Fanabeazana

tsaramaso ( 08/10/2007 08:33)
Ary tamin'ny andro faha-6 dia hoy i Venter tamin'ny zanany : Andeha isika hanamboatra ragidro tahaka antsika. Dia hanamboatra ragidro izy, ka mitovy amin'ny [b][url=http://www.poptech.org/images/spea... tohiny
Herimiafina ( 06/10/2007 04:23)
Toy ny isan-taona dia mamoaka ny lisitry ny fianarana ambony tsara indrindra eran-tany ity sampana iray any Chine ity. Ao anatin'ny zavatra jereny ny hatsaran,ny fampianarana sy ny mpampianatra, ny m... tohiny
novalian'i Jeankely ny 06/11/2007 09:57
Aino ( 05/10/2007 20:13)
raha mba misy mahalala ny boky izay hantsoina hoe domohina edition faha telo dia mba lazao aza fady. panoratra Ratsimbason Pierre Emile... tohiny
novalian'i Aino ny 05/10/2007 21:17
Lantoer ( 05/10/2007 13:07)
Hitovy hevitra amiko ve ianareo raha lazaiko fa 64=65? [url=http://www.youtube.com/watch?v=7hHZr91XWbw]64=65[/url] :roll::roll::roll::roll:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/10/2007 09:00
bolida77 ( 01/10/2007 09:31)
misaotra tamin ny fanoroana hevitra mahafinaritra b! niezaka nanantona ny mpampianatra aho sy ny rar sasany hay izy ty ka manana olana momba ny tokantranony de entiny any ampianarana de ny kilonga no ... tohiny
novalian'i xxx ny 03/10/2007 12:11
bolida77 ( 29/09/2007 14:58)
manoratra havia ny zanako tsy mety ovana havanana mitsy izy mbola classe de maternelle izy nefa de mahazo kapoka am mpampianatra fona fa miadana be hono ka ahoana ny tokony ataoko mba hanazarako ny za... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:30
boubounezy ( 28/09/2007 14:39)
tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy ka nareo aona @ zany fa za tena ty anio fitenenana io mintsy... tohiny
boubounezy ( 19/09/2007 10:36)
mila mamaky boky matetika na mijery reportage na manao voyage sns... ra te afantanjavatra misy2 kou2 enao akotrany fénarana. zay alou ny havitrako fa ny anareo no tsy aiko é!:lol:... tohiny
novalian'i aloalo ny 03/10/2007 05:58
bigy ( 18/09/2007 13:02)
iza no mahalala ny fisian'ny Ecole international de Comptabilité na EIC ? mba azo antoka tokouh ve izy io ary iza no tena tompony ? Tsika gasy manko tia mampianatra zanaka sy te ho tafita ka aleo mba... tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 28/09/2007 04:56
nirinkosoa ( 07/09/2007 07:21)
:roll:ahoana no mety atao raha te hanana zanaka hendry? ahoana no tsara atao raha tiana ho to teny @ zanaka? Inona avy ireo kilalao mety iarahan'ny RAD sy ny zanaka atao?8) ... tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:46
xxx ( 30/08/2007 08:41)
Mba tiako ho zaraina aminareo ity tantara kely iray ity, miala tsiny fa amin'ny teny frantsay ilay izy, ary somary lavalava ihany ka tsy voadika amin'ny teny gasy, moa koa sao dia misy teny tsy voad... tohiny
novalian'i tenagasy ny 01/09/2007 21:21
boubounezy ( 29/08/2007 21:42)
téléchargéo google earth ra té ijery anizao tontolo zao @ image satélita en 3d ianareo. madé any madagasikara mijery ny tanana naléhibé sns... d mazoto mijery é! mazo fafinaretana kou!... tohiny
boubounezy ( 25/08/2007 10:41)
iza nareo ny mbola matadidy lé tsénjery famaovana kilalao any dago reny fa ny anah ty zao ny tadididiko HA!HA!HA! hiiiiiiiii! nisy akou nandihyyyy! tao andakozyyyy! laniny alikadyyyy! dé tsy tadi... tohiny
puket ( 20/08/2007 07:20)
Efa mba miha lehibe iany ny tena reto ka mba mangataka "pistonnage" kely @ reto zoky ato reo an....Tapitra @ ity taona ity ny fianarana de mila manao stage sns...Ny olana anefa dia stage à "mobilité... tohiny
novalian'i anjeliko ny 03/09/2007 13:26
Fiffi ( 09/08/2007 06:27)
Inona ny hevitrin'loko am Malagasy ? ohatra: -Fotsy = fahadiovana -Mainty = fisaonana (fisoanana ftsn ve ?)... tohiny
Solitikabe ( 07/08/2007 14:05)
Salama daholo Mitarazoka lava be amin'ny gazety ny BEPC nivoaka nialohan'ny fanadinana, sy ny raharaha mikasika an'ireo ankizy notanana mikasika an'io raharaha io. Ny mahavariana ahy kely fotsiny al... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2007 14:21
xxx ( 04/08/2007 19:37)
Hatramin'ny lalam-panorenana vaovao iny fa fa hoe angalisy anisan'ny langue ofisialy dia rotoroto, fianarana anglisy, tsy mahita mpampianatra tena mba e ............ tohiny
rvrandriana ( 02/08/2007 05:19)
Mahavariana tokoa ny fivoaran'ny teknolojia ankehitriny: ny fahitalavitra, ny finday, ny internet sy ireo mifandraika amin'ny informatika,... Ireo rehetra ireo dia samy manintona avokoa: ao ny mahasoa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/08/2007 06:43
niryna ( 24/07/2007 06:23)
Mitovy ve ry ireto ny firenena raha resaka hoe intellingent izany no resahina? Misy milaza mantsy fa hoe any Japon hono no tena mahay indrindra ny mpianatra. Vokatry ny sakafo sa ny ora hianarana no... tohiny
niryna ( 15/07/2007 18:13)
Miarahaba antsika rehetra indray aho. Mba mahaliana ahy ny fianarana sy ny fialam-boly ary ny fialantsasatra any amin'izay misy anareo any.Mba afaka mizara amin'ny namana ve ianareo sy ilay toerana ?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0704