom-bahoaka a! ohatra hoe: invité mamonjy ireny fety misy olona ambony ireny ... suite
répondu par Fiffi le 21/08/2006 20:50
dasy ( 29/07/2006 17:21)
misy mahalala ny site hazaona ny resultat bac malagasy 2006 teo ve nareo... suite
répondu par pissoa le 06/08/2006 09:53
rabaradaka ( 24/07/2006 06:35)
Raha mijery TV ianao dia mahita fa tsy ahitana endrim-panabeazana mihitsy fa lasa pub sy film ary horreur avokoa. Any an-dakilasy indray tsy mampita fahaiza-miaina intsony ramose sy madama fa dia ny l... suite
répondu par Fiffi le 04/08/2006 04:51
ponita ( 13/07/2006 12:13)
manahoana daolo o! mitady tanora na bebe na efa neny malagasy mba hitaiza anahy rehefa tsy eo ny neniko aty etampes zay, rer c manorata amin'ny mamanay izaho dia sipakely 20 mois... suite
répondu par ponita le 20/07/2006 11:43
soanja ( 30/06/2006 22:37)
Hono hoy aho, ianareo ve mba efa mahafantatra olona tia mividy zavatra amin'izao fotsiny nefa tsy ilainy ilay izy na efa ananany be dia be na omeny ny hafa fotsiny. Ireny ve aretina sa ahoana? Ary ino... suite
répondu par soanava le 08/08/2006 07:18
rasah ( 29/06/2006 15:42)
efa misy ve ny fikambanan'ny mainty molalin'ny lycée andré resampa ao antsirabe ambony vohitra. raha toa ka mbola tsy misy dia andao ry namana izay nanarato fahaizana tao hanangana azy a!... suite
répondu par rasah le 11/07/2006 06:13
naej ( 29/06/2006 12:14)
83%ny salam-pahafana t@ CEPE tamin'ity taona ity izay voalaza fa nisy fihenany raha mitahy @ tamin'ny taona lasa.Dia tao aoriana kely dia nivaly indray ny 6e izay teo @ 35% teo no afaka ary tena ambon... suite
répondu par HESHA le 18/07/2006 05:39
LazaRandri ( 29/06/2006 01:12)
inona marina no mba tena vokatry ny fikarohana vitantsika ety Ankatso ety e? Fanararaotana ny mpianatra sy ny fanjakana? hahaha! Toa velon-taraina foana isika hoe tsy ampy ny famatsian'ny fanjakana ka... suite
répondu par kally le 03/07/2006 12:03
mahandry ( 28/06/2006 11:13)
naona no be ny milaza fa fahotana ny misafidy ny tsy hiteraka. Arena tokoa ve ny zaza, mafinaritra ve ny mahita ireo tsy ampy taona maro mirenireny fa tsy misy mpiahy na misy ihany fa tsy ampy izay am... suite
répondu par dailynews le 20/09/2006 16:32
rabaradaka ( 23/06/2006 05:42)
Zay no malaza : tafatsangana ny birao vaovaon'ny Association des Jeunes Universitaires de Vakinankaratra ka mba manentana anareo mpianatra mpitsoka ovy avy any Vakina hanatevin-daharana.... suite
répondu par rabaradaka le 23/06/2006 11:18
gasy4ever ( 16/06/2006 09:03)
Manao ahoana daholo ! Mba omeo sopapa (teny famangiana araka ny fomba gasy) ny tenanay satria hamangy manjo namana nodonampahoriana. Dia misaotra mialoha ... suite
répondu par Fiffi le 16/06/2006 12:08
toovs ( 15/06/2006 09:40)
mahavariana ahy fa be ny malagasy tsy mahafantatra intsony ny fitsipi-pitenenana teny gasy. Asa be angamba no tsy nampianarina an'izany tamin'ny kilasy ambany. aiza ka misy ny mampiaraka sy mampivady... suite
répondu par pissoa le 16/06/2006 09:22
xxx ( 09/06/2006 21:41)
Miarahaba e, Asa ianareo na mba miray hevitra amiko fa misy hoà olona dia tena ampijalian'io fialonana io, hany ka na dia zavatra fantatra, na hananana, dia lasa mandainga ny olona na manafina mba... suite
répondu par vale le 27/06/2006 12:49
jon ( 09/06/2006 14:41)
ny sekoly hiany ve no toerana azo iadiana amin'ny habadona sa mety misy toerana hafa ho an'ireo efa tsy mankany intsony !... suite
répondu par mandrindra le 13/08/2006 11:52
Simpona ( 08/06/2006 14:20)
Mba omeo anarana kintana amin'ny teny gasy we ze mahalala (oh: Fitarikandro, ...) Misaotra... suite
répondu par Fiffi le 10/06/2006 11:48
victime101 ( 02/06/2006 15:43)
Raha misy ny zavatra tsy mandeha tsy ankizy ny diso fa ianao lehibe,ka marina aaaaa... raha misy ny ankizy ny miteny ratsy dia ianao lehibe no nampianatra azy... raha misy ny ankizy no be mokon-do... suite
répondu par ounjasou le 28/07/2006 07:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0416