Fanabeazana

niryna ( 01/03/2007 11:42)
Tsy lavitra ny vodim-paoma mihitsy ny paoma na tsy lavitra ny hianjeran'ny voankazo mihitsy ny hazo niaviany.Noho izany izay maha ianao anao no ho azonao eo amin'ny fitaizana ny zaza.(What you are is ... tohiny
novalian'i kanto10 ny 20/03/2007 15:22
xl ( 28/02/2007 12:50)
Raha te hiroso lalina @ fanabeazana ny fanjakana dia tokony hitsimbina ny foibe na sampampampianarana maro, Izany hoe hampirisihina ny mpandraharaha na mpampianatra hanitatra ny sekoly sy fianarana a... tohiny
novalian'i pimaso ny 27/04/2007 12:09
kally ( 22/02/2007 18:55)
Gaga aho raha nahita ny fomba vaovao enti-mampianatra ny ankizy any @ fanabeazana fototra amin'izao.Asa na ny hahadonendrina ny ankizy no tanjona na ahoana fa dia tsy rariny loatra!... tohiny
novalian'i lila ny 02/04/2007 10:47
Solitikabe ( 21/02/2007 23:57)
Tary @ tetsy sy teroa tary ito no entiko eto indray. Mahagaga mihintsy fa tsy mety zakan'ny olona Malagasy toa ahy ny mahita ny namany faly mba milaza ny zavatra vitany. Fa dia lazaina manindry sy mi... tohiny
novalian'i xxx ny 06/03/2007 12:55
niryna ( 13/02/2007 06:57)
Raha zohina dia ny ray matetika tiany ny zanany vavy na na mirona kokoa any amin'ny ray ny zanaka vavy,ary toy izany ihany koa ny lahy,mirona any amin-dreniny.Raha misy zaza roa lahy eo anefa dia mate... tohiny
novalian'i niryna ny 06/03/2007 08:08
niryna ( 12/02/2007 19:08)
Mireraka fiantraikany eo amin'ny ankizy ny tsy fahampian'ny fitiava eo amin'ny fahazazany.Mila miaraka aminy isika rar amin'izay fotoana kely tokony hanantsika.Ny mety ho vokany,misy ny tsy ampy fitia... tohiny
novalian'i linarako2 ny 02/03/2007 23:09
xxx ( 12/02/2007 15:51)
Inona no mahatonga ny zanaka entre 4 à 10 ans lasa any @ rainy daholo ny fitiavany , fa tsy dia mahazo anjara ilay tovovavy ??... tohiny
novalian'i Mitah ny 28/02/2007 20:07
josvoh ( 11/02/2007 14:12)
21 toana ilay lahimantoa,18 toana ilay fahevo ary 14 ilay faralahy!Ilay zokiny roalahy miaraka @ mpirahavavy izay zokiny 3 toana dia efa manana janaka avy izy roa!Ilay zokiny tapa-kevitra fa hanamba... tohiny
novalian'i josvoh ny 07/03/2007 15:38
niryna ( 09/02/2007 20:58)
Misy tantara roa marina ireto:namonontena ity rangahy noho ny eloka vitany ka namela ny vadiny sy ny zanany enim-bolana ary dimy taona.Tsy sahy nilaza ny zanany mihitsy ity maty vady na dia fantany a... tohiny
novalian'i tolona ny 06/04/2007 00:37
Aino ( 07/02/2007 14:22)
mba ahoana sy ahoana moa ny nom:hoatra hoe Rano,Trano sns prénom: pronom: verbe: article: subjectif: adverbe: adjectif: etc... @teny gasy... tohiny
novalian'i niryna ny 15/02/2007 06:24
bazylou ( 05/02/2007 19:07)
tokony hiandrina ny mpanao gazety mpampasa io teny io satria mampisy ny tsy misy ary ny manimba ny efa misy... tohiny
Baovola2 ( 02/02/2007 14:17)
Tankina sy malahelo ary azo lazaina ho kivy aho nahita tamin'ny gazety androany fa misy "mercenaires" mikarama manoratra ny memoiren'ny etudiants eny Ankatso ary tena efa maro no manao an'io satria di... tohiny
novalian'i sitlo ny 10/02/2007 04:17
miangalyandria ( 30/01/2007 04:28)
Mba teneno ahy tokoa hoe ry reto hoe ohatrinona izao ny écolagen'ny mpianatra any Dago any :?: dia mbola toy ny taloha foana ve lay hoe misy sekoly manao dokam-barotra be :?::?:dia avy eo be loatra n... tohiny
novalian'i niryna ny 06/03/2007 08:20
ambivotra ( 28/01/2007 17:42)
"le planning familial à Madagascar question ethnologique et anthropologique". Izay namana mety manana documents mety ialaina amin'io sizé io dia ianganviana indrindra mba hanampy... tohiny
novalian'i niryna ny 04/02/2007 06:18
niryna ( 26/01/2007 17:06)
Inona no tianareo atao rehefa lehibe? Dia tena tonga tamin'ilay tanjona tokoa ve amin'izao lehibe izao?8O8O... tohiny
novalian'i niryna ny 04/02/2007 06:17
niryna ( 23/01/2007 18:48)
Tena mahagaga ny zaza fa rehefa nampianarina nilomano dia nahay na vao teraka kelikely aza:roll::roll:... tohiny
novalian'i niryna ny 04/02/2007 06:08
LazaDaddy ( 12/01/2007 04:24)
Mety ampandroso firenena ve ny ambaratonga ambony? Sahy hiroso amin'izany ve ireo tompon'andraikitra sy mpampianatra isan-tsokajiny raha ampandoavina saram-pianarana ny mpianatra? Voaresaka mateti... tohiny
novalian'i lila ny 28/03/2007 12:51
niryna ( 06/01/2007 04:08)
Vokatry ny zava-misy amin\'izao fiainana izao dia tsy mora intsony ny mitaiza tanora.Mila toro-hevitra.Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i niryna ny 26/01/2007 16:51
Ruby ( 29/12/2006 00:50)
efa mba nihatsara ny siten ny oniverite. sa ahoana. mbola misy tokony hampiana ve? http://www.univ-antananarivo.mg/... tohiny
novalian'i niryna ny 26/01/2007 07:21
sarahvony ( 27/12/2006 12:54)
mba toroy hevitra avy aminareo mpanabe sy efa nitaiza zazalahy : ilay zaza 3 taona sy tapany dia efa manomboka mitady plaisir ami'ny sexe-ny, miafina dia mi-"mast". efa reko ny hoe manao découverten... tohiny
novalian'i sarahvony ny 29/12/2006 05:27
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2087