Fanabeazana
chouket
(
22/01/2008 10:18)
salut daholo!
sao dia mba misy mahafantatra psychiatre mahay sy indindra indrindra manana traik'efa amin'ny fanarahana zaza autiste ianareo?
na koa mahafantra ny fomba fitsaboana ny autisme?
2 ans ...
tohiny
novalian'i chouket ny 23/01/2008 10:02
jorandys
(
19/01/2008 15:33)
Fa maninona kay ny univesité 6 ihany nefa ny faritra 22, tsy tokony hoe université ray isaky ny faritra amin'izay ve?:-o...
tohiny
novalian'i Papoose ny 20/01/2008 01:50
niryna
(
10/01/2008 17:58)
Famaizana ny zaza,mila mikapohana sy mikiakiaka ve isika?
Ny zaza tiana no tsy tsitsiana ratsankazo hoy ny fitenana.Izaho nahatadidy fa tsy mbola nokapohin'i dadako na ny mamako.Ny rar any amin'ny fi...
tohiny
novalian'i niryna ny 15/01/2008 18:23
penina
(
03/01/2008 20:42)
Mety efa malaza fa mety misy tsy mahalala dia atoroko ihany.
Ny style Gasy dia hoe omena bourse ny mpianatra mba amporisihina azy hianatra. Dia fanampin'izay dia koa hoe: aleo izay tia hianatra dia...
tohiny
novalian'i Papoose ny 20/01/2008 02:20
niryna
(
03/01/2008 18:03)
Miankina amin'ny fiainana misy ny reny no ho avin'ilay zaza ao am-bohoka.
-Izay toetra ananantsika mandritra ny fotoana maha-bevohoka antsika na ny vady dia iny no hipetraka ho toetran'ilay zaza.(fa...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/01/2008 18:17
niryna
(
27/11/2007 05:16)
Maninona tokoa ry ireto no mahatonga ny ankizy mi-pipy am-pantaloha rehefa matory izy na dia efa lehibe aza?
Aretina ve ireny ary inona no mety fanafany na fanafody tokony atao aminy?
Misaotra mialo...
tohiny
novalian'i niryna ny 06/12/2007 07:39
xxx
(
26/11/2007 12:35)
novalian'i xxx ny 17/07/2006 20:23
ari.malala
(
21/11/2007 11:21)
Manahoana daolo indray,
Inona daolo ny signe ilazana fa hyperactif ny ankizy na ny zaza iray? Ary ahoana no fomba fitaizana azy?
Misy psychologue nilaza fa normal be ny zaza eo am 5 - 10 taona e...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 22/11/2007 12:02
salmo1
(
09/11/2007 11:37)
Misy ny vazaha maniry ti hahay teny gasy, tsy nandoavam-bola fa maimaimpoana.
Zarany lay mpampianatra koa aza; mahita lay vazaha miteny gasy sy hahazo ny fomba malagasy. Ary miezaka koa lay mpampia...
tohiny
novalian'i niryna ny 17/11/2007 05:28
sitlo
(
07/11/2007 17:50)
Ambaratonga voalohany sy faharoa no resahako.
Psy kely.
Ekena fa mahay noho ny mpianatry ny publique ny privee raha ny vokatra no jerena. Misy effet ratsy be any amin'ny mpianatry ny publique anef...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 13:02
keyoann
(
06/11/2007 23:20)
Ahoana no mba fijerinareo le fomba fampianarana eto dago?
Toa ndraindray tsisy akory le asa nony vita le fianarana.
De mangataka le hevitrareo ry reto a!...
tohiny
novalian'i dadane ny 20/11/2007 03:36
pifa
(
03/11/2007 11:46)
Manome lagy fotsiny le fampianarana eto Dago! :xisaky ny miova ny SG na Minisitra de miova ko ny prôgraman'ny papoosy kely, miova ny fomba fiasan'ny pampiantra (ora, boky ampiasaina, ...). miova dôl...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 19/11/2007 12:23
kitjo
(
26/10/2007 12:03)
Salama daholo,
Misy solosaina marobe tonga ao @ Ministeran' ny Fampianarana amin' izao, mbola misy ho avy aza.
Ny tanjona dia ny handrakotra ireny toeram-pampianarana ireny ny solosaina mba aha...
tohiny
novalian'i zamanoro ny 03/11/2007 16:18
niryna
(
22/10/2007 03:37)
Maninona tokoa ry ireto no mahatonga ny tanora mihaino mozika mafy be?Na mandeha eny an-dalana e,na mitondra fiara e,indrindra moa rehefa mampirina trano izany,avo dia avo anie izany e,hila ho vaky ny...
tohiny
novalian'i niryna ny 13/01/2008 23:55
Herimiafina
(
19/10/2007 04:58)
Nisy projet hoe Vohijoro izay henoko fahiny fa toa tsy re laza mihintsy taty afara. Io tetikasa io dia mikasika ny fananganana eraky ny 22 regions ao Madagasikara fianarana fambolena tena fambolena to...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 05/11/2007 07:34
Aino
(
16/10/2007 15:56)
mba mora tamin'areo ve ny nianatra azy io, indrindra fa le tsy mahazo mijery ambany ny maso fa eo @ ecrer ihany....
tohiny
novalian'i ari.malala ny 31/10/2007 11:49
ari.malala
(
11/10/2007 12:53)
Tsy haiko nareo raha nahamarika fa ny dessins animés amin'izao fotoana izao de misy mifanoroka ilay mitsôda be reny, d rarànareo tsy hijery anireny v ny zanakareo? ts zany mantsy fa ny zanako refa ...
tohiny
novalian'i kofbay ny 12/02/2008 15:43
boubounezy
(
10/10/2007 19:31)
talou d t@za mbola tany dago, d refa maba mivôka ny vhv @ tokantranony na mbola mipetraka @ ray amandreny, ka matetitetika lé fivoana, d lazaina fa fotsy varavarana ary tena ratsy b zany vhv fotsiva...
tohiny
novalian'i dziana ny 05/05/2008 10:54
salmo1
(
09/10/2007 11:09)
Iza no tinareo?
Mianatra any an-trano de rehefa tonga examen, de manala fanadinana any antsekoly fotsiny sa...
Mianatra any ampianarana ihany de ôtran-le tam T1 sy T2 ireny ihany.
(asa, ra m...
tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:12
ari.malala
(
08/10/2007 12:57)
Manahoana daolo indray,
Firy taona kay ny ankizy kely no tokony hadio? ilay efa mba mahay miteny pipi sy kaka reny? ny zanako mantsy 16volana, fa mbola tsy miteny, fa mbola manoa amin'ny lamba:{ ka...
tohiny
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:25